Ahoana ny hevitrareo?

41. soanja ( 22/02/2008 04:18)
cutie:

tsy manin fa misy contact hafa ihany za ka :)

Tongasoa aky a. Mahita fahafinaretana be any. Mahafinaritra any raha tia resaka natiora injiako.


42. cutie ( 22/02/2008 04:19)
ka hiking foana no atao any zao koa:-D
43. cutie ( 22/02/2008 04:19)
merci soanja:-*:-*:-*:-*
44. soanja ( 22/02/2008 04:34)
cutie:

ka hiking foana no atao any zao koa:-D


Indry angaha tsy mba tia manjono?

45. cutie ( 22/02/2008 04:37)
tia za ka
sady any zao feno trondro:-D
46. soanja ( 22/02/2008 04:53)
Ie fa tsy besisika n'i LD aloha fa trondro hafa. :-D:-D
47. cutie ( 22/02/2008 05:02)
:-D:-D:-D:-D:-D
48. fijo ( 22/02/2008 21:02)
ao fa atoko mpanjono olona ndry
49. cutie ( 22/02/2008 21:10)
zany ve de mety:-D
50. fijo ( 22/02/2008 21:24)
ie sahala amin'i petera
51. cutie ( 22/02/2008 21:41)
=))=))=))=))=))
52. fijo ( 22/02/2008 21:42)
milay an,de ndry no lasa lehibean'ny fiangonana any aoriana any
53. cutie ( 22/02/2008 21:44)
=))=))=))=))=))
54. fijo ( 22/02/2008 21:51)
de hitombo ny mpino antsika
55. cutie ( 22/02/2008 21:55)
fa nga tsy efa ampy
56. fijo ( 22/02/2008 22:01)
mbola mil akil ko.ndry ko
57. cutie ( 22/02/2008 22:02)
:-D:-D:-D:-D
58. fijo ( 22/02/2008 22:06)
kil hanotrona sy hakana rakitra
59. cutie ( 22/02/2008 22:07)
za kamo:-D
60. fijo ( 22/02/2008 22:08)
ndao hatory ary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008