Io teny frantsaifrantsay nareo io

81. sarobidy ( 08/11/2007 10:24)
tsy aleo atao oe 09:°)
82. fijo ( 08/11/2007 20:50)
mety aby hono ka
83. sarobidy ( 09/11/2007 15:06)
81. Mpandefa : fijo [ Valio ] 08-11-2007 21:50:49
Lohateny : Re : Io teny frantsaifrantsay nareo io
mety aby hono ka


Ouz iza ry fijo :roll::-D
84. bazylou ( 13/11/2007 00:33)
samia manao izay tany e!!
85. sarobidy ( 13/11/2007 07:40)
sami manao zay mahafalafily ny fony....
86. ronaldo09 ( 13/11/2007 11:54)
xxx:

Izy ihany aza no tena mizesta fa mahay teny 4
odoie !
tsy io olona io ihany moa ilay nanokatra dinika indray mandeha izay milaza fa makorelina daholo ny vhv gasy monina any ivelany ? Eishy aho we e kala ronaldo aotra sivy e !

ary nankaia moa izy teo e ? nirifatra nitsoaka aiza ?

Za hoa tsy miresak amina olona kanosa matahotra sy miafina ao ambadiky ny xxx sdy aleo aotra sivy toy izay xxx nefa tsy mahay milalao filma akory !Mivoaha avy ao anatin'io xxx io de miresaka aminao i ronaldo09 fa raha mbola miafina ao ialahy de hoy aho hoe::lol::lol::lol:


87. sarobidy ( 13/11/2007 12:15)
mivoaha! mivoaha! mivoaha! xxx mivoaha :lol:
88. Angie ( 14/11/2007 07:58)
ohatry ny mahita lay manala devoly any @ fifohazana zah mahita io :
mivoaha! mivoaha! mivoaha! xxx mivoaha
:-D
89. sarobidy ( 15/11/2007 10:05)
Angie =)) =))
90. Angie ( 21/11/2007 16:30)
Sarobidy> tena zah kou ange tapka be t@ nahita an'io e :-D
91. fijo ( 21/11/2007 21:14)
mivoaha ry devoxxxxx
92. sarobidy ( 22/11/2007 09:00)
devoxxx =))
93. fijo ( 22/11/2007 21:28)
ka devoly hono ny xxx ko
94. rasoary ( 23/11/2007 07:25)
ronaldo09:

Za mba gaga fa be mihitsy gasy no miseho milay amina teny Frantsay ,ny any Dago aloha no tiako ho resahina eto .Za de mahafehy ny teny Frantsay ary tenim-pirenena 4 no haiko toy Malagasy ,Frantsay ,Anglais ary Russe saingy tsy tiako loatra ny ahy raha toa ka gasy no miresaka teny frantsay amiko na anglisy amiko na russe amiko...
Any Dago anefa de dedaka ery ny sasany mampifangaro ny teny frantsay sy ny teny gasy ary misy mihitsy aza ny miteny hoe tsy de mahay teny gasy loatra ...
Ny tsy fantatrareo izay dedaka ireo anefa fa tsy misy lanjany ny teny fantsay aty ivelany ...ny teny Anglisy no teny tokony hahabe zesta fa tsy io frantsaifrantsay nareo io ary aty Eoropa tadidio fa ny teny Allemand no be mpampiasa indrindra fa tsy ny Frantsay ,any Amerika dia teny Espagnole(A.Latine) sy Anglais (USA,Canada,Jamaique...).Ny any Asie moa de ny anglais hatrany rehefa tsy mahay litenin'ny firenena misy anao ianao.....Oceanie dia Anglais sy espagnole...ary ny any Afrika dia na eo aza ny Firenena Francophone dia ny firenena matanjaka any dia teny anglisy no ampiasainy toa an'i Afrique du sud ,Egypt,eny fa na i Lybie aza...
Koa atsaharo io fidedahana amina teny frantsay io fa tsy manan-danja ny Frantsainao raha ny tena izy reseo lahatra ny frantsay hiteny gasy fa tsy ny azy no lolohavinao atampon'ny loha!



95. rasoary ( 23/11/2007 08:07)
Ronaldo09
:roll:Gaga sy talanjona ihany aho raha nahita ity firesakao. Mianatra any Russie ianao marina fa manambony ny toerana iainanao ianao. Nefa jereo fotsiny nahoana moa ny malagasy ao madagascar no tsy hizesta hiteny frantsay ? Teny frantsay anie no enaran\'i gasy voalohany any @ taompianarana voalohany e ! Ary ny Anglisy any @ taona ambaratonga faharoa (@ ankapobeany ireo lazaiko ireo )ary ny rusiana any russie vao mianatra azy :-D :-D :-D!
Mahafinaritra ny mahita malagasy miteny frantsay refa tonga any madagascar e ! (efa betsaka ihany koa ny miteny anglisy)
Ande hiteny russe na allemand ve ianao ra tonga any Ko tsy aton\'olona hoe ianao ve no tena mizesta???
Ireo malagasy tsy niala tao madagascar ary mahay miteny frantsay ka inona moa no antony tsy hizestiavan\'izay ireo. Ianao ary nivoaka ny tanindrazana mahay fitenenana 4. Tandremo fa manana complexe ambany ianao ndrematoa Ronaldo09.
Teny tsotra ihany no hamitinako azy : avelao ny gasy hiteny frantsay ra tiany izany, ianao koa mitenena teny russiana na ireo fitenenana rehetra izay hainao refa tonga any m/car ianao, Inoako fa efa maro zao ny gasy angamba ny mahay ny teny russiana satria efa betsaka ihany zay gasy nande nianatra tany russie izay araka ny fiheverako azy.
Mahereza ranamana
96. xxx ( 23/11/2007 12:32)
io ko fa tsy mahazo resaka i rasoary :( aiza ary i ronaldo
97. NathanScott ( 28/11/2007 00:00)
:(
zao ny ahy no mba teniko e, efa miaina ao anatin'ny fanatontoloina isika izao, ka tokony anaraka ny fivoarana. nefa kosy tsy tokony ho hadinoina ny niavian'ny tena
:D
98. sarobidy ( 28/11/2007 12:17)
96. Mpandefa : NathanScott [ Valio ] 28-11-2007 01:00:18
Lohateny : Re : Io teny frantsaifrantsay nareo io

zao ny ahy no mba teniko e, efa miaina ao anatin'ny fanatontoloina isika izao, ka tokony anaraka ny fivoarana. nefa kosy tsy tokony ho hadinoina ny niavian'ny tena


dakôro am zay tenin'i NathanScott zay ^:^ ^:^
99. NathanScott ( 01/12/2007 00:28)
misaotra an'i sarobidy ny tenanay
100. sarobidy ( 01/12/2007 06:46)
Tsisy fisaorana r'ise a :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2637