METY VE NY TOKATRANO MASO?
21. bilakarenjy
(
13/01/2008 12:14)
Amiko aloha dia mety ny tokatrano imaso e! .
Samy malalaka @ izay ataony sy tadiaviny ny andaniny sy ny ankilany .
Tsy misy ankaneritery sy mandidy izany ,fa manao izay ahatsara ny fiarahana ary miray saina kokoa aza noho ny manambady vita soratra sy nivoady ireny .
Ilay ao anatin\'ny fanambadiana ara-dalana anie ka tena tratran\'ny le hoe : tsy maintsy e!,de lasa korve sisa ny zavatra atao satria izay no tian\'ny rafotsy sy tadiavin\'ny ankizy e!.
Miankina @ tsirairay koa io sady safidy .

22. fanantenana2003
(
13/01/2008 20:45)
ekena bilakarenjy!
tsy afaka ny hitsaratsara izany fa safidy io! amin'izao vanimpotoana ihainatsika izao efa niodinana lavitra izany hoe matikena-maso anivon'ny famille sy ny fiarahamonina sy ny karazany izany!
hoy i vololomanitra 91
Tsy misy tsara afatsy ny mande @ normale ihany
azavao kely le mandeha normal, le anabadiana ve, aleo ihomezako kely ianao

23. xxx
(
13/01/2008 21:08)
izaho aloha tsy lmanao hoe tsara na ratsy ny toka-trano maso fa amin'ny hevitro manokana dia ny saiko manokana no tsy manaiky izany, angamba hoe mi sentir tsy en securité izany aho ary hafa ihany no antsoina hoe vady, fa raha tokatrano maso mantsy tsy vady iny fa olona miara-mipetraka aminao fotsiny na mifankatia aza.
bilakarenjy: izaho manambady vita mariazy fa tsy mbola niaina tanatini'zany hoe tsy maintsy fa satria lmanambady na hoe corve sisa ny zavatra hatao.
Moa ve ireny manao tokatrano maso ireny tsy miaina amin'izany hoy ianao....????????miaina otran'ny fiainan'ny couple rehetra ihany ny mpanao tokatrano maso ka tsy ho vofetra izany resaka lazainao hoe tsy maintsy izany, fa io miankina amin'ny fifampitondran'ny couple ao ihany.....raha misy ny soumis(e) sy ny mi domine dia hisy foana izany na vita mariazy na mitokatrano maso.....

24. sakaizakely
(
14/01/2008 09:47)
METY
période d'essai io ko
de rehefa hita fa mizotra tsara dia izay vao miditra manao sonia CDI
Za ndray tsy hidinkizo haka engagement définitif @ olona tsy fantatra ny hiady ny piesy nay na tsia mila andramana klou :-D

