voavoly ireo hazo
142. ari.malala
(
19/11/2007 06:35)
sarin'in ndray zaolazain'i fijo ts misokatra izao e, sokafo moramora a ore e:-D:-D:-D:-D
144. Darlin
(
19/11/2007 11:08)
Ary za ela² tsy namangy teto @ forum d tena lasa tsy naharaka intsony kle.
Milay alou ireny ry zareo fa domage ny tenanay tsy afaka nanararaotra fa nisy ts nahafahana loatra nilalao b e! hihihihi:lol:
Milay alou ireny ry zareo fa domage ny tenanay tsy afaka nanararaotra fa nisy ts nahafahana loatra nilalao b e! hihihihi:lol:
145. ari.malala
(
19/11/2007 11:47)
Valala, tokony nidina kely njiko (vevavy mou zany le valala an;)) d mba nanao presentation e! fa zany eo iany fa... wata;):-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
146. sasa
(
20/11/2007 04:43)
ari.malala naninona indray akia i wata:-D:-D:-D:-D:-D mba tantarao fa otrany misy resaka mitady tsy ho arako
tywa68 :-*:-*:-*
tywa68 :-*:-*:-*
147. ari.malala
(
20/11/2007 06:34)
sasa, njy nga mou ts teo tamle we alefaso ny presentation e,:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D fa nalaza mints kou alou le blouson e =))=))=))=))=))tena vao azo omaly le izy=))=))=))=))=))=)) arak'njy kou zay resak zay sa ts araknjy?:-D:-D:-D:-D:-D
148. watafon
(
20/11/2007 09:31)
ari: izany eo ihany fa ....za le watafon e !=))=))
d ny ahy mantsy ty blouson vao novidiko omaly e ka tsy tiako ho lenan'ny orana kinanjo ...:-D:-D:-D:-D:-D
mamz : :-*:-*:-*:-*
sasa : za mantsy mbo gaga oe nisy inn tany ? :-D:-D:-D
d ny ahy mantsy ty blouson vao novidiko omaly e ka tsy tiako ho lenan'ny orana kinanjo ...:-D:-D:-D:-D:-D
mamz : :-*:-*:-*:-*
sasa : za mantsy mbo gaga oe nisy inn tany ? :-D:-D:-D
149. la
(
20/11/2007 10:13)
ari> ary tena tsara aky iny mifanolotra tavoangy iny an hihihi maty antoka mintsy zay tsy nande tsss=))=)):)
151. ari.malala
(
20/11/2007 11:24)
là, am manaraka ndray ky mande d mihaona d miara milalao a!!;);-*
153. ari.malala
(
21/11/2007 05:44)
fijo, tsisy fisaorana e, miandry ny sarinareo am 24 ndray zay aty;)
155. ari.malala
(
22/11/2007 07:02)
wata, mbolatapaka fona ny tsinaiko hatramzao=))=))=))sady otran'ny hoe maheno ny feonao zany za d mbola mivanitika rery eto alohan'ny ordi:-D:-D:-D:-D
fijo, fa manin no ts hoany kosa kle! tssss! d ts ampy nge ny mpisotro dite ra vo ts any enao e!hihihi
fijo, fa manin no ts hoany kosa kle! tssss! d ts ampy nge ny mpisotro dite ra vo ts any enao e!hihihi
157. Valala
(
22/11/2007 10:26)
za le Valala e! hay zany le fomba fanaovana présentation tany, andraso fa d'efa hiomana dieny izao za refa handé.
watafon :D
watafon :D
158. ari.malala
(
22/11/2007 11:55)
wata, tena koz nge zany e, ndraindray aza refa eny andalana ka tadidiko tampoka le iz d mila hime rery za kle:-D:-D:-D:-D:-Dndrindra mou refa mandalo eo mamasna, le hande haka taxiB hody amin'ny hariva iny:-D:-D:-D:-D:-D
Valala,nga zany, zao le fanaovana azy: miresaka miresaka miresaka d tampotampoka eo, ...fa zany eo iany fa... za le ari.malala e:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Valala,nga zany, zao le fanaovana azy: miresaka miresaka miresaka d tampotampoka eo, ...fa zany eo iany fa... za le ari.malala e:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
159. mimich
(
22/11/2007 14:13)
salama aby
miomana fa hifampisintona tady indray isika am fambolen-zao am février
manaova fanazaran-tena dieny izao mba haha bokonbokona.
miomana fa hifampisintona tady indray isika am fambolen-zao am février
manaova fanazaran-tena dieny izao mba haha bokonbokona.
160. Valala
(
22/11/2007 14:25)
ari.malala hay ve izany, sôtra nampianatra aza e! aleo fa atao anzay am manaraka