Integrity
41. Mandefitra
(
24/10/2007 07:00)
Romana toko 10, Baiboly Katolika
14 Hatao ahoana àry no fiantso izay mbola tsy ninoana? Hatao ahoana no fino izay mbola tsy re? Hatao ahoana no fandre raha tsy misy mitory? 15 Ary hatao ahoana no fitory raha tsy misy irahina? araka ny voasoratra hoe: Endrey ny hatsaran'ny tongotr'ireo mitory hasambarana! 16 Tsy ny rehetra anefa no nanaiky ny Evanjely, araka ny tenin'Izaia hoe: Tompo ô, iza no nino ny teny notorinay? 17 Koa avy amin'ny toriteny ny finoana; ary avy amin'ny tenin'Andriamanitra ny toriteny.
Sao tokony hiverina handika ny Baiboly ikaretsaka?

ikaretsaka:
nefa indrisy fa tsy misy resaka mitory mihitsy ao. raha nisy loquitur tao dia nanaiky aho na raisina ara0keviny aza ilay teny ao na ara-bakiteny
Sao tokony hiverina handika ny Baiboly ikaretsaka?
42. bozyboleta
(
24/10/2007 07:16)
ika==>Mba be tatibolana mila 19 konko ry mama sy le doorman zany:-D:-D
Fa nga aloha refa tsy miresaka aminy de manebateba sy tsy miraharaha zay no dikany?

43. Mandefitra
(
24/10/2007 07:30)
IITimoty 3:
15 fa hatry ny fony vao zaza hianao dia efa nahalala ny Soratra Masina, izay nampahahendry anao ho amin'ny famonjena amin'ny finoana izay ao amin'i Kristy Jesosy.
16 Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana,
17 mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra.
Tsy ny Soratra no Andriamanitra, fa Andriamanitra no nanome ny Soratra Masina, mba halalantsika ny sitrapony sy ny fitiavany antsika, ary hinoantsika an'iJesosy Kristy ilay Tompo sy Mpamonjy.
Rehefa mino an'i Kristy isika, ka mibebaka sy miala @ fahotana, dia mitoetra ao amintsika ny Fanahy Masina.
Io no mitaridalana antsika ho @ tsara, manavao antsika isan'andro @ toe-panahy arak'Andriamanitra, mampahery ny finoantsika ... hananantsika ny fiainana mandrakizay.

soanja:
Ny olana hitako eto amintsika mantsy dia mihevitra ny sasany fa io SORATRA mitoetra io no ANDRIAMANITRA.
Nefa diso izany fa ilay AINA MIAINA AZY no itoeraNY.

