Ahoana ny hevitrareo?

61. cutie ( 22/02/2008 22:09)
ndao:-D
62. fijo ( 22/02/2008 22:13)
bzzzzz bzzzzzz
63. LazaDaddy ( 23/02/2008 05:23)
soanja:
Ka ahoana izany no nahafahan'ireo nanapakevitra hanary ny tao anaty baiboly izay efa voasoratra sy natambatra?
ilay hoe "manary" no tsy ekeko ry Soanja a. Satria ny tsy fanekena handray ny zavatra nasisika tao, satria tsy tao amin'ny "original" no lazainao fa "manary" ny efa tao. "Efa voasoratra" ahoana? :)
64. Rasiligaoma ( 23/02/2008 06:50)
f'hita fa nanary ko tsy ekena akory ...

nisy original dia nisy nanary aloha, izay vao nisy nanisika

reformation=nanary -contre reformation=nanisika!

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-frappe-maboule.gif[/IMG]
65. LazaDaddy ( 23/02/2008 07:44)
Ahhh...sambasamba Rasiligaoma niditra tamin'ity adihevitra ity :)...Marina tokoa ilay voalazanao mikasika ny Deuterocanon Rasiligaoma a :)

io ilay Baiboly nolazainao fa...nangalana...dia nampiana...dia lasa baiboly Katolika :)
66. ikaretsaka ( 23/02/2008 18:14)
ny 1 nanala fotsiny dia tsy nanampy... dia avy eo nilaza fa ampy!
ampy koa nanesorana???8O
67. LazaDaddy ( 23/02/2008 21:03)
ikaretsaka:
jereo hoa ny arakevin'ilay teny nahatonga azy "nasisika"
"tsy nanampy" fa nasisika? =))=))=))=))=))=))
68. ikaretsaka ( 23/02/2008 21:05)
inona no tian'iu laza .. ne nanesorana sa ny nanisihana?:lol:
69. rijadolly ( 24/02/2008 14:09)
Grave koa LazaDaddy an!Iza no marina Laza?
Ilay original ve no tsy ampy é?sa ahoana?=))=))=))Aza mampmé ry sé a!mpmndrk
70. ikaretsaka ( 24/02/2008 16:13)
ka le original aza izany efa debat be ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074