25. meva2
(
14/01/2008 09:56)
Ka voalazanao tsara izany ry xxx fa mitovy ihany rehefa eo ny fitiavana! kA ny insécurité dia misy foana na vita na tsy vita fanambadiana rehefa ho avy.
Tsetsatsetsa tsy aritra: taiza ho aiza i adama sy eva no natao mariazy e???
Izaho dia mino an'andriamanitra tokoa ary ny tokantranoko dia efa nahazo tso-drano avy aminy satria n'aiza n'aiza misy ahy ka mahatsiaro azy sy miantso ny anarany dia eo afovoany izy!!
Tsy contre ny mariazy mihitsy aho satria tiako ny hiara hifaly amin'ireo olona akaiky amiko ary koa araky ny voalaza, manamora ny resaka administratif rehetra.
Ny tsy tiako fotsiny dia ny fandraisana ny mariage ho obligatoire.
26. niryna
(
14/01/2008 12:34)
xxx:
raha Kristianina ianao dia tsy mety , sinon samy manana ny safidiny ny tsi11 sady efa marobe koa izao ny manao le union libre io . Ny essentiel d oe mifankatia sy mahay mifanaraka tsara ry zareo d izay .
@ maha-Malagasy indray dia mba tsaratsara kokoa raha mba omena voninahitra ilay RAD, zany oe mba manaraka ilay fombafomba ,(fangatahana , vodiondry .......) fa tsy tonga d oe ndao hiara-hipetraka d zay
=D=D mazava be toy ny masoandrobe lohataona
27. meva2
(
14/01/2008 13:31)
" Ny essentiel dia rehefa mifanaraka tsara sy mifankatia ry zareo".....
Io mihitsy ny essentiel na vita na tsy vita fanambadiana!!!
Raha ny voninahitra indray dia tsy ny mariazy irery no afaka hanomezana voninahitra ny ray aman-dreny fa ny fiainana andavan'andro koa e!!
Misy mantsy hitako ohatra hoe ny fifandraisana:
RAR sy vinanto, vinanto - rafozana, zao-bavy sy zao-dahy ets... toa amin'io andro "iray toa zato 'io ihany no ahitako ny fifankazahoan'ny sasantsasany.....
Raha hitanareo ny tiako holazaina.........
28. xxx
(
14/01/2008 17:08)
meva2:
Ka voalazanao tsara izany ry xxx fa mitovy ihany rehefa eo ny fitiavana! kA ny insécurité dia misy foana na vita na tsy vita fanambadiana rehefa ho avy.
Tsetsatsetsa tsy aritra: taiza ho aiza i adama sy eva no natao mariazy e???
Izaho dia mino an'andriamanitra tokoa ary ny tokantranoko dia efa nahazo tso-drano avy aminy satria n'aiza n'aiza misy ahy ka mahatsiaro azy sy miantso ny anarany dia eo afovoany izy!!
Tsy contre ny mariazy mihitsy aho satria tiako ny
hiara hifaly amin'ireo olona akaiky amiko ary koa araky ny voalaza, manamora ny resaka administratif rehetra.
Ny tsy tiako fotsiny dia ny fandraisana ny mariage ho obligatoire.
tsy obligatoire kosa ny mariage an! hetahetan'ny ny olona indrindra ny vehivavy ny mba hatao mariazy....
aleo tsy asiana resaka adama sy eva ilay izy aloha....
amiko manokana ny handraisako an'azy aloha hoe otran'ny tsy en securité izany raha tsy vita mariazy ny couple hevitro manokana io....fa izay handraisanao azy dia anao izany.
hafa ihany ilay atao sy antsoina hoe vady:roll:
29. xxx
(
14/01/2008 17:10)
entre pas! i meva ihany angaha no fanantenana2003?????toa mamaly amin'ny placen'i fanantenana2003 i meva2:wink: juste une kestion!
31. sipagasy
(
14/01/2008 19:46)
ka io ry zareo dia samy mahita ny marimaritra iraisany annn, amiko izao dia tena tsy mila izany mariazy (manary azy hihi) izany aho, nohon'ny antony administratif hoy ny sasany, hihihi tsy miditra @ kitay telo an-dalana na ny zara mira ihany koa aho, aleo samy hiary ny azy, ary raha misy ny zazakely/ankizy dia tsy olana anie izany e! afaka mankany @ mairie mialoha ny rain-jaza hanome ny anarany ho an'ny zaza!
Ary raha @ vanim-potoana iainantsika izao dia io aza no ahitako 'securité' kokoa ialàna @ frais de divorce sns hihihhi
