METY VE NY TOKATRANO MASO?

61. meva2 ( 17/01/2008 07:58)

Ka i bilakarenjy mitady valiny nefa ny zavatra tantarainao mifangaro !!!

Raha ilay resaka solde aloha dia tsotra: exemple ny fomba fiainanareo no notantarainao. Izany hoe Taratry ny RELATION iainanareo.
Izany dia tsy misy fifandraisany mihitsy @ ilay resaka "vita soratra" fa justement mi confirmer ny nolazaiko hoe afangaronao le izy.
Mazava de mazava le resaka soutien gorge de mbola averiko ihany, aza afangaro le izy....
62. bilakarenjy ( 17/01/2008 09:05)
meva >ka tsy le resaka vita soratra mihitsy io resaka io ,fa za niteny etsy ambony hoe :
Io anie le hoe : ny revinao reveko ,fa mba reveo koa ny reviko dia ho anao ny tombony .


dia hoy ianao avy eo
Aminao izany dia ireo hetsika tokony atao amin'ilay olontiana dia arakaraky ny sonia vita sy tsy vita???


dia io nomeko valiny io ianao momba io hevitro io .

Ka sady misy resaka tokatrano imaso anie ato no misy resaka vita soratra e!,de mifameno sy mifanampy eo ny resaka .

63. kelly13 ( 18/01/2008 08:09)
zao ny mba nananarana any oe "fandeferana tsy midika faharesena" ka refa samy mahay mifandefitra na tokatrano maso na vita sonia d basta
64. diamondra27 ( 18/01/2008 08:44)
kelly13: ny anay ndray dia ho: ny fitiavana = mandefitra @ zavatra rehetra "Bible", sarotra be ny manaraka an'io ara-bakiteny ndraindray nefa tsy midika hoe: tsy tia rehefa tsy mandefitra fa mba we tsy sur me meme onde fotsiny nareo.
65. kelly13 ( 18/01/2008 08:48)
diamondra27: matoa anie miaraka d misy ny fitiavana e, donc refa misy ny fitiavana d misy ny fandeferana, ka zay no nananarana anay oe "fandeferana tsy midika faharesena". za tsy miditra resaka baiboly, za tsy mamaky.
66. meva2 ( 18/01/2008 09:53)
bilakarenjy,

non, non!!! namaly ny post-nao aho satria nanao fampitahana ianao entre ny mpoivady vita soratra sy mpivady tsy vita soratra. C'est tout!!!
Ary io fampitahana io no tsy nekeko satria ...nazavaiko.....
Avy eo anefa ilay resakao toa mivadibadika be.(Vakio tsara..)
67. meva2 ( 18/01/2008 09:55)
"mpoivady"!!! azafady "mpivady"!!!!!
68. xxx ( 18/01/2008 10:06)

Asio cadre ilay discussion fa vaste be loatra dia io no mampivaralila e

Ohatra hoe mety @ malagasy / sinoa / kristiana / vazaha / mahantra / mpanakarena ... sns ve ny tokatrano maso ?

