TENA MIFONA MANDADY!!!!!!(SUITE)

1. tsiambaratelo ( 20/01/2008 11:28)
NOHON'NY FANGATAHAN'IXXX DIA AFINDRAKO ATY NY TOHIN'NY DINIKA TANY @ANTSON'NY FO,DIA IANAREO IZANY NO ANTENAIKO HANOKATRA NY SEHATRA .DIA AZA ATAO INTSONY HOE IZAHAY MITSAM FA NA IZAHO AZA TSY MIFANKAHITA AMIN'I YONIKAFOPL,AOKA ANEFA HO HEVITRA NO AMPIADIANA ETO FA TSY NY OLONA KA AVY EO ZAY TSY MAHATATY MITARAINA AN'I HERY HOE:SAKANO NY HAFANY E,ESORY NY PS NY E

TSIKY DIA AMPY:D
2. tsiambaratelo ( 20/01/2008 11:40)
NANAO LAMESA IZAHAY ANDROANY NATOKANA HOAN'NY NAMANA NANANA FAHORIANA ,NY TETO ,NOTSAROANAY T@ZANY KOA IREO NAMANA NODIMANDRY SY NY FIANAKAVIANY.




MARO IREO MALAGASY TAO @ COMMUNAUTE NO TONGA TAO,NISY IREO HIRANTSIKA MALAGASY ZAY NOHIRAINA
"OLOMBELONA AHO TOMPO" SY "IZAHO NO FANANGANAN-KO VELONA"ZAY TENA TIAN'IREO NAMANA AVY @ FIRENENANA HAFA PHILLIPINE,ETHIOPIENE,....KA DIA HOY IZY IREO MBA OMEO ANAY NY TITRE AN LE HIRA @ ANGLAIS.

REHEFA VITA NY LAMESA DIA NAMANGY NY TOMPOM-PAHORIANA IZAHAY ,NANAO NY FOMBA MALAGASY.(l)(l)(l)
3. tsiambaratelo ( 20/01/2008 11:44)
>>>>>>>HAY IO 'ZANY NY CONSUL NTSIKA RY YONIKAFOPL?
TOA KARAZAN'ILAY OLONA MASIAKA BE?SA MASIAKA BE RONONO??=))=))=))=))=))
4. tsiambaratelo ( 20/01/2008 11:46)
METY HAHITA AZY MIVANTANA IHANY ANGAMBA IZAHAY FA TSY HAY HOE OVIANA FA TSY HOELA,HIVORY IZAHAY REHEFA AVY EO HANDINIHANA NY FANDRAISANA AZY!!!!:D
5. tsiambaratelo ( 20/01/2008 11:47)
ITY MISY FANOTANIANA TIKO APETRAKA AMIN'NY YONIKAFOPL.
6. yonikafopl ( 20/01/2008 16:35)
Fa inona ity nahazo an'i tsiambaratelo no dia mivazavaza tsy mahalala fomba be toa io???
Raha hametraka fanontaniana amiko dia mba ataovy miniscule fa za mbola tsara maso.
7. tsiambaratelo ( 20/01/2008 17:55)
AIZA ANKI ZE MIVAZAVAZA EO?TSY MBA NATAO HOE MIVANDRAVANDRA ,ZA ALOHA EFA VOANEMBA FA TSY TSARA MASO TSONY É(vazivazy).
8. tsiambaratelo ( 20/01/2008 17:56)
AIZA ANKI ZE MIVAZAVAZA EO?TSY MBA NATAO HOE MIVANDRAVANDRA ,ZA ALOHA EFA VOANEMBA FA TSY TSARA MASO TSONY É(vazivazy).
9. yonikafopl ( 20/01/2008 19:30)
jereo ny caps lock ndry ao tsiambaratelo de ataovy miniscule aaaa, refa manoratra sorabaventy de mivazavaza na tezitra ny dikany
10. Papoose ( 20/01/2008 22:26)
ohatran'ny tchat ko eto zany!:-D
11. tess ( 20/01/2008 22:28)
:-D:-D:-D:-Di papoose ndray no mampomé ahy!
12. karinah ( 20/01/2008 22:56)
tsiambaratelo:

NANAO LAMESA IZAHAY ANDROANY NATOKANA HOAN'NY NAMANA NANANA FAHORIANA ,NY TETO ,NOTSAROANAY T@ZANY KOA IREO NAMANA NODIMANDRY SY NY FIANAKAVIANY.




