namadika an'i lery marina ve i jodasy???
41. ikaretsaka
(
20/02/2008 00:44)
ka izay hoa... na i sean connery io na i thimoty dalton ..bond bond ihany
42. rijadolly
(
20/02/2008 18:32)
Ny zavatra tian'Andriamanitra ho tanterahana dia tsy maintsy ho tanteraka na ahoana na ahoana ny tianao.Ny Zanany Malalany aza tsy afaka fa dia nanatanteraka ny sitraNY http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=26&andininy=39-39&dika=
Mety i Piera ,na tsy Jodasy ny hamadika azy fa mpianatra hafa,Fa izay tsy nahay niala-pa tamin'ilay fankam-panahy dia voaray tao http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=26&andininy=41-41&dika= ,izay ilay tokony hirehitan'Jiro andro aman'Alina sy tsy ho lany amin'halavan'lalana aleha ny solika. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=17&andininy=12-12&dika= http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=13&andininy=24-29&dika=
Mi-jeux film ianao no sisa fa tsy misy fika intsony

44. rabilabila
(
20/02/2008 19:14)
F'angaha ianareo tsy mba mijery "remake" sa tsy maitsy ilay VO foana nefa ny toetrandro efa miova ,ny matériel nahazo vaovao ,ny technicité koa torak'izany ?
46. rakaroka
(
20/02/2008 20:13)
Ka tsy lery ihany moa no nilaza hoe :"izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy?....".
Ara-tantara tsy hay mazava loatra, ary marina tokoa fa raha fotorana akaiky, ry Petera koa anie nadà Azy in-telo "inconsciemment?8O:roll:....nefa efa nolazainy mialoha koa aza, rahateo ry Jaona voalaza fa nisy fialonana an'i Jodasy koa. Ilay "acte" anefa nilaina ho vita mba ahafahana isiana sorona. Donc "acteur" d'accomplissement ny sitrapon'Atra izany i Jodasy raha nilaina ny nahasorona an'i Jesoa.
Donc "Saotra" an'i Jodasy nanatanteraka ny asa izany ny mpino izany e. "Izy aloha no nahatanteraka dia isaory fa olon-kafa iza indray no tadiavinareo eo, cela va encore compliqué ny fisoronana!:D

47. fijo
(
20/02/2008 21:37)
izay mihintsy ilay izy ry rakaroka.
fa ny mahalasa saina ahy ihany dia ity.
i jodasy dia nisolovaika ny akalana hoy isika miara manaiky izay.ary i jodasy "dia symbol of a bad guy"indramiko ny tenin'i rakapy.izy ihany koa no lalana noentina nankahalana ny jiosy satriahoe namadika an'i jesoa.ary io fankahalana ny jiosy noho ny famadihany an'i jesoa io,dia ny katolika no nivohy azy.mihaiky izay ngamba ianareo.
ity no fanontaniako.moa va i piera izay lehiben'ny fiangonana katolika tsy jiosy ihany koa,????? ary moa va tsy namadika ilay jesoa koa ilay io????? ko nahoana no hoe ny anaran'i jodasy no nentina nakahalana ny jiosy fa i piera tsy natao izany nefa samy jiosy.

48. rijadolly
(
21/02/2008 16:37)
Fijo>>>>>
ikaretsaka:
fa raha araka tantara dia le fomba niverenany avy namadika no samihafa ilay nanao ny asan'i jodasy izany avy namadika dia tonga saina de ... kivy de niraviravy tanana de nanaton-tena... tsy
fa rapiera namadika tonga saina fa...
"consolation" sy "desolation" io letsy e
49. rabingogilabanga
(
21/02/2008 19:47)
Ity resaka ity dia discussion oiseuse, futile, etc, kokohake,hoy toliara, balaoasy hoy tamatave, kalizy hoy majunga (tsy mitondra n'inin'inona @ debat):
porofo:
-raha eny fa namadika dia après,ahoana?...tsy mampiova ny voalaza ao @ baiboly
-raha tsy jodasy indray, dia tsy mampiova ny message ihany koa izany ,satria
- ny message biblika @ io lafiny io dia hoe: ny sanedriona (ny mpanaraka ambokony ara-bakiteny ny lalana ny moizy,no sady mampifangaro ny politika sy fivavahana) ny fariseo (ny milaza fa mpivavaka nefa mpihatsaravelasihy no namono an'ny jesosy.
d'ailluers, jodasy un simple executant, mais pas le commanditaire
ianao no misaora an'i jodasy; dia ahoana? tokony hisaotra ny mpangalatra koa ny polisy sy ny gardien ?, satria raha tsy izany tsy an'asa ry zareo ireo?