raha vao global be dia mifanditra fotsiny eto, lasa hoe mety @ izay tia azy ny tokatrano maso
69. peugeot ( 18/01/2008 14:37)
xxx misaotra betsaka aminy sosokevitra e
fa ny tiako ambara aminio de isika malagasy mitsy re tompoko tsy mifidy saranga na mahantra na manana.
fa ny zvt angatahana kous de mba aleo iseho ps fa hevitra tsy misy mahamenatra anie io e ok
70. fanantenana2003 ( 19/01/2008 08:37)
tokony tsy hamaly ny dinika mihitsy ireny xxx ireny araka ny hevitry ny namana maro eto, satria tsy fantatra hoe iza no tena miresaka ao aorinan'ilay xxx,
71. olomboavonjy ( 19/01/2008 11:46)
fanantenana2003 ka mitovy ihany ny xxx sy olona manana ps nefa tsy de ny momba azy loatra no apetrany eo fa mamorona izy samy tsy ho fantatrao ihany izy sa @ izay ve voremarquerna de asiana any @ dinika hafa sa ahoana ozenao hevitro io a kiss koa njy :*eo @ molotra koa
72. kelly13 ( 19/01/2008 12:48)
olomboavonjy>matoa ny xxx sasany miafina ambadikin'ny xxx d juste hanaratsy ny namany, ary matetika d ny namany akaiky azy sy lazainy fa namany no aratsiany! tatara efa lava b zany fa sao mivoana @ resaka aho, fa tiko mba tsipihana kely fotsiny io resaka io!
73. bilakarenjy ( 19/01/2008 19:46)
meva2 >
non, non!!! namaly ny post-nao aho satria nanao fampitahana ianao entre ny mpoivady vita soratra sy mpivady tsy vita soratra. C'est tout!!!
Ary io fampitahana io no tsy nekeko satria ...nazavaiko.....
Avy eo anefa ilay resakao toa mivadibadika be.(Vakio tsara..)


ny resakao sy ny fanontaniana izay napetrakao aloha no tena novaliako hatramin'izay ,ary matoa le resaka mifangaro de diso mandray hevitra mbola vao ho resahina ireo olona ato nefa tsy hainy akory ze tohiny ao aoriana kely ao ,de voatery tsy maintsy ampifamenoana daholo na ny izy sy ny tsy izy e! .

Aza taitra @ izany ianao ,fa mandeha daholo izany sady efa misy fomba fiteny an'izay koa avaly izany e! .Andefaso hafatra fotsiny za raha misy tianao ho fantatra .

Tsetsatsetsa tsy haritra iny ry zareo ,fa mitohy ,mitohy foana ny eto e!. Mazotoa e!de am-pitiavana be .

74. peugeot ( 20/01/2008 16:27)
tena lasa miova wazy le sujet kle toa laozanareo mifamaly njay
75. bilakarenjy ( 21/01/2008 10:16)
taroho indray ary ry peugeot a!.

Ohatra hoe : aza miala @ tokatrano maso ry zalahy ,fa hajao koa ny vady aman-janaka e! .Sa tsy izany . :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
76. peugeot ( 22/01/2008 04:03)
bilakarenjyinn le taroho fa tsy azoko e
77. nandrianina1 ( 22/01/2008 04:19)
LAVA BE LE IZY DE TSY VOAVAKIKO H@FARANY FA @ MALAGASY INN TOKOO NO ATAO WE TOKATRANO MASO/
-IRAY FOTSINY VE TRANO VE IZY ROA(NA MIARAKA @ R-A-D)?
-SA TENA MANAO NY FANAON'NY MPIVADY MINTSY?
78. olomboavonjy ( 22/01/2008 12:35)
ny tokatrano maso de tokatrano tsy aseho vahoka @tsika malagasy io:-P
79. fanantenana2003 ( 22/01/2008 21:19)
ahoana indray izany tsy azo aseho vahoaka izany aminy malagasy le tokatranomaso!fa aiza no azo aseho vahoaka ry olomboavonjy! ny tsy tokakatrano maso ihany no azo aseho aminy malagasy ve!diso hevitra be indry satria raha misafidy ny olona izao dia tsy tia an'ilay fifamatorana intsony, betsaka ny antony! vo henoko izao hoe nisy namany mpiara miasa izay niaraka nandritra ny 12 ans sans mariage fa voa vita mariazy dia 2 ans apres divorce de inona no antony izany, betsaka koa ny olona matahotra ilay tsy tokatranomaso eh!
ambava homana ampo mieritreritra
80. olomboavonjy ( 22/01/2008 21:31)
fanantenana2003 za tsy miteny hoe TSY AZO ASEHO VAHOAKA fa hoza hoe TSY ASEHO VAHOAKA 8O8O
Ny tiako tenenina de hoe tsyatao ilay mariazy misy voiture mikilaksône be manerana ny tanana ireny e :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082