MARO IREO MALAGASY TAO @ COMMUNAUTE NO TONGA TAO,NISY IREO HIRANTSIKA MALAGASY ZAY NOHIRAINA
"OLOMBELONA AHO TOMPO" SY "IZAHO NO FANANGANAN-KO VELONA"ZAY TENA TIAN'IREO NAMANA AVY @ FIRENENANA HAFA PHILLIPINE,ETHIOPIENE,....KA DIA HOY IZY IREO MBA OMEO ANAY NY TITRE AN LE HIRA @ ANGLAIS.

Ehhhh, Bennnn!!!!!!!!!!

REHEFA VITA NY LAMESA DIA NAMANGY NY TOMPOM-PAHORIANA IZAHAY ,NANAO NY FOMBA MALAGASY.(l)(l)(l)



13. karinah ( 20/01/2008 22:57)
Ehhhhhh, Bennnn!!!!!!!!!!!!!!
14. tsiambaratelo ( 21/01/2008 06:35)
Le OLANA aki tsy tao @resaka CAPS LOCK aaa,efa nitadiavako teknisiana fa efa eo tsara.>>>Ny fanotaniana tiko apetraka amin-dry de ity:\"Mbola any i Dago angaha yonikafopl sa efa tonga eto Liban?i Hery mantsy any izao,momba an le resaka asa ato amin\'ny serasera,asaivo misoratra ho mpikambana ny gasy zay tsy mahazaka ny handeha ho aty ,Liban indrindra reo mahay français sy Anglais.Efa misy asa anié io omen\'i Hery é!Sady vonona izy ny hanampy!!!
15. yonikafopl ( 21/01/2008 08:01)
papoose , tess :wink:

tsiambaratelo, ny tongotro iray aty Dago de ny iray Liban :wink:

ok misaotra amin'ilay torohevitra, fa ny maro nge de le hiala any Dago no tena tadiaviny eeee, misy miasa fa tsy ampy ny karama kely .
16. tsiambaratelo ( 21/01/2008 09:29)
eeeiehhh,de ho sarotra be izy zany ra-kilonga isany,ka tsy aleoko ve de manampy ihany ny toro-hevitra zay mbola tsy ampy tary @le dinika Antson\'ny fo hihi
17. tsiambaratelo ( 21/01/2008 10:38)
Hofintiniko ny adi-hevitra momba ny resaka \'CONSUL\'(hotmail-yahoo).>>>>voalohany indrindra dia misaotra anareo nijery ny hoavin\'ny firenentsika dia tsy iza izany fa i MADAGASCAR,tianareo ny Nosintsika matoa ianareo mis-inquiété,indrindra i xxx.Tsy zaranareo aza alou tsy mbola attaché.>>>>>aleo aloha handé ny asany hitsarana azy.>>>>>tsy ny hoe fampindramany vola hoan\'ny firenena Malagasy akory dia midika fa tena olona tsara izy zay,fa jerena ihany koa ny NEGATIVE sy ny POSITIVE.>>>>>dia tsy atao ambanin-javatra ihany koa ny mikasika ireo Malagasy marobe eto LIBAN izay manana olana,tsindriko manokana hoe izay manan\'olana .
18. tsiambaratelo ( 21/01/2008 11:06)
>>>>>>AZA MANOZONA MPAMPIASA!!!>>>>Ny biraon\'ny commissaire moa tsy lavitra ny misy ahy,sendra nandalo aho mantsy hoany @Poste,dia indro ramatoa iray mivazavaza be teo,miaraka @mpiasany, malagasy io tovovavy io.Tsy fantatro ny anarany,za kounkou tsy fantany hoe gasy.Sipa tsotra sy mipetrapetraka!!!>>>>>za akory tsy hoe nidanaka nijery azy nivanavana fa tonga dia notazoniny ny tanako sady nametrahany fanotaniana aho\"ZA VE WE EFA NANOZONA NY MPAMPIASAKO?\"@teny Anglais fa noheveriny fa phillipine aho,tsy nasiako valiny,nesoriko ny tanany,sady lasa aho.>>>>zay vao azoko ny antony mapiaka-peo azy hoatran\'ny lasa adala.\"NOPAIN\'IO SIPA IO\"de opa ve ny hitondrana ny zanak\'olona any@Polisy!!?!>>>>izy ireo aza no tena manopa mpiasa @teny Arabo,ary tena misy mampinan-tay miits.>>>>FA ZAY E TANDREMO IHANY!!!!
19. Papoose ( 21/01/2008 14:54)
fa ohatran'ny ahoana kay ny endriky ny fifanajana any? na @ samy libanais(se) na @ zareo sy vahiny?
20. endrika01 ( 21/01/2008 17:14)
Eny ho\'ah akia ry papoose, za kounkou mba liana!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3455