Ahoana ny hevitrareo?

21. ikaretsaka ( 21/02/2008 21:38)
mitovy hevitra..ny 1 nandatsaka de ny 1 nanasisika izany..
de inona no tianao ny nalatsaka sa ny nasisika...:^):-D:-D:-D
22. fijo ( 21/02/2008 21:44)
eo no tokony hiarahanareo mijery.
23. ikaretsaka ( 21/02/2008 22:03)
de averiko apetraka ny fanontaniana ary...

inona ny tianareo.. ny mitsimpona ny latsaka sa mandatsaka ny voatsimpona?
24. LazaDaddy ( 22/02/2008 02:00)
fijo> aiza aloha ilay nalatsaka mba asehoy raha misy :) Samihafa mantsy ny fandavana ny tsy anasisihana (na boky na andalana) sy ny manesotra :). Ka raha ny fandavana tsy hanasisika no lazain'ise hoe manesotra dia diso hevitra ise :)
25. ikaretsaka ( 22/02/2008 02:33)
tssss. raha tanisaina eto aby ve ny verses nahitsan'i lotera .... tsy ho lany eo ny andro fa aza mitonatonana le:-D:-D:-D:-D
26. LazaDaddy ( 22/02/2008 02:43)
27. ikaretsaka ( 22/02/2008 02:54)
misy an izay hoe 150 bible verses evangelicals don't want you to know izay.. nosoratan'i D Armstrong sj. Dia ao aby miaraka amin'ny fanazavana...
fa shomary matevitevina ihany ka raha izay no taterina eto ngamba aoka sefo....
28. LazaDaddy ( 22/02/2008 03:01)
29. ikaretsaka ( 22/02/2008 03:04)
mazava tsara amin dralaza tsara ny nisisika sy ny nilatsaka rehefa avy mamaky an'io ralaza
Theology 101
30. LazaDaddy ( 22/02/2008 03:07)
31. soanja ( 22/02/2008 03:45)
LazaDaddy:

Resaka matetika fanao eto, ary iraisan'ny besinimaro, rehefa miady hevitra momba ny Baiboly ny hoe: "jereo aloha ny dikateny Grika sy Hebreo" niandohana.

Misy anefa ireo hita sy manaiky fa ny baiboly ampiasainy dia tsy mifanaraka amin'ny dikateny Grika niandohana, fa mirakitra andalana "nasisika".

1) Ahoana ny hevitrao?
2) Ahoana ny voalzan'Andriamanitra momba an'io?

http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m47ba90c4bc124 ohatra


Hoy ny tao anaty Apokalypsy 21

19 ary raha misy manaisotra amin'ny teny amin'ny bokin'ity faminaniana ity, dia hesorin'Andriamanitra ny anjarany amin'ny hazon'aina sy amin'ny tanĂ na masina, dia izay zavatra voasoratra eto anatin'ity boky ity.

Ka ahoana izany no nahafahan'ireo nanapakevitra hanary ny tao anaty baiboly izay efa voasoratra sy natambatra?

Misy ve ny Apocrypha amin'i LD sa tsia? Araho ny tantaran'ny baiboly. Betsaka ny tsy mifandray amin'ny nanoratana azy tany amboalohany.

Inona moa no antsoina hoe manaisotra ary inona no antsoina hoe manisika? Tsy ny fanesorana sy ny fanisihana no zavadehibe fa ny hevi-dehibe tian'Andriamanitra haseho amintsika izay vonona hanaraka azy.

Tsy ny baiboly no filamatra amin'izany satrai manasarantsaraka io boky iray io! Peace and Namaste hatrany.



32. soanja ( 22/02/2008 03:45)
Apo. 22 fa tsy 21 azafady
33. cutie ( 22/02/2008 03:47)
soanja
miandry za fa tsy misy pressure akory a :wink:
34. LazaDaddy ( 22/02/2008 03:49)
soanja:
Ka ahoana izany no nahafahan'ireo nanapakevitra hanary ny tao anaty baiboly izay efa voasoratra sy natambatra?
voasoratr'iza? Ilay nasisika tao amin'ny Latina Vulga ve? :)
35. soanja ( 22/02/2008 04:12)
cutie:

soanja
miandry za fa tsy misy pressure akory a :wink:


Oay azafady indrindra aky fa tena hadinoko. Aty US aky le tena namako izao ary le raika lasa nifindra any Sydney hono. Tena miala tsiny indrindra aky an! Menatra andry zah.


36. soanja ( 22/02/2008 04:15)
LazaDaddy:

soanja:
Ka ahoana izany no nahafahan'ireo nanapakevitra hanary ny tao anaty baiboly izay efa voasoratra sy natambatra?
voasoratr'iza? Ilay nasisika tao amin'ny Latina Vulga ve? :)


Novalian'i LD ve ny hevitro farany io. Raha tsy mahavaly an;io ianao dia tsy dia misy ilako loatra ny hanary rora amin'ny hevitrao satria tsy mitondra antsika mankaiza izany. :)

Tsy lafatra ny baiboly, ny tenin'Andriamanitra kosa dia manerana ary lafatra mandrakizay!


37. cutie ( 22/02/2008 04:15)
tsy manin fa misy contact hafa ihany za ka :)
38. LazaDaddy ( 22/02/2008 04:15)
fa i cutie ve serieuse e? Aiza no tadiavindry? Christchurch sa Wellington sa...?
39. cutie ( 22/02/2008 04:17)
fa lainga ve reny nolazaiko reny e :-D:-D:-D:-D
40. cutie ( 22/02/2008 04:18)
Laza izy roa ilaiko daholo e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082