valimpanontaninaa
21. fijo
(
05/02/2008 22:59)
izay angaha,tamin'ilay resaka mantsy dia toa nanome tsiny azy ny templier fa tsy niaro andry zalahy teo anatrehan'ny mpanjaka ny papa.nefa nisy soratra hita taty aoriana ary sorat'i clement5 ilay izy,nanome rariny ny templier.
de izay no nakana io taranany io natao vavolombelona
de izay no nakana io taranany io natao vavolombelona
22. ikaretsaka
(
05/02/2008 23:03)
ka angalisy sy frantsay io de tsary hay tsotry hoe ia ro homena rariny letsy e
24. ikaretsaka
(
05/02/2008 23:07)
izao ange letsy nipoipoitra aby le soratra e... ka vavakisoa misy sira io...
ohatran'ny apparition atsy sy aroa ihany e
ohatran'ny apparition atsy sy aroa ihany e
25. fijo
(
05/02/2008 23:14)
tsara ngamba raha miverina mandinika ireny rehetra ireny ny lehiben'ny mpino sy ny manampahaizana
27. rabilabila
(
05/02/2008 23:43)
Andray kosa i Ika !!! Mipoipotra aby ahoana ary!! Izaho aloha ttsoriko fa tsy nahita ilay fandaharana no tsy mahafantatra ilay tantara .Fa kosa ny fitenenana hoe : "apparition etsy sy eroa " angaba dia ohatran'ny fanaovana z'inona an'ireo mpikaroka ara-tantara , arkeolojika ,paléontolojika ,antropolojika ...........sns e!!
28. ikaretsaka
(
06/02/2008 00:27)
ka mijikajika eo daholo izy ity ko
na nuy theolojika na ny mytholojika na ny baibolojika na ny bilabilajika na ny ...ika
na nuy theolojika na ny mytholojika na ny baibolojika na ny bilabilajika na ny ...ika
29. xxx
(
06/02/2008 03:29)
Nisy olona iray, aza fady fa tsy tsaroako moa ny anarana. Izy io dia nanaraka ny didy rehetra, saingy diso nanaraka ny baiboly loatra izy. Ka tamin'ny fotoan'andro dia notapahiny ny azy, satria voasoratra fa raha ny tanana no tsy ahatongavanao any an-danitra dia azonao tapahina io.
Dia io no tsy naha-olo-masina ity ranamana ity. Ny katolika izao no tokony mahafantatra an'io tantara io.
Dia io no tsy naha-olo-masina ity ranamana ity. Ny katolika izao no tokony mahafantatra an'io tantara io.
30. LazaDaddy
(
06/02/2008 03:38)
[quote=rakapy]Satria dia ireo lohandohan'ny mpisorona kato ireo ihany no nametraka fa tsy tokony hiray(manao) ny olona roa raha tsy vita mariazy./quote]Ny Tenin'Andriamanitra no manambara an'io "implicitement" fa tsy ry zareo. Mahagaga ny tsy anarahany azy.
fijo> Aleoko tsy manome ohatra misy ankehitriny sao misy gidragidra be ao "ambonimbony" ao :)
fijo> Aleoko tsy manome ohatra misy ankehitriny sao misy gidragidra be ao "ambonimbony" ao :)
32. hery
(
06/02/2008 08:33)
fijo> tsy azoko mihitsy ilay fakanareo hevitra :-)
Raha te hahafantatra an'i fijo ve aho dia olona nahalala an'i fijo il y a 10 ans no hanontaniako? Raha te hahafantatra an'i fijo aho dia i fijo no tokony anontaniako. (Mazava ho azy, raha olona tena te hahafantatra marina)
Toa izany koa, raha tena te hahalala ny momba ny fiainan'ny pretra dia manatona pretra na mamakia documents "officiels" momba ny pretra.
Averiko hatrany fa tsy fandaharana avoakan'ny Fiangonana ilay fandaharana henoin'i fijo :-) donc tsy hevitry ny Fiangonana na fampianaran'ny Fiangonana no mivoaka ao.

33. rabilabila
(
06/02/2008 10:10)
Raha te hahafantatra an'i fijo ve aho dia olona nahalala an'i fijo il y a 10 ans no hanontaniako? Raha te hahafantatra an'i fijo aho dia i fijo no tokony anontaniako. (Mazava ho azy, raha olona tena te hahafantatra marina)
Raha te-hahafantatra an'i Jesoa koa i Hery dia tsy tokony ho ny boky nosoratana efa elabe taorinany ,na koa nosoratan'ny olona tsy nahalàla azy akory ,no tokony hovakiana fa ny bokiny mihitsy .Nefa moa i Hery nihonona tamin'ny boky hafa tsy nosoratany fa nolazaina hoe nandrakitra ny teniny fotsiny .
