METY VE NY TOKATRANO MASO?

81. diamondra27 ( 22/01/2008 21:49)
fa refa inona no aseho vahoaka, refa mifampitoraka vilia ve hahaha, sa refa mifampidaroka

82. olomboavonjy ( 22/01/2008 22:06)
diamondra27 hevitro io a de zay indray aloha no tsy haiko fa zahay nisafidy ny hatao mariazy:D
de toute façon anie rehefa mifampitoraka vilia sy mifampidaroka tsisy anavahana azy hoe tokatrano maso sa vady vita mariazy e
83. bimanoa ( 23/01/2008 05:25)
amiko aloha tsy mety,
rehefa mbola tsy tapa-kevitra ny hivady d misipa fotsiny e,
ny tokantrano maso mifandany zara ao fotsiny, sady tsy hiroso no tsy hihemotra, sady aiza koa no misy an' izany essai izany, mandany pasipaoro ihany kou, ny lehilahy angamba no mahazo tombontsoa @ izany, rehefa hi-présenter azy @ olona izany d manao oe : izy no mpi-tokantranomaso miaraka amiko ? lol !
84. rakapy ( 23/01/2008 05:57)
Ny atao hoe tokatrano maso @ Malagasy dia tokatrano hoatra ny rehetra ihany fa saingy tsy misy mamatotra toy ny fisoratana , mariazy, fisehoana na fomba. Concubinage hoy ny Frantsay. Izany hoe miara mipetraka toy ny mpivady rehetra ihany, afaka manan-janaka toy ny mpivady rehetra ihany.Fa kosa tsy afaka ny hifampizara fananana na zanaka any @ tribonaly raha sendra misaraka.
85. tess ( 23/01/2008 06:09)
ny pension koa torakizany plus tard!
manjary lasan'ny natiora fotsiny ilay pension n'i rangahy ohatra niasa fatratra nandritra ny andrompiainany.....izaho aloha mba mamporisika ihany hoe manaova ihany na dia soratra aza.
hevitro io an!
86. meva2 ( 23/01/2008 08:36)
mahagaga izany kanefa olona fantatro izao tsy nisoratra, niteraka 3, nony nisaraka izy mivady (satria amiko tsy mpisipa fa mpivady), dia nandray pension ilay ramatoa hatr@ 21 ans ny zanany rehetra!!!!
87. kelly13 ( 23/01/2008 09:07)
ny cas ny zaobaviko ohatran'io lazain'i meva2 io! nisaraka ry zareo d nahazo pension alimentaire t@ ndranga izy
88. tess ( 23/01/2008 11:03)
meva2:

mahagaga izany kanefa olona fantatro izao tsy nisoratra, niteraka 3, nony nisaraka izy mivady (satria amiko tsy mpisipa fa mpivady), dia nandray pension ilay ramatoa hatr@ 21 ans ny zanany rehetra!!!!


hafa ilay misaraka anie e! norme be satria zanany iny fa ny cas tiko lazaina eto dia
rehefa vieux jours any dia ohatra maty lay vadiny ohatra dia tsy afaka raisinao ny pension nlay rangahy satria nareo tsy nivady....
vakio tsara ny vosoratro hoe refa any aorina be any rehefa antitra io, ilaina iny pension iny refa antitra.....;-)


89. nandrianina1 ( 23/01/2008 17:42)
inn ary no isokajiana an-ty cas iray ty:

mipetraka ao @ r-a-d le vhv (na lhl), de hozy ny iray we za ipetraka any @nareo, de miara-mipetraka zareo zany
azo lazaina ho tokatrano maso ve zany ra nisafidy ny sty iteraka ry zareo ra sty misy dingana vita(eo @ fianakams,na fanjakana,na fengonan)
90. tess ( 23/01/2008 18:08)
hafa koa izay cas raika izay! ny resaka eto dia efa mitokatrano lay mpifankatia efa niteraka miaina otran'ny couple reetra fa tsy nivady ftsn!
91. kelly13 ( 23/01/2008 19:46)
nandrianina1:

inn ary no isokajiana an-ty cas iray ty:

mipetraka ao @ r-a-d le vhv (na lhl), de hozy ny iray we za ipetraka any @nareo, de miara-mipetraka zareo zany
azo lazaina ho tokatrano maso ve zany ra nisafidy ny sty iteraka ry zareo ra sty misy dingana vita(eo @ fianakams,na fanjakana,na fengonan)



tokatrano maso refa miaramipetraka tsy vita na inona na inona na aiza na aiza na miaraka @ rad na tsia
92. rakapy ( 24/01/2008 00:37)
Nandrianina> izay ilay atao hoe TOKATRANO VAVA:-D:-D:-
93. nandrianina1 ( 24/01/2008 01:41)
rakapy>mbola tsy tena giravy ve fa mbola vo vava fotsiny! refa tonga eo @maso mantsy tsisy aleha iakarana tsony:-D:-D
kelly:
tokatrano maso refa miaramipetraka tsy vita na inona na inona na aiza na aiza na miaraka @ rad na tsia

tess:
hafa koa izay cas raika izay!


inn ihany zany no marina e?
94. rakapy ( 24/01/2008 02:18)
Mbola misy ilay tokatrano tapik'andrina ka io no tena ratsy:-D:-D:-D:-D
95. nandrianina1 ( 24/01/2008 02:41)
aza hitako ko ka mbola misi tokatrano volondoha kou! tonga de perte total:-D:-D
96. rakapy ( 24/01/2008 02:46)
Misy io ka! io ilay tokatrano afaka mampirafy be de be ohatran'ny isan'ny volo:-D:-D:-D
97. nandrianina1 ( 24/01/2008 03:56)
:-$:-$bedin'ny rafozana fa aza manao an'zany tsya asina tokatrano volondoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081