Integrity
83. Rasiligaoma
(
31/10/2007 03:46)
LazaDaddy:
ikaretsaka> ka iza no "important" ry ikaretsaka... ny ekar sa Kristy?aza hitako ka valin-teny misababaka toy ny...erm...ekaristy no ho azonao =))
Fijery tsotra ity fa asa ny fijerin'i Ika a, fa interpretation-ko (Rasiligaoma) ity:
Kristy no Important fa aminy ny EKAR no hitany maha akaiky azy amin'io importence io!
raha azoko tsara ny tian'i Ika hahatongavana dia mazava!!Mikatsaka an'i Jesosy Izy, fa amin'ny fomba io (Tsarao aho raha diso) no heveriny fa mahakatsaka azy kokoa. Aminy ny fomba EKAR no ahitana an'i Kristy akaiky sy complet kokoa!
Efa nolazainy teto ny antony, na ara tantara na ara-Baiboly!
Misy sasany tsy eken'ny saiko ny heviny fa ny sasany kosa dia tena sarotra amiko ny mandà azy, mbola eo am-pieritreretana sy am-pandinihina ireo koa aho izao!
Iombonako hevitra aminy ilay fanaovana "comparative religion" ary efa manao aho izao! manomboka ho déçu amin'ny fomba nampiasaiko hitadiavana Azy koa aho izao, fa mbola miahotra
Fa inoako fa nohon'ny herin'ny Fanahy daholo no mahasarika ahy hanao izany!
85. Rasiligaoma
(
31/10/2007 04:18)
LD o, miangavy re, rehefa miresaka, aza tapahina ny teny fa ny manapa-teny hono manapak'aina, azafady mba tohizo , mba farafaha-ratsiny paragraphe 1 e!
maha lasa borné izany satria lasa mametraka ny tenanao eo amin'ilay tiatiana ihany! lasa tsy ny votoatin-kevitra sy ilay tian-kambara intsony no voalaza fa izay tiatianao ihany!
izay atao raha hifanakalo hevitra isika lahy! kany an! Ilay tsimpotsimpona, rehefa mitsimpona akotry isika lahy dia miaraka manao izany ! Promis!

86. LazaDaddy
(
31/10/2007 04:21)
Tsotra be ilay fanontaniana fa tsy mihodikodina :)
prime:Valiny:
ikaretsaka> ka iza no "important" ry ikaretsaka... ny ekar sa Kristy?
Rasiligaoma::)
Kristy no Important
87. soanja
(
31/10/2007 04:22)
fijo:
loza be.mampiady ilay fanontaniana
Fahotako zany fahotako lehibe. Ifonako daholo izay namafazako famirifiriana. Ifonako ny hevitra mahabe ady. Ifonako ny tsy hitovizanao hevitra amiko. Ifonako ny mahaolombelona ahy! Anjely aho Rahampitso satria inoako izany! :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
88. ikaretsaka
(
31/10/2007 05:15)
i kristy araka ny fomba fanatinana sy fijerin'ny ekar azy no important. satria io no misy ilay "wholeness"
90. prime
(
06/11/2007 10:26)
ikaretsaka> Kristy tsy misy fanatonana sy fijery maro isankarazany fa tokana ihany... tsy valianao ilay fanontaniana... iza no important, na Kristy na ny ekar no valin-teny andrasana aminao?:)
91. ikaretsaka
(
06/11/2007 20:12)
misy ka... misy Kristy araka ny fijerin'ny Jiosy azy, ny farizeo sns... misy de misy tokoa fa diso "se"
95. prime
(
07/11/2007 10:24)
ikaretsaka> atao hoe diso aho satria tsy manaiky ny lazain'ise... ny fanontaniana mbola tsy valian'ise hatrany...
Kristy na jerena avy any andrefana, na avy any atsinanana, na jeren'ny jiosy, na jeren'ny ekar, na jeren'ny silamo na iza na iza... dia tokana... Izy foana no Izy...
Fa ny ekar sy ny fijeriny, azy izany; ny jiosy sy ny fijeriny, azy izany; na ny athée sy ny fijeriny, azy izany; ny protestanta sy ny fijeriny, azy izany...
Ka izay iray important na Kristy (na jerena avy any ambony io na jerena avy any ambany...) na ny ekar (araka ny tianao ahatongavana ho tokana manana ny "integrity")
Fa rehefa Kristy no important dia Izy no important... na araka ny fijery ekar io na fijery silamo na fijery bodista...izay tokana foana... na rehefa ny ekar sy ny fijeriny no important (izay azy manokana izany) dia izy no important satria "whole integrity"...?:)