voavoly ireo hazo

81. ikaretsaka ( 13/11/2007 12:48)
tsisy sarin-dravato manatsatoka kosa le:-D
82. ravatorano ( 13/11/2007 13:51)
ika < efa io kosa fa tsy nety nivoaka fa mila mijery any amin ilay lien kle
:-P:-P:-P:-P:-P
83. fijo ( 13/11/2007 22:09)
nety le izy ravato an,
ary tratra marina le bandy naka sisiny irery io an.tandremo letsy fa be mpijery an.

misaotra ra lo tamin'ny tatitra an,de faly nahita ry wata fa voavoly tao izay ny anjarako an.
ary valala wa kay tsy tany indray le????
84. sasa ( 14/11/2007 04:14)
fijo ka zavatra ny paparazzi anie betsaka raha vao manao fihetsika hafahafa d'efa tonga d azo sary e! fa io bandy io aloha d ho bedy zao fa manondraka ny hazo efa nambolen'olona e!
i Valala angamba natahotra orana d tsy tonga tany akory nefa izay mba efa nanantena hahita an'azy mintsy :wink::wink:

85. nirijimka ( 14/11/2007 07:10)
kiiiiiiiiii, kay ve taty Atsimo koa i Hery e! tahak'izay lesy tsika telo lahy namboly côcô marina dia mba nandefa sary ihany koa le!

euh, ilay resaka fotoana serasera aloha, efa hay sy mahazatra iny, za tsy gaga tsony, fa sira sy poivre ary carry ny ahy no ataoko maro rehefa misy tratrako!

ny fanentanana indray, dia miombon-kevitra @ ravato sy lo za, efa be ny fanentanana, karajia, forum, antso mivantana..., fa rehefa tsy mandeha ny ankizy dia reven'ny "za dratsy" foana ny fihaonana. dia eo no manjary lasa misy siosion-dresaka fa hoe tsy tia namana vaoavao izahay!...... SANATRIA.... IZAHAY MITADY NAMANA VAOVAO foana fa zaranay aza! sa ahoana ry ry za dratsy izany??????
86. Darlin ( 14/11/2007 07:45)
salut daholo idnray e!

Ny sera² izany tsy hoe ny za-dratsy foana fa mitady ny vao² ary za dia anisan'ny mpanentana ny vao² mba ho avy anie e! :lol::lol::lol:


Za alou dia efa nahavita adidy ny fiantsoina ny vao² fa izany hoe betsaka kou ny tsy miraharaha fa hoe nareo efa mifankahalala daholo d menatra zahay sns...

O ry zareo tsy mbola nandeha a! tongava fa samy vao² daholo anie nandalo fihaonana e! Izay no marina fa tonga ao ianao dia mahay ny rehetra.
87. ftma ( 14/11/2007 08:13)
Misaotra anareo nanao adidy e
darlin: mba novolendry ve ny hazoko e :wink:
88. la ( 14/11/2007 08:35)
nirijimka> hahaha samia zany mamboly ze tiny nareo fa zahay zany mitaty fotsiny; enao mamboly coco de avy eo zahay minana refa matoy izy sady eo amban'ilay hazo novolana hihihi:):):)
89. lo ( 14/11/2007 09:17)
milay fona io na d coco aza fa tandremo fotsiny le ilatsahany ee
90. Darlin ( 14/11/2007 10:20)
ftma>hihihi efa voavoly ny anjiko e! hihihi d aza adino rehefa mandalo aty d mandalo any manondraka an!
91. Valala ( 14/11/2007 10:28)
Za koa mba te ho za-dratsy miaraka aminareo fa saingy matahotra sao d tsy mahazo namana satria Valala tsinona koa
92. glou ( 14/11/2007 13:50)
misaotra ny rehetra tonga natrika iny fihaonana iny fa nahafinaritra , isaorana ny nikarakara ny fiara sy ny fiomanana t@ iny, raha ilay resaka fotoana aloha dia ho jerena ny solution @ manaraka ,ary le hoe mihena ny isan' ny mandeha dia io ataoko angamba fa miankina @ ilay fotoana fa hita fa mbola betsaka ny miasa ny asabotsy maraina sy ny efa manana pro mialoha ny daty anaovatsika zavatra ka zah tsy manome tsiny azy ireo , hita koa tato ho ato fa efa mba betsaka ireo vaovao tonga manantevin - daharana ka ny irariana dia ny hitohizan' izany , le izy koa anie tsy azonao terena ny olona rehefa tsy te handeha na io koa miankina @ enti- manana satria ekena fa misy ny depense rehefa mandeha tahaka ireny nefa moa refa ao ny finiavana sy ny fitiavana dia ataoko fa tokony ho afaka daholo ny tsi 1_1, izahay izany de tsy sasatra ny manentana foana ary raha ny resaka ambiance rehefa mihaona moa dia io ny tsi1-1 koa ny manao izay hampisy ambiance ny tenany fa tsy ny mpikarakara no andrasana @ izany , eto dia hisaorako manokana ilay namana nampilalao tany iny izy tonga dia tsy misalasala manentana fa tsy miandry entanina , misimisy ny tahaka ireny , mankalaza eh!
glou_
93. mamzelkely ( 14/11/2007 15:12)
oufffffff zay vô vita le famakiana nilay alou le tany ee

watafon fa zany alou eo ihany fa le blouson vô azo omaly tena lena ny orana :-D:-D (faha ts haiko tsony zay =))=)) )

fa na izany aza mila miverina kely any am heritaona hioty ny vokatr'ireny fambolena ireny aa :°)
94. fijo ( 14/11/2007 20:33)
de mba nambolendry tao ve ny hazontsika mi2 ry mamz????
glou,tena marina letsy io an,samia manao izay hampety sy hampisy ambiansy ny dia fa tsy i deba na i zoky no handeha hampihetsika ny ambiansy ny tsirairay.efa manao ny hetsika izy de mba samy maka ny anjarany ny mpikambana.

valala kosa ary sao nentin'i deba tany tuliara?????
95. sasa ( 15/11/2007 04:23)
Mamz kiss njy :-*:-*:-*:-* fa tena nilay aloha iny e! am fambolenkazo manaraka indray izany isika mifanabe tarehy koa hi hi hi hi sa tsy izany :-D:-D:-D
Glou milay reny kan! aleo manentana foana isika fa izay tonga d tsara izay tsy tonga koa d tsara ihany e! tsy maninona fa isika tsy vizaka ny manentana izany e!
96. ari.malala ( 15/11/2007 05:13)
mimifali:
ny patalohan sasany mou zan rovitra tan fa ts manin fa teo ampanefàna ny adidy daholo no nahatonga an zany e!
:-D:-D:-D:-D2 ky tsika no rovitra pataloha tany a;):-D:-D:-D:-D

dia mitohy ny fampidirana sary d ts d asina comment b lotra
97. ari.malala ( 15/11/2007 05:14)
98. ari.malala ( 15/11/2007 05:23)
na izany aza ts nahavaky loha sola ny masoandro tany:P
99. ari.malala ( 15/11/2007 05:25)
100. ari.malala ( 15/11/2007 05:27)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9378