rabila:
Misaora an'i Jodasy ry Kristianina ,fa raha tsy nisy azy "namadika" an'i Jesoa dia tsy nisy nanombo azy tamin'ny hazo fijaliana
ianao no misaora an'i jodasy; dia ahoana? tokony hisaotra ny mpangalatra koa ny polisy sy ny gardien ?, satria raha tsy izany tsy an'asa ry zareo ireo?
51. fijo
(
21/02/2008 21:15)
rabingogila,ekeko hoe tsy hanova ny baiboly fa mety hanova ny fisainan'ny mpino.eo no tsy takatrao fa variana mijery vorona ianao;
52. rabingogilabanga
(
21/02/2008 21:36)
hanova ahoana? ny mpino dia tsotra:
-ny fanarahana ny nataon'i kristy no lalantokana mankany @ ray: -satria izy no marina
-satria izy no zanakin'ny Ray
ka na i jodasy, na ny fariseo, na ny sandriona, na i kaiafa, na ipilato, no namono azy
ambinambin-javatra izany sa...?

53. fijo
(
21/02/2008 21:39)
manova ny mpino satria ny mpino taloh adia nihevitra foan afa ratsy i jodasy.eto izy mety hiova ny fahitany an'i jodasy rah amisaina izy fa tsy variana mijery vorona
54. rabilabila
(
21/02/2008 22:06)
hi!hi!hi!
ô ravoronkely iny e!!
Andray aza ilaozanao ô!
Oh!oh!oh! aza ilaozanao e!
Mba andraso e e!e!
Tsetsatsetsa tsy haritra ny ahy iny e!:-P
ô ravoronkely iny e!!
Andray aza ilaozanao ô!
Oh!oh!oh! aza ilaozanao e!
Mba andraso e e!e!
Tsetsatsetsa tsy haritra ny ahy iny e!:-P
55. rakapy
(
22/02/2008 02:50)
I RaJesosy mihintsy anie no efa te ho faty e!:-D:-D:-Dka dia aty @ Rajodasy no apetraka ny blem! tsy mety kosa e!:-D:-D:-D:-D
56. ikaretsaka
(
22/02/2008 02:58)
fa entre pas ... miova tokoa ve ny film james bond rehefa miova ny acteur??:wink:
toa tahaka izany manko izy ity knooo
toa tahaka izany manko izy ity knooo
57. rakapy
(
22/02/2008 03:02)
Tena marina izany ka! Raha mijery ilay james bond taloha be ianao dia hita hoe fake tanteraka ny back ground fa ilay vaovao efa mba tsy hita loatra:-D:-D:-D
58. ikaretsaka
(
22/02/2008 03:13)
sao ny teknolojia kosa fa le tantara tantara ihany .. mbola pelicil be t@ izany fa tsy computer animation
59. rakapy
(
22/02/2008 03:19)
Dia ilay mpanao sary taloha no nanova ny hendriky ny tantara ! Ohatra hoe hazo kinina no tena marina fa tsy tafavoakany ny sary dia nataony sapin:-D:-D:-D de lasa hoe teo akaikin'ny sapin no niseho ny tantara:-D:-D:-D
60. ikaretsaka
(
22/02/2008 03:24)
ho avy koa hoe ho lasa akondro ny voankazo voarara fa tsy vokatra intsony ny paoma fa lasa ogm aby fa tandreeeemo