Toa izany koa, raha tena te hahalala ny momba ny fiainan'ny pretra dia manatona pretra na mamakia documents "officiels" momba ny pretra.
Marina dia marina tokoa fa saingy misy koa ny "officieux" izay tsy azo hodian-tsy-hita raha te-ho-"objectif",ary indrindra misy ny valim-pikarohan'ny mijikajika hoy i Ika :)
Averiko hatrany fa tsy fandaharana avoakan'ny Fiangonana ilay fandaharana henoin'i fijo donc tsy hevitry ny Fiangonana na fampianaran'ny Fiangonana no mivoaka ao
F'angha tsy misy intetêt ny manaraka fandaharana momba ny fiangonana avy amin'ny mpikaroka ara-tantara ,ohatra ? Ka tsy ho loza raha ny documents officiels-n'ny fiangonana , ny fandaharana ataon'ny fiangonana ,ny fampianaran'ny fiangonana fotsiny no hiompanana ve ry Hery ?:)
Mazava be kosa ny resak'i Fijo : mitady valiny izay avy aminareo ny momba ny fandaharana hitany . Ratsy ve izany ? Sa ilay PS no tonga dia manome anareo alàlana hiteny hoe :miteniteny foana ,na manaranara-poana .....sns?
34. hery
(
06/02/2008 10:52)
:-)
Raha mamaky tsara ilay filazan'i fijo ianao dia mahita fa tsy fanontaniana intsony ilay izy fa efa affirmation (cf. n.5 etc.) Izany hoe manjary izay voalazan'ny fandaharana no fahamarinana :-)
Satria tsy nanoratra boky izy sady efa tsy hitako. Fa ny resaka eto dia hoe mbola velona sy afaka mitantara i Fijo... ary mbola afaka mitantara ny pretra sy ny Fiangonana.
Ka raha izany dia tsy mitombona intsony ilay fanontaniana. Ny fiainan'ny pretra no tian'i fijo hanontaniana fa tsy ny fiainan'ny olona sasany izay mety navoakan'ilay fandaharana.
Raha manontany izy hoe ny "Pretra ve manambady?" dia tsy afaka miteny hoe "araka ny officieux" satria tsisy fitsipika ankoatry ny officiel :-)
Misy interet kah. Ny interet azonao amin'io dia ny fomba fijery na valiny omen'ireo fandaharana na ny mpikaroka ara-tantara.
Fa raha mitady ny tena momba ny Fiangonana ianao dia tsy maintsy ao amin'ny Fiangonana ihany ny valiny.
mitady valiny izay avy aminareo ny momba ny fandaharana hitany . Ratsy ve izany ? Sa ilay PS no tonga dia manome anareo alàlana hiteny hoe :miteniteny foana ,na manaranara-poana .....sns?
Raha mamaky tsara ilay filazan'i fijo ianao dia mahita fa tsy fanontaniana intsony ilay izy fa efa affirmation (cf. n.5 etc.) Izany hoe manjary izay voalazan'ny fandaharana no fahamarinana :-)
.Nefa moa i Hery nihonona tamin'ny boky hafa tsy nosoratany fa nolazaina hoe nandrakitra ny teniny fotsiny .
Satria tsy nanoratra boky izy sady efa tsy hitako. Fa ny resaka eto dia hoe mbola velona sy afaka mitantara i Fijo... ary mbola afaka mitantara ny pretra sy ny Fiangonana.
Marina dia marina tokoa fa saingy misy koa ny "officieux" izay tsy azo hodian-tsy-hita raha te-ho-"objectif",ary indrindra misy ny valim-pikarohan'ny mijikajika hoy i Ika
Ka raha izany dia tsy mitombona intsony ilay fanontaniana. Ny fiainan'ny pretra no tian'i fijo hanontaniana fa tsy ny fiainan'ny olona sasany izay mety navoakan'ilay fandaharana.
Raha manontany izy hoe ny "Pretra ve manambady?" dia tsy afaka miteny hoe "araka ny officieux" satria tsisy fitsipika ankoatry ny officiel :-)
F'angha tsy misy intetêt ny manaraka fandaharana momba ny fiangonana avy amin'ny mpikaroka ara-tantara ,ohatra ? Ka tsy ho loza raha ny documents officiels-n'ny fiangonana , ny fandaharana ataon'ny fiangonana ,ny fampianaran'ny fiangonana fotsiny no hiompanana ve ry Hery ?
Misy interet kah. Ny interet azonao amin'io dia ny fomba fijery na valiny omen'ireo fandaharana na ny mpikaroka ara-tantara.
