aoka le!!
81. ari.malala
(
29/02/2008 07:54)
zay mou zany le ts mba spesialista amle resaka makiazy makiazinareo ty d aleonay mande natoraly iany:) ts milokoloko fa ny molotra aza zara ra mis rozirozy kely discret d ampy zay :P
82. Papoose
(
29/02/2008 08:00)
tess, farany ho lasa tanimanga ty raharaha ty!!!
kallie, :-D rehefa star angamba de matoky tena loatra ka miova h@ loko:-D
kallie, :-D rehefa star angamba de matoky tena loatra ka miova h@ loko:-D
83. mmmhh
(
29/02/2008 14:45)
Le star koa ne ndraindray te hamoaka ny style maha-izy azy zao e! de hoe in ny look-ny
84. ikaretsaka
(
29/02/2008 15:33)
Papoose:
odry, inona no idiran'ny alika @zany??
sady raha vao miseho be vinany eo izy de ataoko hoe"paillettes, lacher!!":-P=))
tena rehefa mahazo alika vaovao aho dia ataoko hoe "paillette" ny anarany le!
Hiasa tsara aho kalongany
85. tess
(
29/02/2008 15:58)
ni81:
Ny crème fiarovana @ masoandro ilay atao @ tarehy koa dia mivoaka toy ny avy nanosotra tany ravo raha vao voan'ny flash @ fakan-tsary. Efa voan'io aho t@ naka sary atao t@ permis fa efa maika mou dia tsy nosoloiko fa nalefako t@ zao.
ka raha manao crème de tsara tsindrina fond de teint mi couvre tsara lay izy miaro ihany koa ny fond de teint mantsy! de touche finale blush raha tina:wink:
papoose::-D ka tsy aleo aza tanimbanga izy somary manga ihany tsy de hita toy izay otran'ny nosorana la craie anefa ny tena manga ihany :{
87. Papoose
(
29/02/2008 17:50)
ka raha tanimanga anie de samy mampangavoka ihany e!:-D
ika, tsara io rehefa hay ny manao azy, fa ohatran'ny hiteny hoe aleo le naturel ihany @ le volombava fa tsy tinapaka!:-P
ika, tsara io rehefa hay ny manao azy, fa ohatran'ny hiteny hoe aleo le naturel ihany @ le volombava fa tsy tinapaka!:-P
89. ikaretsaka
(
01/03/2008 16:08)
izay mako... samy hihosotra sy handany vola hiany nefa hitovy ny effects-ny rehefa avy eo
90. tess
(
01/03/2008 23:11)
tsary mitovy kausha e! mila manaraka séance de makiazy indray mandeha fotriny defa mahay manosotra sy mifidy ny loko mifanaraka amnao!
na manotany specialiste am makiazy refa tsary mahay!
na manotany specialiste am makiazy refa tsary mahay!
91. ikaretsaka
(
01/03/2008 23:30)
izay resaka hafa fa ity indray mitoraka ity rehefa samy hanao @ izay saim-patany ihany ..
dia mitovy! jereo ny effects ny
dia mitovy! jereo ny effects ny
92. Rasiligaoma
(
02/03/2008 07:18)
ity lamaody lamaodinareo ity re ry vehivavy e..
mba moramora ihany dia aza manao randrana tsy manendrika hoa satria hoe lamaody fa vao mainka mampihomehy
mba moramora ihany dia aza manao randrana tsy manendrika hoa satria hoe lamaody fa vao mainka mampihomehy
93. Papoose
(
02/03/2008 10:12)
nde hanafatra masonjoany aho hanandramako azy!
rasily, raha lamaody any anaty kialoty moa hanin?any tsa misy mahita fa le ety ivelany ro mahasadaikatra!8)
rasily, raha lamaody any anaty kialoty moa hanin?any tsa misy mahita fa le ety ivelany ro mahasadaikatra!8)
94. kallie
(
03/03/2008 07:21)
ka lé izy kosa nge ra tsy misy miteny nga fantatra oe "manendrika anà ve ty randrana ty".. ny akabeazany d oe lamôdy sy fanao d mbô atao...
Otranle robe barbôtezy sy bling bling ihany io...
Otranle robe barbôtezy sy bling bling ihany io...
95. Papoose
(
03/03/2008 12:16)
fa marina mihitsy fa betsaka ny miditra @ kilaoty tsy atonina @ty resaka lamaody ty!
sady ny gasy tia mifety lava ty?
sady ny gasy tia mifety lava ty?
96. ikaretsaka
(
04/03/2008 00:53)
Papoose:
fa marina mihitsy fa betsaka ny miditra @ kilaoty tsy atonina @ty resaka lamaody ty!
sady ny gasy tia mifety lava ty?
izay koa aloha marina e
97. Papoose
(
04/03/2008 04:47)
toty nenao idirako fa za ne gasy de tia mifety e!!:-P
za tena mandinika mihitsy aty fa na manao akanjo multi color aza ny vozah, azo jerena ihany na dia ny lokombatany, fa hitako @tenako le izy hoe tsa mety! ka rehefa mividy akanjo t sary de hoe zay anaovan'ny vozah de robohana aby!

98. kiadi
(
07/03/2008 08:09)
tsss! manin nareo zao reo botabota kely be vody kely mafatifaty reo?raha manana tsy mapiseho?=))=))=))
100. kiadi
(
07/03/2008 13:25)
tsy manana pôpôtain hotrizao indray ny sasany de mihalona ohhhhh :-D:-D:-D:-D