Mazotoa daholo @ safidin'ny fiainany avy e!
Ary raha @ vanim-potoana iainantsika izao dia io aza no ahitako 'securité' kokoa ialàna @ frais de divorce sns hihihhi
Mazotoa daholo @ safidin'ny fiainany avy e!
32. xxx
(
14/01/2008 19:58)
ka nareo kosa tonga dia ilay divorce no atao an-tsaina ko!:lol: izaho vita mariazy fa tsy misaina divorce mitsy dia tsy tonga ny divorce hatramkn'izao anefa rehefa hifampikapoka amin'ny sotro be ato antrano an aoka fotsiny jhihihihhi!
33. xxx
(
14/01/2008 20:29)
amiko manokana aloha raha tena mifankatia marina de tsy manao TOKATRANO MASO E @tsika malagasy na manambady vaza io na manambady gasy io de izao no dikany fiarahana vorara.....Ka noho izany hoy aho teo RAHA TENA MIFANKATIA IANAREO ROA DE ILAY HOE MARIAZY NA PACSE NO FOMBA ASEHONAREO @ MPIARAMONINA SY HO ANAREO ROA IHANY KOA (fa tsy hoe ao ampandriana ihany)io mariazy io tsy voatery hoe hanao fety be mipoapoaka sy ny karazany fa olona 4 ianareo de ampy makany ampiangonana na koa mairie de sns .RAHA TENA TIA ANAO ILAY BAnDY FA TSY MANGARONA ATSY SY EROA DE MANAO PACSE ANY @ MAIRIE nreo efa porofopitiavana mitovy @ mariazy io rehefa tsy mifanaraka avy eo afaka mifampitsodrano tsy toy ny mariazy hoe handoa vola be sy ny sns .Fa raha ianao kosa no tsy te hanao mariazy de tsotra ny teniko olona tsy stable ianao na ny ao anatiny lohanao na ny fiainanao iaray manontolo indrindra moa fa raha manajanaka ianareo
34. meva2
(
15/01/2008 07:53)
fa angaha kay ry xxx voarara ny mamaly raha mahita fanontaniana hoan'ny hafa???? miala tsiny ary raha nanohina an'i xxx e! jereo ny mombamomba dia ho hitanao raha olona 1 ihany i meva sy i fanantenana!!
Raha ny hamaliako an'i xxx ( asa na ianao ihany io na olonkafa) dia izao:
Mino aho fa tsy anjaranao velively ny hitsara na stable ny olona na tsia.Jereo fotsiny ny tantara be dia be ny pb ny "mpivady" manodidina anao? dia mihevitra ve ianao satria nanao sonia dia midika izany fa olona "stable"????? tsy misy ifandraisany mihitsy izany! Iza no milaza anao fa tsy mifankatia ny olona tsy "nanao sonia"???? miala tsiny fa efa 8 ans izao izahay no "mifankatia" ary mbola tsy nisy problemana "mangarona..." à gauche sy à droite mihitsy na izaho na izy!!! loin de là... Ary mba jereo kely hoe firifiry reo olona vita soratra mahavita mampirafy, mandainga mampijaly ny andefimandriny???
Ka hitanao amin'izany fa tsy mitombina ny voalazanao.
35. kelly13
(
15/01/2008 08:40)
RAHA TENA MIFANKATIA IANAREO ROA DE ILAY HOE MARIAZY NA PACSE NO FOMBA ASEHONAREO @ MPIARAMONINA SY HO ANAREO ROA IHANY
miala tsiny klou fa nenà no jereko zay vao ny fiaraha monina e (ra hijery azy aho), refa mety ny fiainako miaraka aminy d ampy ahy zay, faly ny fiaraha monina tsara tsy faly ny fiaraha monina d tsara iany kou! ny tiko lazaina d tsy mila mi justifier quoi que ce soit devant ny fiaraha monina aho! tadidio fa ny fiaraha monina io kou no hanenjika ahy refa lavo aho.
Fa raha ianao kosa no tsy te hanao mariazy de tsotra ny teniko olona tsy stable ianao na ny ao anatiny lohanao na ny fiainanao iaray manontolo indrindra moa fa raha manajanaka ianareo
hahahaha, tsy maninn fa za kou zany klou tsy stable, nefa mahagaga ahy fa vitako tsara ny mikarakara ny tokatrano masoko, ny "vadiko" (satria andefimandriko izy), ny zanako, ny tenako. sa inn le oe tsy stable?
36. sakaizakely
(
15/01/2008 09:20)
RAHA TENA MIFANKATIA IANAREO ROA DE ILAY HOE MARIAZY NA PACSE

