valimpanontaninaa

41. rabilabila ( 06/02/2008 23:03)
hi!hi!hi! Dia ohatran'ilay filozofian'i Aristote lasa thomisme ( D'Aquin ) izay anisan'ny doctrin'ny eglizy .Izany moa Ika e!! :)
42. ikaretsaka ( 06/02/2008 23:26)
got it!
43. fijo ( 07/02/2008 22:34)
ka efa miova izany ry ika an.ekeko fa nanana sy naneho ny fahitany ny fiarahany tamin'i lery aby ry zalahy ireo,saingy olonkafa taty aorina no nanamboakatra azy ho evanjely.izany hoe efa nisy "fanovana"nandalo tao.ary izay no mahatonga ny hoe samy hafa indraindray ny voalazan'i lioka raha miresaka fotoana iray izy,sy ny voaresak'i jaona momba iny fotoana iny.
44. ikaretsaka ( 08/02/2008 00:02)
otran ialahy manao mozika letsy io an..
rehefa miditra studio ialahy na manao enregistrements dia tsy ilay natao teo mihitsy no hiseho @ manaraka
45. fijo ( 08/02/2008 20:48)
izay mihintsy,ka iny fiovan ainy mety ho kely nefa manova zavatra
46. ikaretsaka ( 08/02/2008 22:14)
rehefa voatana ny forme an'ilauy izy dia izay ny important...
izay ilay heo jerena par contexte fa tsy par tsimpona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8366