METY VE NY TOKATRANO MASO?

41. sakaizakely ( 15/01/2008 11:48)
ny an'i Sefo no lasa aloha de nesoriny ny hafatr'i xxx

fa nesorinao koa ny ahy :cry:

Misaotra an'i Hery,

Saingy ilaina mba avoaka koa ny ps n'ilay olona mahavita manaonao foana tahak'izaomba ho mailo @ fiserana aminy
42. meva2 ( 15/01/2008 11:54)

hoan\'i Bilakarenjy..;

Tsy fantatro ianao raha vita soratra na tsia, na manana oln-tiana na tsia, tsy fantatro koa raha tena fantatrao ny fiainan\'ny olona mifankatia, miara mipetraka fa tsy vita \"soratra\".
Tsy dakaoro mihitsy aminao aho satria raha lazainao fa samy fitiavana, aiza ary ilay fitiavana ao @ ilay famaritanao faharoa????

- Ny tiako tenenina aloha dia ireo voatanisanao ireo dia tokony ho zavatra tsy VOATERY atao fa zavatra tokony ho NATORALY.
- Aminao izany dia ireo hetsika tokony atao amin\'ilay olontiana dia arakaraky ny sonia vita sy tsy vita???
- Raha ny fiantohan-tena dia tsy hitako izay tianao lazaina satria misy ny atao hoe compte joint ary tsy voatery ho mpivady vita soratra no manana an\'io compte io!!!! Ary tadidio fa na ny fianaran\'ny zanaka aza, na ny fanofàna na fividianana trano dia ilaina ny taratasy momban\'ireo couples.
Ka noho izany dia ilay famaritana ny atao hoe fitiavana angamba no tokony hojerenao akaiky fa tsy afangaro amin\'ny seho ivelany sy izay mety ho safidimpiainan\'ny olona.
43. bilakarenjy ( 15/01/2008 13:36)
meva2 > za dia tokan-tena ,manan-janaka iray ary tsy manana olon-tiana .Aleo ary hazavaiko anao tsara ny tiako tenenina fa tena surprise be ho anao .Sady ampitohizako @ dinika ihany ny valiteniko .

Ny fitiavako tsy azo terena na ny anao koa ,ary izay le fitiavana tsy azo terena izay no vao maika maha-te hanome fitiavana foana .Izay no mahatonga ahy hiteny hoe :surprise daholo ny fiainana @ tokatrano imaso .

Ny fandaniana sy ny andraikitra ao an-tokatrano aloha dia hifanarahana sy hifampizarana tanteraka sy vita an-tsoratra ,fa tsy voasoratro e!.

Amiko aloha ny hoe : olon-tiana dia sipa miavaka @ sipa hitako sy mifanerasera amiko ,noho izany dia miavaka koa ny fihetsem-poko sy ny zavatra ataoko aminy , fa tsy hitovy @ sipa rehetra akory .
Aminao izany dia ireo hetsika tokony atao amin'ilay olontiana dia arakaraky ny sonia vita sy tsy vita???

Io aloha de tena miankina @ zava-misy mihitsy satria tokony hifamaly foana ny fitia .
Hanome ohatra anao za zao :Solde zao ny andro .Miaraka @ olon-tiako za @ io .Feno olona daholo ny mpivarotra manao solde rehetra . Miditra any @ mpivarotra tiany aloha (mpivarotra akanjo sy ny kojakoja momba ny vehivavy).Tonga eo @ sous-tiens aloha dia andramana eo ny iray ,dia averina ,fa tsy tiany ny endriny ,dia maka iray hafa indray ,de mbola toy izany hatrany . Efa mijanona ho 20mn eo @ sous-tiens vao mitondra anakiray tena tiany .Miteny za aloha eo hoe : safidio le tianao de aleo mivadika zavatra hafa .De izy tsy nmaintsy hamaly hoe : tsy maintsy mijery tsara za sao tsy mety amiko ko .OK! ary e!,tsy asiana blem zany .De nandany ora 2 sy sasany tao @ ilay mpivarotra vao tafavoaka tao .Manginy ny filaharana eo @ fandoavam-bola.
De miteny za hoe :ary tsy mba hijery ny tiako indray ve ,fa efa azo ny anao ireny =D=D=((=((.
Dia ahoana no avalinao ry meva ??? .
Mbola vao io tranga iray io no ataoko ohatra aminao .
44. sakaizakely ( 15/01/2008 13:52)
bilakarenjy>

za dia tokan-tena ... tsy manana olon-tiana


ka raha ataonao hoe rafotsy ze tonga dia tsy hisy ho avy mihitsy eo knou :-D:-D:-D:-D

tsy maintsy hakana ny hevitry rafotsy daholo izao zavatra sy atao rehetra izao na dia tokony ho vitanao avy hatrany aza


tsy ifanerena izany fa fanajana ilay silaka dia mifampiresaka foana, tsy manakana anao hanapakevitra irery izany. Ohatra fotsiny hoe miantso an'ilay silakao am tel ianao hoe mba hijery sinema miaraka am ranona sy ranona aho rehefa avy miasa fa aza taitra ianao. Izay fotsiny, zany hoe mampilaza ianao (fa tsy miera) fa tsy avelanao hihanahana kely hoatry ny gana irery eo ampiandrasana anao ilay "rafotsy"-nao :-P

Mila firesahana toy izany avy ny zavatra rehetra. Tsy hoe ny mpivady ihany no manao izany, fa fomba fanajana tokony ifanaovan'ny mpifankatia miray trano rehetra.

