aoka le!!
101. ikaretsaka
(
07/03/2008 18:05)
tsy misy manda ny fananany popotin ange ry kiadi fa le mihinjitra @ kilaoty tsy antonina no..
ohatran'ny hoe tsy raharahanay ialahy na be tongotra na kely tongotra fa tsy ny kapan'i Ari no andeha hanaovana
ohatran'ny hoe tsy raharahanay ialahy na be tongotra na kely tongotra fa tsy ny kapan'i Ari no andeha hanaovana
107. ikaretsaka
(
12/03/2008 16:39)
kapan'i ari ve de ho omby ny tongotr'i kiadi hoa
exemple noraisikko @ le hoe .. mba lojika ihany
exemple noraisikko @ le hoe .. mba lojika ihany
108. ari.malala
(
13/03/2008 09:08)
za ktitika kely izy trimobe v d zany d hiety fa ika kou maita tenenina mints:-D:-D:-D
110. Papoose
(
10/04/2008 02:15)
hanandrana hanaseho v dada zany? :D
mody iny tapany ambony iny foana mantsy no aseho @sary :-P :-D
mody iny tapany ambony iny foana mantsy no aseho @sary :-P :-D
