Fandevenana vs. Fandorana
61. ikaretsaka
(
25/10/2007 16:20)
hmmmm milay ihany izany.. sady may ny vatana no may fanahy....:^)
dia izay hoa ny anokanam-bola .. efa tsinjovina mialoha koa ny fahafatesana.
Aleoko any @ fosse commune any fa mbola intact ny vatako ko...ooops ny taolana manko e.. ny vola vidim-pandorana mahavita vatapaty! ny frais handehanana any @ izay toerana tiana handrarahana ny lavenona efa mahatonga any am-pasana.
Any @ fosse commune koa aho mba tsy misy mangalatra ny taolam-patiko. moa raha misy magalatra.. hay foana hoe taolam-paty iny:-D
fa le cas anakiray.. tsy hay intsony ny lavenom-paty sy ny tain-tsigara le

62. tywa68
(
25/10/2007 17:28)
Ika : ny cendrier ve no tsy misy e ! sady poivre be ho an'ny fianakams sa curry ? hafa² indray raha mavo k !:-D:-D
63. xxx
(
25/10/2007 20:19)
Belle [ Valio ] 21-10-2007 19:15:52
Lohateny : Re : Fandevenana vs. Fandorana
pissoa: mianara aloha ny fomba fiadiana hevitra vao miresaka amiko!
Jereo tsara daholo ny zavatra lazainao fa: manambany olona, manambara hoe ny hevitrao ihany no tena marina sy izy, tsy manaja, mitsaratsara olona foana (affirmation gratuite). Ireto manaraka ireto ny santionany:
- Ny tsy azonao dia izao...
- ... resaka materialy no mibahana aminao
- ... midika izany fa tsy tsara ny hevitrao
- ... fa tsy avela fotsiny eo hohanin'ny alika
- Be teoria loatra ianao amin'ny resaka lachete nefa hita hoe lache-be @ ny valin-teninao !!! (did I hit a nerve?)
:-D =D=D
65. ikalamako
(
25/10/2007 21:51)
ikaretsaka : ka angaha mila frais kosa manketsy antokotaninay ry ikaretsaka. Any amin'ny fosse commune ika tsy fantatra fa ny taolam-bazaha sy taolan-gasy no mifangaro ao 8O
Raha dorana mety izay vola handorana ihany no ilaina, fa sure fa ika iny satria atrehana ange ny fandoroana e. Dia vita hatreo. Ny ambiny raharaha tadiavina sisa raha hoentina hararaka eny amin'ny lembalemban'i Bemaraha. :P
Ka ilay vatana hody vovoka foana koh, aleo atao tonga aloha ny vovoka fa tsy lasa olitra aloha vao vovoka. Ny taolana aza mbola hiadian'ny mpanao ranomena fa ny aza tratrany ihany.Ny fanahy kosa tsy mba maty, dia tsy may izany !
Vazivazy daholo izany fa tena miankina amin'ny tsirairay io e, ataoko fa tsy dia hiadian-kevitra be loatra.
Asa re ny karana koa ve izao mba miady hevitra toa izao fa misy te-halevina fa tsy dorana hoatran'ny karana rehetra hatrizay ka hatrizao. Mba hevitra no naroson'i Belle, dia izay :lol:

66. niryna
(
26/10/2007 04:15)
Na alevina aty koa aza mbola mandoha ny hofan'ilay fasana foana kou.Misy mandoro dia avalany rano,misy ataony eo amin'ny tokontanin'ny fiangonana.Hoy ilay olona iray izay hoe rehefa maty aho dia avalano rano amin'izay tsy mijaly ny velona.Tsy mba ho sahy hanao an'izany kosa angamba aloha e.
67. Veloo
(
26/10/2007 12:46)
Belle marina retsy ny anjy aaaaaa:-*
Tsy aleo ve dorana toy izay angalarin'ny pangalatra ny faty? efa betsaka ny pangalatra zao mantsy. Nareo mahalala tsara doly:wink:
Nirina
inona aloha zany avalano rano zany e?8O
Tsy aleo ve dorana toy izay angalarin'ny pangalatra ny faty? efa betsaka ny pangalatra zao mantsy. Nareo mahalala tsara doly:wink:
Nirina
inona aloha zany avalano rano zany e?8O
71. Veloo
(
30/10/2007 17:35)
ari.malala [ Valio ] 30-10-2007 08:13:46
Lohateny : Re : Fandevenana vs. Fandorana
veloo, alefa manaraka ny rano aky ny dikan'zany a!
ary a miciiiiii aky a hay ve e...
tsisy olana zany na atsipy any @ rano azy e.. ny zavatra ataon'Andriamanitra anie tsy ho takatrin'ny olombelona velively mihitsy e... Hainy foana manakamba olona ho iray...:wink: