TENA MIFONA MANDADY!!!!!!(SUITE)
21. tsiambaratelo
(
22/01/2008 05:55)
Ny zavatra hitako ngalou eo amin-dry zareo Libanaise Libanais dia mahay miray loha,mifanavotra ry zareo,ary raha misy aza @izy ireo manao zvt tsy mety @reny vahiny reny de
22. tsiambaratelo
(
22/01/2008 06:04)
>>>>de hainy ny manarotsarona izany @fomba maro be.Ohatra iray no omeko dia afaka hamintinana azy.
23. tsiambaratelo
(
22/01/2008 06:18)
Raha te hametraka fanotaniana aminy ianao,na efa mapandré mialoha fa hametraka fanotaniana dia ny azy no ataony tonga aloha;>>>>tonga ry zareo dia miseho ho tsy azo dominer-nao zany,manao fiavin\'ny tafara,ka le MIVAZAVAZA SY MANEBAKA ANAO @ZVT TSY NATAONAO NA NOHERITRERETINAO AKORY NO TONGA DIA HITATATATAN\'NY VAVANY\"satria fantany tsara lay kilemany ,ka matahotra izy sao io no voakitikao(miaro ny rambony tsy ho tapaka)de ny azy no ataony tonga aloha.
24. tsiambaratelo
(
22/01/2008 06:33)
>misy ireo tsy zatra taim-bava(ny vahiny)na vazavaza tsis dikany miaro fanambaniana,de tonga de manajanona tanteraka lay fanotaniana saika hapetraka satria ,maharé marary @io resaka voalazako io.>>>>>fa izaho indray aloha na iza hivazavaza na iza hanambany,na iza hampihorohoro dia tsy mba miverin-dalana @ \"tanjona tiko hahatongavana zany, zay hita mibaribary toy ny vay ankandrina\"fa tena zava-misy sy mahasoa.
25. tsiambaratelo
(
22/01/2008 06:42)
Avelako kely ndray aloha fa andamina dossiers aho,fa tezitra eo i pata.(mbola lava be ny tohiny)
26. tsiambaratelo
(
22/01/2008 14:10)
Tohiziko fonafona,>>>>iderako an-dry zareo Libanais ity fomba iray ity!!!Ohatra izao hoe nahavita trano ny namany na nividy,dia tonga eo daholo reny namany reny ,miara-mijery ny tokony hamboarina fa misy tsy mety,misafidy ny loko ny lambam-baravarana...Tsy misy be fialonana miara-mifaly @soa miditra ao @namana!!Tetezina daholo ny efitra rehetra ny Armoire...Ny tiko holazaina dia malalaka ny fisainany,tsy manaratsy ny Malagasy aho akory,fa efa nahita \"tsy mitety ny efitra rehetra ny vahiny fa juste eo @Sallon eo,de eo fotsiny no mitanisa hoe:\"misy lakozia somary kelikely,ny chambrenay....De ny antsika a,henjehana ny namana tafita,dia tadiavina miits aza ny fomba reetra nahazoany an le fiara na trano>>>>de avy eo mifampialona de tsy mifampiresaka intsony!Tsy mifapiditra an-trano...Tsy mahay miarafaly @fifalian hafa(tsy marina zany ô).
27. Blacksweetbaby
(
22/01/2008 14:29)
Efa ho amampolo taona izay no nifindranay monina taty apita andranomasina ny toerana hahitana anay dia tsy dia misy Gasy firy loatra eto @ faritany hipetrahanay dia 65 isa izahay no Gasy ary dia tapitra mifakalala avokoa manao trano atsima sy avaratra eto izahay ka izay tsy mahalena hialofana :P:P
raha nandalo tao Paris aho ny taona lasy teo ka gaga sy talanjona raha nahita Gasy maro be faly aho tato ampoko mba mirana ery angie ity tenako nahita zzvavy gasy teo anilako ny tsy napoziko dia ny havonavony :oops ireo Gasy hafa koa dia toa io zzvavy io ihany havonavona re izao re olona teo vao niverina tato atsaiko ilay hoe GVT mihevitra angaha ry zareo raha mahita Gasy miramirana sarika sy miarahaba dia Gvt ianao . Rehefa tsy zakanareo intsony ny galeran andafy dia modia fa sao tratrin ny depre :°)aty daholo ianareo

28. tsiambaratelo
(
22/01/2008 15:41)
Ny gasy eto Liban ndray,dia mifampiarahaba sy mifapiresaka tsara.Fa ny o
29. tsiambaratelo
(
22/01/2008 15:53)
Ny gasy eto Liban ndray,dia mifampiarahaba sy mifapiresaka tsara.Fa ny olana dia ity NY HASAROTA-PIARO BE DISO TAFAHOTRA.(Ny namako tsy azonao iresahana BE=ny samy Malagasy io)
30. tsiambaratelo
(
22/01/2008 16:22)
Torohevitra(suite 15)>>>>Aza mikasi-tanana ny zanakin\'ny mpampiasa fa misy izy ireny fandrika,amporisihin\'ny rad ny hanalika anao,na handrangitra anao!!!(satria mety ianao niangavy zvt t@rad mila vola...)dia raha mikasi-tanana ireo ianao????Lazao@rad na dresser-o @parole ,tsy hoe kikiafana fa anarao somary@endrika tantara...
31. achrafhanna
(
22/01/2008 21:44)
Blacksweetbaby:
Efa ho amampolo taona izay no nifindranay monina taty apita andranomasina ny toerana hahitana anay dia tsy dia misy Gasy firy loatra eto @ faritany hipetrahanay dia 65 isa izahay no Gasy ary dia tapitra mifakalala avokoa manao trano atsima sy avaratra eto izahay ka izay tsy mahalena hialofana :P:P
raha nandalo tao Paris aho ny taona lasy teo ka gaga sy talanjona raha nahita Gasy maro be faly aho tato ampoko mba mirana ery angie ity tenako nahita zzvavy gasy teo anilako ny tsy napoziko dia ny havonavony :oops ireo Gasy hafa koa dia toa io zzvavy io ihany havonavona re izao re olona teo vao niverina tato atsaiko ilay hoe GVT mihevitra angaha ry zareo raha mahita Gasy miramirana sarika sy miarahaba dia Gvt ianao . Rehefa tsy zakanareo intsony ny galeran andafy dia modia fa sao tratrin ny depre :)aty daholo ianareo
GVT= ???
34. tsiambaratelo
(
24/01/2008 10:20)
Vitsikakely>aza be vava wa,ny any Dago aza ambaniany vahiny tonga any ianareo!Tsy ho ela dia ho lasan\'ireo vahiny ireo i Madagascar.
35. tsiambaratelo
(
26/01/2008 11:25)
Eny ndray ary kou!Mba mahita sirika kely dia mamepatraka toro-hevitra hatrany hatrany!>>>izay no maha-malagasy antsika mifanoro hirona hoamin\'ny tsara,fa tsy hifanipaka toy ny valala an-karona.
36. tsiambaratelo
(
26/01/2008 11:44)
Blacksweetbaby>>>>nampalahelo \'zany enao kou,ny feeling ny tanora @zao ané le degadegan reny dôly é,refa tsy maha araka ianao de tsy ao anatin\'ny compte plus.>>>>tsy marina kosa ngalou hoe nisy sipa tso-piaina kely noharabainao nefa niavona!>>>>sao ndray ary ianao no niseho milay be de noheverin-dry zareo hoe ...Raha samy malagasy mipetraka ivelan\'ny Nosy tokony tsy hifampiavonavona izany!(asa!? tsy haiko aloha é)
37. tsiambaratelo
(
27/01/2008 12:28)
manao ahoana daôly ndray hoan'ny mpanaraka dinika,
fantatro fa amaky 'zay voalaza ianao na tsy afaka mamaly aza.
>>>>>>12andro no nametrahako ireto dinika ireto any @ Antson'ny fo ,sy ny eto.
>>>>>>explosion 2be sahady no nisy taty!!!!
>>>>>tena manahy ihany aho ny momba ny eto Liban.:-w:-w:-w=D=D=D

38. endrika01
(
03/02/2008 12:43)
Ka izay tany Masina rehetra hono be ady daholo.
Efa voasoratra ao anaty ny Baiboly,io tanana Liban
io.:°)
Efa voasoratra ao anaty ny Baiboly,io tanana Liban
io.:°)
40. tsiambaratelo
(
15/02/2008 11:37)
Zay ndray vao tafaverina ato,ho tohizina foana ny toro-hevitra sy ny zava-misy eto Liban,miverina eo aho rehefa avy eo!N.B>>>momba ireo olona henonareo any Dago we nitsoaka tao @mpampiasany!Ny anarany aza tsy omenareo de aona koa zany?Tsy afaka miditra lalina aho fa raha misy ny azoko hanampiana de vonona aho.Alefaso we le anarana azafady!?Mba ahafahako manampy anao!