aoka le!!
61. Papoose
(
28/02/2008 06:19)
ka vao hoe manga anie le kolera rasily de manga ny lanitsa eee!:-P:-D
fa za kosa aloha andeha hiazakazaka folo metatsa dieny mbola tsa lasa otsan'io ka!8)
sao de she mba mankany @ fihaonana serasera ndray andro any ko ho tratran'ny paparazzi ohatran'ireo...tonde wine de "tavy de ampy"8):-D

62. tess
(
28/02/2008 07:18)
raha matavy sy ronde try manin aky fa ny akandro hanaovana no fidina ny tokony hifanaraka am vatana an!:wink:
63. mmmhh
(
28/02/2008 07:46)
Misy koa ne ny oul sasany hoe laôdy ty de atao e!
tsy eritreretina hoe manendrika io na tsia: mety ny mpivarotra ny anntaniany de milaza fa "enao mintsy ny nanaovana azy" de roboka tokoa.
tsy eritreretina hoe manendrika io na tsia: mety ny mpivarotra ny anntaniany de milaza fa "enao mintsy ny nanaovana azy" de roboka tokoa.
64. tess
(
28/02/2008 08:30)
izaho aloha mahalala ny manendrika ahy sy tsia ! tsy de manana olana amin'io aho aloha!
65. kelly13
(
28/02/2008 09:53)
ka zay le izy, le akanjo nanaovandry zareo nge tsy maninn e, saingy tsy "maneva" azy. ny makiazy kou tsy tokony atao voyant b sahala @ zao, surtt ny fond de teint fa manjary lasa ôtran'ny clown ozy papoose zay, na sanatria ôtran'ny oul anémique zany no lasa mangavoka d refa tsemboka d hita b le hatsembohana nitété, horera hihihi.
66. tess
(
28/02/2008 10:42)
raha somary natao mitovy kolera am lokony ihany zao io tsy de hita fa izy naka fotry fotry be na farafaharatsiny nasina blush kely hi couper azy:-P d la volomaso koa aza toa lasa fotsy tampoka:-P:-D
lay fard à paupière koa nataony fotry ny lokony! de otran'ny vao maika clown hihihi! fa izy ihany no toa mifidy io makiaziny io kou! hitako tsara mitsy! tany am loge -ny tany....
lay fard à paupière koa nataony fotry ny lokony! de otran'ny vao maika clown hihihi! fa izy ihany no toa mifidy io makiaziny io kou! hitako tsara mitsy! tany am loge -ny tany....
67. ikaretsaka
(
28/02/2008 15:48)
za lo raha miaraka amin'olona ka hitako fa tsy mety aminy ny zavatra ataony de asaiko miverina mihitsy aloha manova ilay tsy mety e..
aleo izy blessee entre anay sy izy toy izay zahay miara blessee sy menatra imasombahoaka
aleo izy blessee entre anay sy izy toy izay zahay miara blessee sy menatra imasombahoaka
70. ikaretsaka
(
28/02/2008 16:58)
tena kozy kosa fa za ve hiaraka amina sipa ihany dia hoe ho aty aminay aby ny mason'ny olona de avy eo mifampi fosa hoe tsary mba mahay mihaingo koa izany jo izany na ahoana!!!!.. manala baraka izany le! mety hiteny koa ny olona hoe mba iny ihany ny miaraka amin'iny de tsy kozian'ilay bandy ve heo tsy milay izao???
alohan'ny hivoaka aho de jerena tsara lo hoe mety ve zao poziko izao honestly..
dia ilay sipa koa
fa tsy hoe par pitie hoe hi blesser azy de hoe mety zao kaaaa... nefa otran vourtsiloza manao minizipo...ka na ny totoako aza misitrika any ambany latabatra nefa rott be iny!
rehefa cas ohatran'ireny de imagineo foana ny pozinareo miakatra ny tohatohabaton'ambondrona de imagineo le olona mifanena aminareo de any aminareo aby ny masony! raha vao azokazoko an-tsaina fa hanao izany le pokkona de efa mailo aho fa ao raha
tsary ann ka!

72. tess
(
28/02/2008 18:55)
ikaretsaka: manja be zany ka! :wink:attentionné am divany izany milayyyyyyyyyy!:P
73. Papoose
(
28/02/2008 23:15)
tess, ka raha fotrifotry be ohatran'io v no mbola nasiana blush tsy tena "klown" vita le!!satria mety mbola tsy hainy koa ny hampfanaraka kolera!!
sa sao de ray ihany aza no karazana fond de teint ao @L falehany, dia le tenenin'ny le mpivarotra hoe mety aminao io de roboka nyanao vaavy!
ika, ka rehefa star enao de tsy maintsy hoe any aminao daholo ny soman'ny ol8):-P

74. ikaretsaka
(
28/02/2008 23:29)
fa tsy hoe rehefa star aho de ndeha hanao paillettes mba hamirapiratra ohatran'ny comety, fa rehefa lava volo aho de mandeha mihety
75. Papoose
(
28/02/2008 23:30)
za zao manin nanao paillettes na dia tsy star aza?? taoko nataon'ny jiro namiratra ery? raha nijery anah enao jamba mintry t@zay!!8):^)
76. ikaretsaka
(
28/02/2008 23:43)
ianao ho kakerin'ny alikako no tandremo rehefa le mamoaka an i lery hang.. avy miasa iny aho:wink:
77. Papoose
(
29/02/2008 02:40)
odry, inona no idiran'ny alika @zany??
sady raha vao miseho be vinany eo izy de ataoko hoe"paillettes, lacher!!":-P=))
sady raha vao miseho be vinany eo izy de ataoko hoe"paillettes, lacher!!":-P=))
78. tess
(
29/02/2008 06:43)
papoose: ka blush somary kolera maizina anie no somary nanapahana io fotry be io de mba tsy de hita lay mangavoka be e!:°):^)
79. kallie
(
29/02/2008 07:03)
nénareo kosss eeee!!! :-D
ny vazah ko nge mbo manondrana e
http://femmes.fr.msn.com/retro2007/stars-les-moins-bien-habillees.aspx?cp-documentid=NaN&imageindex=1
ny vazah ko nge mbo manondrana e
http://femmes.fr.msn.com/retro2007/stars-les-moins-bien-habillees.aspx?cp-documentid=NaN&imageindex=1
80. ni81
(
29/02/2008 07:36)
Ny crème fiarovana @ masoandro ilay atao @ tarehy koa dia mivoaka toy ny avy nanosotra tany ravo raha vao voan'ny flash @ fakan-tsary. Efa voan'io aho t@ naka sary atao t@ permis fa efa maika mou dia tsy nosoloiko fa nalefako t@ zao.