Fa raha mitady ny tena momba ny Fiangonana ianao dia tsy maintsy ao amin'ny Fiangonana ihany ny valiny.
35. rabilabila
(
06/02/2008 14:03)
Fa raha mitady ny tena momba ny Fiangonana ianao dia tsy maintsy ao amin'ny Fiangonana ihany ny valiny.
Tsy voatery Hery a!:)
Raha ohatra ka hoe ilay momba ny fiangonana = rites ..... dia mety ho marina ihany ny filazanao ,mety hoy aho, satria ny mpikaroka izay nahita ireo efa voarakitra taloha elabe dia nahita fa ny sasantsasany tamin'ireo rites ireo dia nindramina tany @ sivilizasiona hafa .
Raha ohatra ka hoe ilay momba ny fiangonana = ny tantarany (ny niatombohany sns ) dia tsy voatery any am-piangonana no hahita valiny ; mety misy valiny vitsivitsy tokoa izay tsy voatery ho objectif ( normal be , chacun prèche pour sa chapelle hoy ny fitenenana ) , ary efa iaraha-mahalala fa betsaka ny voaaisotra ,maro no nampiana ,tao koa ireo nodian-tsy-hita ........ sns..
Ka raha hiverina any amin'ny fanontanian'i Fijo isika dia tsy dia tena hitako loatra ny affirmation ao satria mampiasa ny "raha " ,"angamba" sns...izy ,ary ireo no tiany esorina amin'ny valinteninareo "angamba " hi!hi!hi!:)
36. ikaretsaka
(
06/02/2008 17:16)
rabila ..mety voatery mety tsy voatery..
IO nolazain'i hery io ohatran'ny hoe raha mitady ny tena Momban'i Amerika na i M/kara na ny Volana na izay faritra tsy mbola nalehanao ianao dia marina tokoa hoe afaka mijery izany ao anaty boky ianao. dia mahazo manovo izay hitanao tany anaty boky marobe samihafa, tsy misy maharatsy izany....
fa ohatra tsotrakely anankiray: ataoko fa tsapanao rehefa tena miaina ilay izy ianao fa samihafa tokoa ny voalaza faritra atsimon'i M/kara voalazan'ny "guide du routard" ohatra sy ny filazanao zavatra tena hitanao tany raha ianao tenany mihitsy no nandeha tany!
dia iza no credible kokoa aminao???
Dia miverina @ le lojikan'i hery hoe Raha hitady ny momban'ny fiangonana (na zavatra iray ianao) dia tsy maintsy ao amin'ny fiangonana (na iny zavatra iray) ihany ny valiny

37. fijo
(
06/02/2008 20:43)
hialako tsiny aloha raha heverin'i hery fa izay itako tamin'ilay fandaharana no avy di aheveriko fa marina,tsia ny valiny ary efa nolazaiko tamin'ilay resaka nataoko noho ny fahitako ilay resaka nataon'ilay amerikanina tony boroughs izany.généalogista io rangahy io,ka rah ahoe fandaharana no avy di ahoekeko,dia io no tokony ho nekeko kokoa satria io amiko mahay mikaroka kokoa noho i papa.() iny.
ity resaka eto ity dia fampitana sy fanontanian ano ataoko satria taranak'ilay olon avoalaza no miresaka;ary mino aho fa raha hanao fandaharana i hery tsy sahy hamoaka na hanakarama olon a hoatao fosika atsoina eo.
ny tiako sy mbola averiko raha mitatitra fandaharana eto aho,satri aza dia tia manaraka irenyfandaharan aireny ,di any mba ahitan'ny olon afa misy fomba fijery hafa koa mitranga.izay no tena tiako hiaviana
fa izy ity mitady ho tonga amin'ilay voalazan'i laza daddy hoe sao atahorana hitranga ny marina ???????

38. fijo
(
06/02/2008 21:16)
azafady fa tsy novaliako i hery fa efa voavalin'i rabila.fa ny tiako tsindriana kely hoan'i hery dia ity.ny evanjely aza anie ry hery ka hiarahantsika mahalala fa tsy i lioka no nanoratra ny lioka ,ary tsy matio no nanoratra ny matio,fa ireny dia nosoratana ela taty aoriann'y fahafatesandry zalahy e..ka mendrika hinoana ve????
39. ikaretsaka
(
06/02/2008 22:14)
Lioka no nanoratra ny Lioka, ary taratasy lettre de corres ho an'i theophily ilay izy . fa ny disciple-ny "Theophily" no namondrona azy ho io azo hovakiantsika io ...
40. ikaretsaka
(
06/02/2008 22:15)
ohatran'ny hoe ny air an'i bach nasian'i gounoud ny ave maria ilay izy... ho an'ny mpankafy mozika