Natokana ho an'iza ilay Famonjena nentin'i Kristy
101. piste
(
04/12/2007 17:47)
Ary maharaka hiram-pivavahana ihany nareo izany sa zanaka Masina Maria ny Bebenareo.
Ilay raika farany tsy dia arako loatra,ilay hoe :
nanananinona sa niara-ninana
sa nanana

102. ikaretsaka
(
04/12/2007 18:12)
fody> tsy ny any andanitra no tsy hivakiako loha fa ny any ambadiky ny lanitra.. aoka hazava
Ny ahy "o mivoha ny varavaran'ny lanitra" no mahafaty ahy
fa tsy hooe "sao misy akoholahy menamena mikotrika any ambadiky an-danitra
rehefa any aho vao mahita na misy akoho mena manatody volamena na misy dragona manao karate any na misy tour eiffel volamena any na lasa
orange ny manga any dia mamoaka tsirona paoma na hoe gilette ny rasoiren'i Mosesy!

103. Fody
(
04/12/2007 18:53)
Ity ny zavatra nolazainao rakaretsaka fa aza adino
amiko aloha rehefa convoqué dia convoque fa tsy misy ifikirana izany eo e!
fa rehefa eto an-tany koa tsy hivakl hieritreritra izay any an-danitra any aloha za, ny tena aza aty koa ny paozin'ny any sahady no hivakiana loha.
Izay nadikanao hoe:
Ny dikan'io de hoe rehefa tapitra ny fe-trandro hiainako eto ka maty aho (convoque) dia voa antso dia izay aho vao mieritreritra sy mahita ny any ambadiky ny lanitra any! izany hoe ny mety ho paozin'ny any, ny endriky ny any sy ny hoe manao ahoana ny any... fa tsy izao
Ary raha nilaza aho fa tsy ny eto ihany no saintsaina sy eritereretina dia lazainao fa manofy. Nefa jereo fa nesorinao ao amin'io teny nambaranao eo ambony io ilay hoe: "vao mieritreritra"
Nefa rehefa manontany anao ny momba ny Trinite Masina aho dia hoy ianao hoe: tsy misy idiran'izany eto.
Manontany anao ny hevitry ny hoe "lanitra" ho anao aho, tsy misy valiny.
Ny antony dia satria tsy te ho resy lahatra ianao, na dia efa hita fa diso aza izay hevitra nolazaina.
Averiko eto fa tsy io ihany fa boooobaka be ato.
104. Fody
(
04/12/2007 19:04)
Boooobaka be ny hevi-diso nolazainao ato.
Raha lazaiko hoe: hevi-diso dia tsy midika hoe tsy mifanaraka amin'ny hevitro, fa mitsipaka ny Evanjely, mandà ny fampianaran'ny fiangonana.
Izay fa misaotra!
105. ikaretsaka
(
04/12/2007 19:06)
dia efa io no corriger-ko io ny riako lazaina @ ilay nolazaiko!jereo tsara ny tapany faharoa @ phrase faharoan'ny nolazaiko
dia nazavaiko taminao efa diska ngodabe be nohon'ny tour de france natao 78 tour mihitsy:wink: ny tiako lazaina @ teny hoe paozy: i.e: misy tour eiffel volamena ve any, maintso ve ny ravin-kininina any, misy didy jadona ve any?! lasa karekare ve ny boribory any, mbola didy sopirana ve ny saosisin'ny vary soa eny @ vary mitsangana any?
sy ny sisa!
de za ho'a tsy mivakla amin'izany paozy sy izany heritreritra izany aloha izao!
"
zahako:
ny tena aza aty koa ny paozin'ny any sahady no hivakiana loha
dia nazavaiko taminao efa diska ngodabe be nohon'ny tour de france natao 78 tour mihitsy:wink: ny tiako lazaina @ teny hoe paozy: i.e: misy tour eiffel volamena ve any, maintso ve ny ravin-kininina any, misy didy jadona ve any?! lasa karekare ve ny boribory any, mbola didy sopirana ve ny saosisin'ny vary soa eny @ vary mitsangana any?
sy ny sisa!
de za ho'a tsy mivakla amin'izany paozy sy izany heritreritra izany aloha izao!
"
106. rabilabila
(
04/12/2007 20:37)
piste:
Ary maharaka hiram-pivavahana ihany nareo izany sa zanaka Masina Maria ny Bebenareo.
Ilay raika farany tsy dia arako loatra,ilay hoe :
nanananinona sa niara-ninana
sa nanana
Fa nahoana moa no tsy tokony aharaka ? ilay izy azo lazaina hoe hira aloha izay vao fivavahana .Maro dia maro ny mozika paienne nasian'olona tonony dia lasa hiram-pivavahana . Fa ilay hira no important.
Raha ny Bebeanay indray dia tsy virjiny ny Reniny akory niteraka azy ka !!,tamin'ny andro nanamboaran-dRainy sy Reniny azy dia efa tsy virjiny intsony izy.
107. Fody
(
06/12/2007 13:20)
Raha ny Bebeanay indray dia tsy virjiny ny Reniny akory niteraka azy ka !!,tamin'ny andro nanamboaran-dRainy sy Reniny azy dia efa tsy virjiny intsony izy.
Fa inona no dikan'ilay hoe: Zanak'i Masina Maria?
108. piste
(
06/12/2007 16:24)
Fikambanana masina misy an'i beben-dRabilabila fa hodian-lery fanina fotsiny ilay izy.
Raha ts'izany ve izy mahay an'ireo hira masina maro be ireo.

109. rabilabila
(
06/12/2007 16:31)
106. Mpandefa : Fody [ Valio ] 06-12-2007 14:20:01
Lohateny : Re : Natokana ho an'iza ilay Famonjena nentin'i Kristy
Fa inona no dikan'ilay hoe: Zanak'i Masina Maria?
107. Mpandefa : piste [ Valio ] 06-12-2007 17:24:06
Lohateny : Re : Natokana ho an'iza ilay Famonjena nentin'i Kristy
Fikambanana masina misy an'i beben-dRabilabila fa hodian-lery fanina fotsiny ilay izy.
Raha ts'izany ve izy mahay an'ireo hira masina maro be ireo.
Ka dia efa tonga izany ny Ténor sy ny Baryton ka dia azo arosoy amin'izay ny hira:-D:-D:-D
Sa mbola mila mitady "chef de choeur"?:lol:

110. ikaretsaka
(
06/12/2007 17:07)
hamalana eo reto le.. ny 1 petit papa noel, ny iray hanao mon bon sapin
satria notes 2 samihafa
aleoko miala fa ny fosiko mbola hihaino zafindraony