tsy stable ianao na ny ao anatiny lohanao na ny fiainanao

zao no mahavoa amin'itony dinozaoro manao fihevitra tandrametaka itony, miseho boby mitsaratsara ny fiainan'ny olona, sady fantany tsara fa fôplaosy ny matoa izy tsy sahy miseho
Ny anao no ataovy tsara dia avelao ny olona hanao ny fiainany, raha misy tsy stable eto dia ianao no voalohany
mba asehoy eto ny fiainanao ahitana raha nenao marina tokoa no tokony ho fitaratra e !
matoa manao xxx dia misy zavatra tsy sahinao aseho eo
37. bilakarenjy
(
15/01/2008 10:01)
xxx > samy ahitana fitiavana daholo anie na ny tokatrano imaso na ny fanambadiana ara-dalana , fa ilay fampiasana azy ao anaty tokatrano no tsy mitovy e!.
Ao anatin'ny fanambadiana ara-dalana ianao dia tsy maintsy tratran'io tsy maintsy io foana ry xxx a!,aleo ataoko hoe :tsy izay indray ary ,fa hovaiko hoe : voatery indray izany .
*Ho vitanao ve ny tsy hitsena an-drafotsy raha sendra avy ny orana .Voatery mandray elo ianao dia iny no lasa na dia kamo aza .
*Ho vitanao ve ny hanaraka an-drafotsy ho any an-tsena mandritra ny ora 3 .Voatery mandray arona ianao dia iny no manaraka azy .
*Tsisy sakafo ao an-trano ,tsy ho vitanao mihitsy ny handeha hisakafo irery any @ resto na hotely .Voatery ianao mamorona ny tsy misy .
Santionany ireo lazaiko ireo sady mateti-pitranga ao anaty tokatrano ,nefa indray mandeha ihany ianao no ataoko hoe :mahavita manantateraka an'ireo lazaiko ireo ,fa tsy ho vitanao isak'izay miseho sy mitranga ireo .
Ao anatin'ny fanambadiana ara-dalana aza ianao no tena tsy stable mihitsy sady tsy hanana fahatokisan-tena mihitsy satria tsy maintsy hakana ny hevitry rafotsy daholo izao zavatra sy atao rehetra izao na dia tokony ho vitanao avy hatrany aza .
Fatotra sy andraikitra ary adidy sy fihafiana anie ny fanambadiana e!,tsy maintsy manolo-tena ho an'ny vadinao sy ny zanakao mandra-p ...... ,ianao .
Ao anatin'ny tokatrano imaso ianao tsy voatery mihitsy sady tsisy manery .Fahafahana sy fahatokisana ary firaisana no tena mibahana .
*Surprise no tena betsaka satria samy mikarakara sy miantoka ny tenany .
*Raha tratran'ny orana any ny iray dia tsy voatery mihitsy na tsy maintsy ho tsenaina ,fa safidin'ny iray ny manao izany .
*Raha tsisy sakafo ao an-trano ,tsy voatery na tsy maintsy hanokona ny iray .Safidin'ny tsirairay io hoe :efa nasiako sakafo ho anao ao ,na hoe: tsenao ary za de any @ resto no misakafo ,na de zay zany e!
*Ny fomba malalaka tsisy bedy manginy fotsiny ,fa mahafinaritra sy milay isak'izay mahatsiaro .
Tsara anie le manana vady ,fa raha vady tsy hiray lalana sy tsy hiray feeling @ tena aleo tsy misy ,fa dia ho ady lava foana ary hivadika zavatra hafa no hiafarany .
Io anie le hoe : ny revinao reveko ,fa mba reveo koa ny reviko dia ho anao ny tombony .

38. fanantenana2003
(
15/01/2008 10:05)
ekena mihitsy izany ry sakaizakely, raha tena stable le xxx de asehoy fa tsy xxx no entina hanejehana olona hoe tsy stable ny mpanao tokatrano maso, efa naverina impiry fa safidy ny tsirairay io, ny famille efa ok amin'io safidy io ary ny tadiavin'ireo dia fahasambarana ary ny fifakatiavana fa tsy paps admini, efa amataonany maro izahay zao no niaraka ohatrany mpivady rehetra, ny mandodidina mi-consider tahak'izay, ny maha samihafa antsika fotsiny ry xxx de le paps, nefa miteraka izahay ary efa fantatra hatraminy voalohany izany matoa nisafidy izao lalana izao! ny fitiavana no lehibe idnrindra amin'izany ary rien a foutre ze vava-bahoaka any, angaha ireo no hamelona anay na aminy fotoan-tsaraotra hijery anay akory oh lalala!
40. nikopol
(
15/01/2008 11:38)
xxx mpandefa 38 : ianao no tena misy blema fa resaka adi-hevitra en général dia ataonao afera perso !
za koa mitovy hevitra amin'i sakaizakely, mila avoaka ny ps -
sinon : ny tokatrano imaso dia mety ho an'izay olona mahita fa mety izany, ary tsy mety ho an'izay olona mieritreritra fa tsy mety izany. raha izaho da tsy hitako ny mahasamy hafa ny vita soratra sy ny tsy vita soratra. Ny ao an-tsain'ny tsirairay no maha samy hafa azy.
Ho an'izay tsy mahatanty ny vavan'ny olona sy ny fiarahamonina dia aleo manambady. Ho an'izay mahita fa tsy ilaina izany dia tsy misy olona. Ny coherence entre an'ny fiainana iainanao sy ny fisainanao ihany no mahasamihafa na tsia an'io.
fa resaka be fotsiny : "ho an'ny gasy tsy tsara ny tokatrano imaso" ! Gasy hatramin'ny oviana io ? hatramin'ny nahalalan'ny gasy ny mariazy ve ? taiza ho aiza zany ? ho an'ny gasy efa nidiran'ny fomba vaza sy kristianina angamba io ....