aoka le!!
23. ikaretsaka
(
26/02/2008 16:28)
ary lasa tia sipa kibotabota sy ronde hoa ny gasy e..
jereo anie ny valin'ilay hoe artiste plus sexy e...
jereo anie ny valin'ilay hoe artiste plus sexy e...
24. tess
(
26/02/2008 16:31)
ikaretsaka::-D:-D:-D:-D:-D
otran'ny saosisy nosesefana izany ilay manao mainty..
io le hoe aza miditra @ pataloha tery hoa
mampatsiaro ahy michelin izany:-D:-D:-D
ka tsy mijery fitaratra ny mahavoa anreo e!
farafaharatsiny nanao top mba lavalava manakona lay valahana beuh:-D
26. tess
(
26/02/2008 16:34)
kallie:
d na tsisy hiteny ar ve d tsy ho eno oe mangatsitsika zany valahako zany
na oe tery zany kiboko sy vodiko zany:?: :-D
kou raha miseho na mangatsika ka tsy mibotana be otran'io anie tsy manin e lol:-D:-D:-D:-D
fa efa ita izao fa tsy hendrehana de hanaovana ihany satria top top à la mode:-D
27. tess
(
26/02/2008 16:36)
ika: taoko ny gasy tia sipa ronde hatrizay e!:°) ireny no tiny hatao vady fa refa mivoaka ny trano de mijery ny mince mince taille manekin tsssss:-D
28. ikaretsaka
(
26/02/2008 16:36)
ary inona ary no hitiavan'ny sipa manao pataloha tery nefa ny robe rebareba koa betsaka sady azo hanaovana.. ny taille xxl misy mivarotra!
29. tess
(
26/02/2008 16:43)
ka misy hendrehina tsara de afaka manao am aradalàna
ary mitsy ny tsy hendrehana toy ilay sipa io de aleo ihany ilay version malalaka e!:wink:
ary mitsy ny tsy hendrehana toy ilay sipa io de aleo ihany ilay version malalaka e!:wink:
31. ikaretsaka
(
26/02/2008 17:08)
ka izay indrindra .. raha bikina ve tsy tokony hanao robe de grossesse ohatra hanafenana ny entana ..... raha tsy hoe saosisy tsy omby sy bourelets atsy sy aroa mihitsy no tiana haseho
32. tess
(
26/02/2008 17:29)
amiko aloha horera e! na biikina aaza anie fa metimety lay forme afaka manao sexy mampiseo maoja e!:°) fa otranzao otran'ny mampté hanome fitaratra ;-)
35. kelly13
(
26/02/2008 18:49)
za ry penina ra misy poignees d'amour b sahala @ zao d aleoko manao akanjo XXL ka, serieux e! ny soutif aseo vahoaka ôtran'izao d sahala @ string aseo vahoaka iany kou, :arrow: tsisy classe :°)
36. ikaretsaka
(
26/02/2008 18:51)
tsy aleo tonga de le soutif fotsiny amin'izao ve no nanaovana!:°) rehefa hampiseho ihany
38. tess
(
26/02/2008 19:34)
tokony tsy nanao soutien na tsy nanao an'iny akanjo iny raha te hanao soutien:-P
de lay poignet d(amour mapté handidy ny antsy izany:-D
de lay poignet d(amour mapté handidy ny antsy izany:-D
40. mmmhh
(
27/02/2008 13:26)
ika:
Hoy i ainaheri:
zay l mahavoa antsika oulmbel ndra11,reo namany reo v d tsa mba niteny we tsa mety ny pozinao(sa tsy azo tenenina zany?) ,
Voalaza teo :
ndraindray koa anie le namana tsy te hi blesser ee!! de lasa mihatsara velatsihy hoe mety akia zao a! na dia tsy izy mintsy aza..
mahagaga mihitsy an! fa maninona tokoa no manao fomba toy izany eee...
Zà aloa rah manontany le olona oe ahoana ny paoziko ao? de teneniko tsara na ratsy
Fa misy kosa ne indraindray le olona tonde matoky tena be e, alohan'ny hivoaka ny trano de "tsy tsara ve ny fahitanao ny paoziko ao?" Nefa orera be, ... de tsy hiblesser azy fa izy aza efa nizesta be ko!!