Ho an'ireo milaza ho tsy mpino :-)

61. niryna ( 31/12/2007 12:33)
rakapy:
Endrika> hoy ianao heo Kristianina ianao nefa tsy mpino? Ka ahoana no ilazanao fa Kristianina ianao? tsy mitombona le resaka ataonao. Ary tsy ny Kristianina ihany anie no mpino e!!! Izay no nahatonga ahy hilaza etsy ambony hoe precise-vo le resaka. Ny fivavaha-drazana ,ny Silamo,ny Boudhist,eny hatramin'ny Anti-Christ dia finoana avokoa.

Asa tokoa aloha ilay ho tsy mpino lazainy eto e? Fa kristiana foana no tsikerainao sy toa ahitanao tsininy ka dia raisina hoe tsy mpino an'i Kristy no tian'i hery lazaina eto.

Ny fahazahoko ny teninao dia :Teraka tao anaty fianakaviana Kristianina ianao de nobehazina t@ Kristianina de no force-na hanao izay fanaon'ny Kristianina rehetra satria tsy mba navela na nomen'ireo fianakaviana sy ny mpiara-monina fahalalahana mba hahita na hianatra zavatra hafa akotran'ny Kristianisma.

Zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza fa na dia lehibe aza izy dia tsy hiala aminy izany.
Raha fitaizana ara-pahasalamana(saina sy fanahy)no nitaizana ilay zaza dia ho zaza salama koa izy satria salama ny rar-niny!!(spiritual language io)

Ankehitriny ianao dia tafavoaka tao anatin'izany ka nahita fa tsy io ihany kay no lalana sy fahamarinana ary fiainana.
fahamarinana aiza,ary inona no marina tianao ho lazaina,mivoaka ny vala sa mampiditra ny ondry ho ao ambala?
Milaza ho Kristianina ianao satria miheritreritra fa ny Kristianisma dia mitovy amin'ny (RACE)ka tsy afaka ny hiova ianao satria ny ray am-dreninao dia Kristianina dia tsy maintsy Kristianina koa inanao. Nefa @ izao fotoana izao, dia mahita ianao fa tsy mino io finoana io nohon'ny antony samihafa. Asa na marina io voalazako io na tsia?
aleo izy tsy mahafantatra ny hinoany no hamaly aza fa eritreritrao daholo izany,izany angamba no ao anatinao,aretina mikika mila fanasitranana .
Ny kristiana tsy mivaky loha izay finoan'ny silamo any,tsy mino an'i kristy ho zanak'Atra izy ohatra dia azy ho azy izany.
HS kely mahafatifaty ery nijery ireo karana mitoman-davana tonga nanatrika ilay zazakely natao batisa tany am-piangonana .
Izay dia efa hery lehibe ho anay kristianina na iray fotsiny aza no voavonjy dia iny tokan-trano salama tsara iray iny no mizara azy amin'ny havany,tsy ho voatery hino na tsy hino hianao,safidy io ra -dada a.

Mahereza mikaroka hatrany.:-*
62. ikaretsaka ( 31/12/2007 17:10)
\
Rakaroka:
Ny fahazahoko ny teninao dia :Teraka tao anaty fianakaviana Kristianina ianao de nobehazina t@ Kristianina de no force-na hanao izay fanaon'ny Kristianina rehetra satria tsy mba navela na nomen'ireo fianakaviana sy ny mpiara-monina fahalalahana mba hahita na hianatra zavatra hafa akotran'ny Kristianisma.


niryna:
zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza fa na dia lehibe aza izy dia tsy hiala aminy izany.
Raha fitaizana ara-pahasalamana(saina sy fanahy)no nitaizana ilay zaza dia ho zaza salama koa izy satria salama ny rar-niny!!(spiritual language io)


mba lasa ny eritreritro.. izany hoe ny an'i niryna izany ny manazatra=mi forcer (manery) ?
63. rabilabila ( 31/12/2007 17:18)
mba lasa ny eritreritro.. izany hoe ny an'i niryna izany ny manazatra=mi forcer (manery) ?


Aza alefa lavitra!!Aza alefa lavitra ny eritreritra satria tsy ilaina izany Ika a!!
Mbola bedabeeeeeeeeeeeeeeee ny banga ka raha lasa lavitra eo i Ika dia vao maika misy tsy mahazo.

Dia manaova fety soa fa tsssssssssss!!!!
64. ikaretsaka ( 31/12/2007 17:28)
mba eritreritra lasa @ ity coco keliko tsa mahatakatra lavitra ity fotsiny iny rabila an:-D
samy ho tratran'ny rehefa avy eo e
65. fijo ( 01/01/2008 22:40)
dia tonga ity ny taona vaovao aryny mpino dia mbola mpino ,moa ny tsy mpino di atsy mbola mino foana.izany hoe hiamavitrika ity resaka ity,koa samia hitombo fahasalamana fa hilaintsika eto io e
66. rakapy ( 02/01/2008 00:52)
Ka io tenin'i Ika io anie de marina e! Fanazarana = mi force=manery.Ka aza sankanana sy korotanina izy raha toa ka mba liana ny te ahafantatra.
Nyrina> Ivereno vakina ny fanotaniany ery ambony fa nanotany direct ahy izy satria tsy nahafam-po azy angamba ny valipanotanianao tany @ furom izay nanoratany ity heviny ity. Koa raha hifampisitona kil ohatran'ny any @ stationment taxi-brousse no fomba asehonao eto dia porofoy aminy fa marina ny voalazanao. Tsy naha porofo izany ianao ka izany no mahatonga azy hanotany ahy.
67. fijo ( 02/01/2008 21:47)
ka io fanazavana io ani etsy ny rehetra no mahay azy e.mila fianaran atoa ny rehetra io vao manely ilay resaka ,fa lasa mitady tandrify fotsiny raha tsy izay
68. ikaretsaka ( 02/01/2008 23:56)
niryna letsy rakapy tsy hihaiky heloka izany sy tsy hihaiky fahadisoany izany an
69. fijo ( 03/01/2008 22:57)
mamela ny helony ary e
70. rakapy ( 04/01/2008 01:32)
Za aloha de mapanota gaigy lahy e! fa ny helony dia efa navelako ary mbola ho avelako mandrak'izay. Io koa anie tsy hoe misy heloka zany fa adi-hevitra no atao eto.ka anjaran'izay manameloka no misaina:{:{:{
71. ikaretsaka ( 04/01/2008 02:58)
hatraty io..

72. fijo ( 04/01/2008 23:44)
hi hi hi afaka ianao ry niryna ary voavela ka aza mamerina intsony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2051