Tsy voatery hanaraka azy manao bazary ianao. Vitsiana ny lhl tia manao an'izany, tsy midika hoe tsy fitiavana ilay vhv fa samy mba manana ny filinn ny e ! Raha ohatra tia foot ianao ohatra ka tia mijery match, tsy voatery hanaraka anao izy, tsy midika tsy fitiavana izany. Tsy voatery hifanarakaraka foana ka !

Solde zao ny andro .Miaraka @ olon-tiako za @ io


oufffff ! hay moa misy ihany izany
:°)
45. sakaizakely ( 15/01/2008 13:55)
miala tsiny fa manakadresaka amin'i bilakarenjy sy meva2

zafady an :-*
46. xl ( 15/01/2008 14:03)
samy teo ny niala e!
rehefa vita soa amantsara ny raharaha dia Arahabaina daholo,
=D
=D
=D
47. kelly13 ( 15/01/2008 14:09)
sakaizakely>za tena ketoka teo. nisy ampamôka b, ou la la

xxx mpandefa 38 : ianao no tena misy blema fa resaka adi-hevitra en général dia ataonao afera perso !


taiza kou za nanao xxx number 38 teo zao :-P :-D:-D

48. bilakarenjy ( 15/01/2008 14:23)
kelly13 > tsy ampamoaka io fa aza taitra ianao ,fa mahafinaritra ahy ilay resaka tsotra sy malalaka eto

Sakaizakely > le mifampilaza anie hafa e!,iny aloha de ekeko .
Samy manana ny toetrany mihitsy ny vehivavy ka .
49. bilakarenjy ( 15/01/2008 14:33)
ka raha ataonao hoe rafotsy ze tonga dia tsy hisy ho avy mihitsy eo knou


de aiza kosa no tsy hisy ho avy eo ry sakaizakely ,koa tsy ho voa mafy izy zany .
50. sakaizakely ( 15/01/2008 14:41)
bilakarenjy:
koa tsy ho voa mafy izy zany


ieeeee maty antoka be ze tsy mahafantatra anao :-D:-D:-D:-D

Samy manana ny toetrany mihitsy ny vehivavy ka .


bilakarenjy:
De miteny za hoe :ary tsy mba hijery ny tiako indray ve ,fa efa azo ny anao ireny


de aona ouz ?
51. bilakarenjy ( 15/01/2008 15:08)
Hoy izy hoe : @ manaraka mijery ny anao indray cherie an!.

De @ manaraka indray izany ,hoy za sady nisakambina sy nanome bisous azy ,fa rehefa nahazo aloha izy de faly za ,hoy za any am-poko any .

Aza ianarana izany sao mivoaka @ PUBLIC sy CLOSER eo .

:-w:-w:-w:-w:-w:-w:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-w:-w:-w:-w:-w:-@:-@:-@:-$:-$:-$
52. soanja ( 15/01/2008 15:41)
Zay ela netezana no lava volo hoy ny Ntaolo

Aleo samy hisafidy izay tiany hidirana na hanao sonia na tsia fa ny fiainana no hanome valiny mahafapo azy.

Isika na handany rora tokoa hanazava ny hatsaran'i fitiavana tsy misy fehy ary ny fitiavana voafehy dia tsy ahita mangirana satria samy manana ny tanjony ny olombelona.
Betsaka tokoa ny mandray ny mariazy , zany hoe ilay fety be da fety be sns ho tanjona fa ny ambiny zava-poana. Saingy le heveriny fa mandeha hoazy, milamina iny tsy mbola hitany iny ka dia mandrosoa ary amin'ny lalindalina fa ao no misy ny mamy sy mangidy.

Fanantenana ny fiainana!

53. sakaizakely ( 15/01/2008 16:00)
bilakarenjy> ve tsy mbola mahalala vhv miantsena ?



:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
54. bilakarenjy ( 15/01/2008 16:08)
ka fantatro mihitsy ry sakaizakely ,fa de zay moa no ahazahoany fahafinaretana miaraka @ vadiny dia omena fahafaham-po izy e!.
55. sakaizakely ( 15/01/2008 16:13)
za ndray tsy tia miantsena miaraka amin'ilay silako. Manelingelina fotsiny, sady kamo miandry no manao kaonty baoritra be men men

aleoko izy miandry any antrano de rehefa mody anaovako défilé :P:P:P
56. bilakarenjy ( 15/01/2008 16:20)
za aloha mimenimenina rehefa tena ela be ,na lasa za sy ny zanako mihodina .Raha tafaraka moa izy dahy kely de ny iray any @ dreniny ny iray manaraka ahy .
57. sakaizakely ( 15/01/2008 16:36)
tsy rariny kosa le mampiandry elabe ka

nenà efa fantatro de aleoko mande singla sady am zay afaka maka sirprizy ho azy koa :P
58. meva2 ( 16/01/2008 08:39)
bilakarenjy!!!

Tsy azoko ny zavatra tianao lazaina!!

Entre autres milaza ianao fa tokana, avy eo indray toa misy vady, avy eo mananjanaka 1, avy eo manajanaka 2....!!!!!!.

59. sakaizakely ( 16/01/2008 08:42)
za kou tsy mahazo ry meva :P

sady tsy hitako izay ifandraisan'ny fiantsenana soldes sy ny lohahevitra tokatranomaso

aleo andrasana ny tohiny
60. bilakarenjy ( 16/01/2008 16:54)
aleo hifangaro ao ry meva fa izy daholo ireo an!. :-*:-*:-*:-* .

sakaizakely > hay ve le solde e!;mamaly sy nanazava ny hevitro t@ meva za eo ka ,de nanome ohatra azy ,de nangataka valiny taminy za ,de lasa za indray no namaly eo ambany kely eo nony avy eo ,fa nanontanianao.
Azon\'i sakaizakely @ izay le tantara .:-*:-*:-*

De tohizo ary le dinika fa miandry ny tohiny koa za .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089