namadika an'i lery marina ve i jodasy???
22. fijo
(
19/02/2008 22:44)
arakaraky ny fandraisana azy io .
raha ny japoney izao no tao anaty fefy tao,dia nanao arakiry ry zalahy.izay dia famonoantena.

24. fijo
(
19/02/2008 22:52)
ka izao ary.
raha maka basy i rakoto dia tifiriny ny lohany.mamono tena izy izay.
faraha maka basy izy,ka i rabe no asiny mamono azy,tsy namono tena izy izay ,fa novonoina.ny fahirano dia isan'ny fomba famonoana olona

25. ikaretsaka
(
19/02/2008 22:55)
fa misy le olona tratra fahirano de mibaboka... fa r7y zalahy tsia
26. fijo
(
19/02/2008 22:58)
ireny le malemy saina.nefa mibaboka dia mety hovonoin'ilay fahavalo ihany.
28. fijo
(
19/02/2008 23:03)
kozy e,raha tamin'ny ady tao iraka ireny ohatra no nibakoka tamin'ireo irakianina ireo siora fa notaritiny eran'ny tanana ny fatin'ilay zamerika
29. ikaretsaka
(
19/02/2008 23:07)
fa ny tsy azoko (HS ity)
ny anaovan'ny olona 1 acte bizarre
vokatry ny maha arabo azy ve sa vokatry ny maha silamo azy.?
Vokatry ny maha Jiosy azy (ara pivavahana) sa ny maha jiosy azy( ara nation)
raha irlandais ilay olona... vokatry ny maha irlandais azy ve sa vokatry ny maha katolika sy protestanta azy?
matetika manko mifangaro be io religion sy ethnies io

30. fijo
(
19/02/2008 23:11)
sarotra toy ny fahamarinana no hitsarana izay zavatra izay.satria arakaraky ny tantara sy ny zava nisy tamin'ilay fotoana io.
talohan'i piXI izao ohatra dia tena feno fankahalana jiosy ny katolika,dia taorina'izay indray nilefaka io fankahalana jiosy io.

31. ikaretsaka
(
19/02/2008 23:22)
de rehefa manao ireny acte ireny ve hoa dia vokatr'ilay ethnie sa vokatr'ilay religion..
ny arabo manko izoa dia tsy hay intsony hoe vokatry ny maha silamo azy ve sa vokatry ny maha arabo azy!
ny Dakoma any amintsika moa rehefa resahina io resaka io de miala pa.... tsy arabo hono izy fa silamo.. ary tsy misy idiran'ny islamisme @ resak'arabo!

32. fijo
(
19/02/2008 23:26)
ny indonezianina koa dia gaga raha mandre fa misy silamo mamono olona sy tsy mahazo mandeha mandihy.
raha ireo no jerena dia tsy le maha silamo no ratsy fa ilay olona

33. ikaretsaka
(
19/02/2008 23:28)
nefa tsy iznay ny fijerin'ny olona sasnay anie ... na ry ibn laden aza
35. rabilabila
(
19/02/2008 23:33)
aie!aie!aie!
Tandremo fotsiny ny "raccourci" rehefa mamaly ireo fanontaniana ireo.
Jereo ny tantaran'ilay "peuple" ,ilay "Nation" ,ny lanjan'ny us et coutumes ,ny lanjan'ny "religion",ireo hevitra mi-animer azy ............
Amin'ilay resaka Jodasy indray dia hoy aho hoe : Misaora an'i Jodasy ry Kristianina ,fa raha tsy nisy azy "namadika" an'i Jesoa dia tsy nisy nanombo azy tamin'ny hazo fijaliana , tsy nisy niakatra tany an-danitra tamin'ny andro fahatelo , tsy nisy nipetraka te an-kavanan'ny ray tsitoha ...............bref ,tsy nisy rà latsaka nanadiovany ny otanareo .......................Tsetsatsetsa tsy haritra fotsiny ny ahy iny fa zavatra efa raiki-tapisaka nandritry ny 2000 taona et blablabla.
Nisy mantsy ny olona maro no latsaka tao anaty vilanin'ny fivavahana hatramin'ny mbola kely dia nisy olona nanisy takotra an'ilay vilany ary nipetraka teo ambonin'ilay takotra mba tsy ahafahan'ilay zaza haka rivotra ety ivelany fa nasiana tuyau ilay zaza dia nofahanana fotsiny no nahavelona azy ..........

37. fijo
(
19/02/2008 23:41)
ka tsy namadika rah aefa voahomana fa izay no hitranga.
ny atao hoe mamadika,dia misy "tsy fahalalan'ilay hoavadika"fa eto dia efa nahalala ilay hiaran'ny tantara,ary dia nilaza mihintsy hoe ataovy ny asanao.

38. rabilabila
(
20/02/2008 00:08)
Ka ilay hoe "namadika" mantsy dia teny efa notaritina nandritry ny 2000 taona ary anisan'ny nahatonga ny antisemitisme teto Eoropa ary nitaritana ny mponina tao izay kristianina no ankabeazany hametraka eo amin'ny fitondrana ireo olona niezaka handringana ny Jiosy ,ary mbola hitohy 2000 taona raha mbola ao ambany takotra ............
Amin'ilay resaka Arabo,Jiosy,Irlandais indray dia hoy aho hoe : Raha misy Malagasy manao "acte bizarre" , dia vokatry ny maha -malagasy azy ve ? sa vokatry ny finoany , sa vokatry ny tsy fahalalàny , sa vokatry ny fahantrany , sa vokatry ny tsindry hazo lena mianjady aminy, sa vokatry ny fanasàna ny atidohany , sa vokatry ny .....................sa nisy circonstances atténuantes , sa preméditation , sa folie ,sa démence .............................

39. ikaretsaka
(
20/02/2008 00:20)
dia ny tiako ahatongavana dia hoe aza tsaratsaraina be fahatany ny olona fa dia intsongolohy aloha
40. rakapy
(
20/02/2008 00:27)
Azonareo ilay resaka Jodasy. I Jodasy mantsy dia symbol of a bad guy ho an'ireo xana nefa tsy fantany fa toa ka nanda tsy nanao io act io izy dia inona no mety nitranga(Arakan'ny filazan'i Rabila)? De wain teo Ra jejsosy de tsy nisy namono de lasa nivarolavo, katry lava de tsy nisy ny kristianisma:-D:-D:-D:-D