voavoly ireo hazo
104. naritsimba
(
15/11/2007 06:51)
Ilay resaka fotoana ny ahy no tena tsy voako fa raha toa mbola toy izay foana ny fotoana @ fotoana manaraka dia tena miala tsiny aminareo rizalahy sy ry zavavy namana fa dia mety tsy tazana matetika.
Mba asio fifanajana ihany na dia kely ihany aza, sa ve dia ny fahatarana no mari-panajana ambony indrindra atolotsika ireo namana vaovao.
Ny mahagaga mantsy ary inoako fa ireo mpandiso fotoana ireo no mpimenomenona rehefa misy zavatra atao ka sendra tara ny hafa.
Raha toa ka avy @ fiara na zavatra hafa ny fahatarana dia tsy mampaninona fa dia tena misy manao fanahy iniana mihitsy ary dia lasa toetra raiki-tapisaka ilay izy. Io no antsoina hoe TOETRA RATSY, NA FAHAZARAN-DRATSY.

109. ravatorano
(
15/11/2007 10:27)
omeo rano mangatsiaka lesss izy ranary ah
ouujy elah mantsy eh
marina izany e
ho za dratsy marina ny papouz ah
ouujy elah mantsy eh
marina izany e
ho za dratsy marina ny papouz ah
110. Valala
(
15/11/2007 10:34)
za tsy handé indray amin'ny manaraka fa kay misy machiaka be mintsy ato. Bedy izany raha vao tara kely.
111. watafon
(
15/11/2007 11:12)
mamz: hihihi ! manantena blouson vao2 hafa njay zany am fev an!
ari & mimifali: ny anareo ary mbo ny patalou ftsn n rovitra kou! snif
naritsimba: relax iany alou e!
ari & mimifali: ny anareo ary mbo ny patalou ftsn n rovitra kou! snif
naritsimba: relax iany alou e!
112. ari.malala
(
15/11/2007 11:32)
wata, fa nenao in kou no rovitra tany? ary nga adinonao ny lohaliko naratra e:-D:-D:-D:-D:-D