voavoly ireo hazo

61. Ralay ( 12/11/2007 16:17)
Mandalo fianra-misy havana zany an veloma @ Antarandolo ao lesy ra-Hery:lol:
62. lo ( 12/11/2007 16:36)
milay ry zareo a, na d voatery niala ilany aza d mba efa niaina le zvtr ee
am manaraka tsy maintsy mijann hatram voloany k'hatram farany eee :wink:
63. xxx ( 12/11/2007 16:38)
tsy naharitra hatram farany angaha paparazzi???hitako no tsy de betraka ny sary:wink::-D
64. lo ( 12/11/2007 17:10)
euuh le sary alo betsaka iany fa mbola misy tri tsymaintsy atao eee :wink:
65. Darlin ( 12/11/2007 19:11)
mimifali> hiuihhi hatao ahoana fa dia souvenir daholo ireny sa moa tsy izany idnray.

Hery> ieny aza koa nefa na dia natsoina aza d tsy azon mihintsy an!
dommage moa zany e! sady ahtao ahaona fa nihotsoka tany aza koa.

lo> izany mihintsy wa! mijanona hatramin'ny farany wa! six eeeee

66. xxx ( 12/11/2007 19:17)
lo: ary ny tri tsy maitsy misy foana zany????:°)
ataovy haingana ary dia mba zarao malaky eto fa mafinaritra ny mijery ny sarinareo any lavitra any....:wink:
67. lo ( 13/11/2007 02:17)
iee tsy maintsy satria misy mangataka ny tsy haseho anie e, misy koa ny sary tsy d tsara aseho ndraindray... :)
68. sasa ( 13/11/2007 05:29)
lo hi hi hi hi hi raha elah no nahita an'le course gony tao angamba d asa, fa amin'ny manaraka indray d mijanona hatram farany e!
69. xxx ( 13/11/2007 05:46)
Nahafaniritra ny fiarahana fa saingy hametraka kely fanamarihana fotsiny oe tokony hialana ny tsy fahamarinam-potoana satria hatr@ izay nadehanako izay dia mbola tsy marim-potoana foana ny fiaingana, iny angamba ny tena marina fahamatoran'ny tsirairay e dia ny zavatra hitako koa dia miha-mihena ny olona mandeha @ ireny fety sy fihaonanana ireny satria ve tsy ampy ny fanentanana sa efa tsy voapetraka intsony ny sata mijoro ny maha-serasera dia tsy mazoto intsony ny olona? (sa betsaka kosa aza ny mpanampoins @ PV dia mitsoaka daholo ny olona hihihi) vazizavy io fa mba jereo ihany ny momba an'izay ry prezida ary ny rantsana mpamelon'aina ny namanaserasera e. Ary tena matotra tsara ve aloha iny fambolen-kazo iny e?
70. xxx ( 13/11/2007 06:08)
xxx: momba ilay fotoana angamba dia aleo lazaina nanao faha raha amin'ny 9ora no fotoana dia amin'ny 10ora no tena izy.....tokony efa ho fantatrao izany....
71. lo ( 13/11/2007 08:39)
za alo d isan'le tara e, ny antony d tsotra : tsy nieritreritra ny handeha ny car iombonana za fa tsy tratrako fa hoe andeh taxibrousse, kanjo rehefa niantso an'i prezdà za d we mbola eo mahamasina d novonjeko ihany...
fa marina tokoa izany k, le resaka fahamarinan-potoana d tokony asina ezaka manokana mihintsy, indrindra rehefa lavitra izay ny dia
fa ilay hoe miha-vitsy...toa marina tsy marina, marina le izy raha ny isa tamin'ny sabotsy teo no jerena, fa tsy marina ilay izy rah ny isa teny ambatolampikely ndray nefa no jerena, ny hitako d manomboka mitombo sy mihamaro ny vaovao mandeha (ny ataoko hoe vaovao d le tamin'ity 2007 ty vao niara-dia tamin'ny namana réel), ny antony mahavitsy isa dia hita ihany ny fitadiavana eto amin'ny tanàna fa efa miova e, efa tsy vitsy intsony ny tsy maintsy miasa sabotsy (indrindra ireo mêmes têtes mpanentana), ka rehefa tsita ireny dia toa banga izany le zvtr, dia ohatry ny hoe vitsy...soa ihany fa efa mitombo ireo mêmes têtes ireo nefa...
72. ari.malala ( 13/11/2007 10:23)
hampiditra sary ndray zany alou za :)

vao tonga d vizan'ny dia ngamba fa mitspalay daolo

73. ari.malala ( 13/11/2007 10:25)
74. Valala ( 13/11/2007 10:32)
hay ve otranzao ny tany, za tsy afaka mintsy tamin'iny fa amin'ny manaraka indray angamba e!

Misaotra an'ireo nampiditra sary:-*:-*
75. ravatorano ( 13/11/2007 10:37)
amizao dia lasa zary fiteny ilay hoe fotoanan'ny namana serasera , tsy maintsy tara adiny iray foana hany ka tena manahirana ihany satrai tonga aloha enao tavela irery eo hanao tara arak'ilay fotoana dia hampmé koa satria enao efa zatra tonga aloha foana hihihi
io zany dia ilay hoe fotoan-gasy e sady mahamenatra no mandreraka mihitsy
ny vaha olana no tsara tadiavina
ny hoe eo amin'ny fanentanana : za mino fa ampy sy antonony loatra aza ny fanentanana ny namana mboa ho avy amin'ireny fihaonan'ny namana serasera ireny satria efa misy alefa any amin'ny tchat karajia, misy ny alefa eto amin'ity forum ity dia ao koa ny hafatra izay azon'ny tsirairay avy fa io dia miankina betska amin'ny namana tsiraikaraika ihany e ny hahamaro ny tonga ny ny hahavitsy ny tsy mandeha

ary za zany tena niakina b kle hahahahaha
76. ari.malala ( 13/11/2007 10:43)
ravatorano, aty amiko koa misy otran'io sary io :)

mino sy manantena aho fa tsy ho bedy raha mampiditra an'ity sary ity eto


77. ari.malala ( 13/11/2007 10:48)
78. ari.malala ( 13/11/2007 10:55)


ireo zanatserasera manohana fa noana
79. ravatorano ( 13/11/2007 10:57)
zao kosa aloha tena tsy azon'ny masoandro mihitsy na hidanika toy ny inona aza izy e

[URL=http://img230.imageshack.us/my.php?image=pb080374mt4.jpg][IMG=http://img230.imageshack.us/img230/3821/pb080374mt4.th.jpg][/URL]

[URL=http://img230.imageshack.us/my.php?image=pb080374mt4.jpg][IMG=http://img230.imageshack.us/img230/3821/pb080374mt4.th.jpg][/URL]
80. ravatorano ( 13/11/2007 11:00)
ary toa tsy mety miditra ilay sary kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7989