valimpanontaninaa

1. fijo ( 05/02/2008 22:06)
indray andro izay nisy nanontany hoe ny pretra ve tsy nanao voady momba ny tsy fanaovana?

tamin'ny alahady teo aho dia nahita fandaharana izay nanaovana resaka tamin'ny taranak'i "papa clément 5"
dia io taranany io no nilaza hoe nanao voady tsy hanambady izy,fa tsy nivoady ny tsy hiray.
ka marina ve io ry zalahy kato?
2. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:11)
dia misy tenin'i Md Augustin izay tiako ho dinidinihin'i lefijo androany alina
O Dieu ! Accordez-moi la chasteté, mais pas encore maintenant.
3. fijo ( 05/02/2008 22:13)
ahhhhh tiako be ka.ary ampiasaiko io fa misaotra.
fa marina ve letsy io voalazan'ilay olona io?
4. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:13)
t@ andron'ireny olona ireny letsy ry fijo .. rehefa miditra mopre ialahy na olomasina izay vao tsy miray intsony an... fa nanana ny fiainany izy talohan'ny nidirany ho pretra na ohatran izany...
efa taloha taloha tsy nipataloha izany an
5. betroka ( 05/02/2008 22:13)
Ny olombelona dia manana fitaovam-pananahana. Azo ampiasaina izy io (Genesisy) indrindra moa raha hankato ny Teny voalaza isika hoe "Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany". Ry ngahy Pasy aloha dia nifidy ny fahatsorana !
6. fijo ( 05/02/2008 22:16)
ka ilay aty frantsa izao io izany taranany talohan'izy lasa papa?fa nisy papa nalaza tamin'io resak afanaovan aio mihintsy mantsy,ary nisy papa iray maty teo ampikatrohan amihintsy raha tsy diso aho,fa efa nalefako tato izayu resaka izay.
7. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:17)
Si je me trompe, je suis. Car celui qui n'est pas ne peut être trompé. koa ho'zy ilay olomasina Mpamorona ilay zavatra tsy tian'i LD sy i Niry7na
8. betroka ( 05/02/2008 22:19)
Na karemy na ramadan dia mbola mangalam-pihinana ihany ny olona. Voajanahary ny fahalementsika olombelona
9. rakapy ( 05/02/2008 22:20)
Tsara ny fipetraky ny fanotanianao RaFijo. Fa raha ny fahalalako azy dia io ilay ato hoe BULL SHIT amin'ity resaka finoana ity raha toa ka io no valiten'ilay taranany.
Satria dia ireo lohandohan'ny mpisorona kato ireo ihany no nametraka fa tsy tokony hiray(manao) ny olona roa raha tsy vita mariazy. Ka ny hoe tsy nanao voady ny hiray izy ireo dia fomba fialana bala tsotra izao.
10. cutie ( 05/02/2008 22:23)
possible ho marina:-D
11. betroka ( 05/02/2008 22:28)
Ka tokony hovana amin'izay ny lalàana fa nlaozan'ny toetr'andro. Sady ireny mopre ireony anie ka intelligent izany hoe potentiel amin'ny fanatsarana taranaka !
12. piste ( 05/02/2008 22:29)
Tsara ny fipetraky ny fanotanianao RaFijo. Fa raha ny fahalalako azy dia io ilay ato hoe BULL SHIT amin'ity resaka finoana ity raha toa ka io no valiten'ilay taranany.
Satria dia ireo lohandohan'ny mpisorona kato ireo ihany no nametraka fa tsy tokony hiray(manao) ny olona roa raha tsy vita mariazy. Ka ny hoe tsy nanao voady ny hiray izy ireo dia fomba fialana bala tsotra izao.


Efa nolaizin'i Hery Rakapy fa mba vakio aloha ny Baiboly vao mamosa-kevitra. Dia mbola averina indray ny havendranana.
Io lazainao io izao dia affirmation gratuite be. Dia raha izao mitohy dia ny hiafarany dia izay zavatra lazainao dia tsy misy azo itokisana intsony.
13. fijo ( 05/02/2008 22:32)
ka ireo ve taranany talohan'izy lasa pretra sa ahoana?
14. rakapy ( 05/02/2008 22:35)
Prime> Mba azavao hoe inona no tsy marina @ io voalazako etsy ambony io?
15. fijo ( 05/02/2008 22:36)
tsy prime fa piste
16. rakapy ( 05/02/2008 22:40)
Azafady fa Ra prime fa tsy ianao kay fa i Ra Piste no tiako anoratana.:wink:
17. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:43)
fijo:

ka ireo ve taranany talohan'izy lasa pretra sa ahoana?


taorinany...
miamoy ny tantara noforonin'ny templiers (azafady fa mbola namaky boky kely)
18. fijo ( 05/02/2008 22:48)
ka tamin'ny fandaharana momba ny "templiers" mihintsy no nahitako io resaka io,satria ilay ramatoa tarananay no natao vavolombelona tao.ary raha azoko tsara ilay resany dia efa pretra izy no niteraka
19. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:54)
raha version an'ny templiers dia io an'ialahy io tokoa...

io moa samby manana ny fijeriny koa..


ny ahy ny asasoa nataony fotsiny no hijereko azy..
20. ikaretsaka ( 05/02/2008 22:55)
eritreretin elahy heo na hoe nisotro vovoka emeraude fotsiny az ano nahafaty azy de efa .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3981