44. prime
(
24/10/2007 10:37)
soanja:... aiza ry soanja ilay hoe eto amintsika? eto amin'ny serasera sa eto dago sa eto etazonia (misy anao) sa aiza?
Ny olana hitako eto amintsika mantsy dia mihevitra ny sasany fa io SORATRA mitoetra io no ANDRIAMANITRA.
Nefa diso izany fa ilay AINA MIAINA AZY no itoeraNY.
Izaho dia anisan'ny mino ny tenin'Andriamanitra vohizin'ny soratra masina... ary ny soratra masina dia tahirizin'ny rakitra sy boky antsoina hoe baiboly...
Tsy ny baiboly, tsy ny soratra masina fa ny tenin'Andriamanitra no Andriamanitra... araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Jesosy :
"Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra." Jaona 1:1
ary io teny io tsy nijanona ho teny mandrakizay fa tonga nofo ary nonina tamintsika hoy ny soratra masina... "Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina* tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana. [*Gr. nitoetra an-day]" Jaona 1:14
tsy misy karazany io teny io na fomba na fijery maro fa tokana... io ihany no namoronana izao tontolo izao ary hitsaràna izao tontolo izao ary hanjaka mandrakizay... io ilay tsy niova omaly sy anio ary mandrakizay...
"Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay." Hebreo 13:8
Ny fahamarinana resahina dia efa mitoetra fa anjaran'ny tsirairay sisa no mandray sy mino Azy na tsia dia Jesosy Kristy...
ikaretsaka:... izaho dia mamerina aminao foana fa tsy ny fampianaram-piangonana no ahitanao ny marina fa ny tenin'Andriamanitra ihany... Jesosy Kristy... Izy tsy niteny na dia indray mandeha aza hoe misy lalana hafa mankany amin'ny Ray na koa, Izaho no lalana saingy mila tsara fifandraisana amin'ny masindahy Petera sy masimbavy Maria ianareo fa ireo no hitondra anareo aty amiko...
Ity koa misy tantara kely ary:
Ataoko metaphore sy fanoharana ilay izy mba ho mora azoazo kokoa:
raha hiditra any @ biraon'ny ny PDG (Ray) ianao dia mandeha any @ SG (Zanaka) aloha, .. saingy ahoana ny handehananao any @ SG raha vao any @ Doorman natokisany (piera) sy ny sekretera renin'i SG dia efa tebahinao? ka mitaraina any @ SG ireo? hoe ambaniana sy tsy rarahiana ?
MIno aho fa tsy atakalon'ny SG ny secreterany ( sady reniny) ianao, sy ny olona natokisany hiandry ny varavaran'ny tranony! sady ahoana ny hanekeny izany olona miatsara ivelantsihy iznay ? mody hoe za m'se le SG humble be, nefa avy eo....
Misy tantara an'izay ao amin'ny bokin'i Md Matio ao,
Tsarovy ny fampianaran'i Kristy tamin'ny fotoana nitadiavan'i Maria reniny sy ny rahalahiny ary ny anabaviny iray rà taminy... Matio 12:46-50
45. LazaDaddy
(
24/10/2007 10:55)
prime> Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ihany fa tsy amin'ny anaran'i Prime kah! :)
Kristy:
Ary amin'izany andro izany dia tsy hanontany Ahy na inona na inona ianareo; lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa na inona na inona hangatahinareo amin'ny Ray dia homeny anareo amin'ny anarako izany.
Mandraka ankehitriny dia tsy mbola nangataka na inona na inona tamin'ny anarako ianareo; mangataha, dia hahazo hianareo, mba ho tanteraka ny fifalianareo
Jaona16:23-24
46. LazaDaddy
(
24/10/2007 10:58)
dia mitohy @ andininy 26 koa manao toy izao amin;ny anaran'i Jesosy:
Jesosy Kristy:
Amin'izany andro izany dia hangataka amin'ny anarako ianareo; ary tsy milaza aminareo Aho fa Izaho no hangataka amin'ny Ray ho anareo
47. soanja
(
24/10/2007 11:04)
prime:
soanja:... aiza ry soanja ilay hoe eto amintsika? eto amin'ny serasera sa eto dago sa eto etazonia (misy anao) sa aiza?
Ny olana hitako eto amintsika mantsy dia mihevitra ny sasany fa io SORATRA mitoetra io no ANDRIAMANITRA.
Nefa diso izany fa ilay AINA MIAINA AZY no itoeraNY.
Izaho dia anisan'ny mino ny tenin'Andriamanitra vohizin'ny soratra masina... ary ny soratra masina dia tahirizin'ny rakitra sy boky antsoina hoe baiboly...
Tsy ny baiboly, tsy ny soratra masina fa ny tenin'Andriamanitra no Andriamanitra... araka ny voasoratra hoe amin'ny anaran'i Jesosy :
"Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra." Jaona 1:1
ary io teny io tsy nijanona ho teny mandrakizay fa tonga nofo ary nonina tamintsika hoy ny soratra masina... "Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina* tamintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra miendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray, sady feno fahasoavana sy fahamarinana. [*Gr. nitoetra an-day]" Jaona 1:14
tsy misy karazany io teny io na fomba na fijery maro fa tokana... io ihany no namoronana izao tontolo izao ary hitsaràna izao tontolo izao ary hanjaka mandrakizay... io ilay tsy niova omaly sy anio ary mandrakizay...
"Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay." Hebreo 13:8
Ny fahamarinana resahina dia efa mitoetra fa anjaran'ny tsirairay sisa no mandray sy mino Azy na tsia dia Jesosy Kristy...
ikaretsaka:... izaho dia mamerina aminao foana fa tsy ny fampianaram-piangonana no ahitanao ny marina fa ny tenin'Andriamanitra ihany... Jesosy Kristy... Izy tsy niteny na dia indray mandeha aza hoe misy lalana hafa mankany amin'ny Ray na koa, Izaho no lalana saingy mila tsara fifandraisana amin'ny masindahy Petera sy masimbavy Maria ianareo fa ireo no hitondra anareo aty amiko...
Ity koa misy tantara kely ary:
Ataoko metaphore sy fanoharana ilay izy mba ho mora azoazo kokoa:
raha hiditra any @ biraon'ny ny PDG (Ray) ianao dia mandeha any @ SG (Zanaka) aloha, .. saingy ahoana ny handehananao any @ SG raha vao any @ Doorman natokisany (piera) sy ny sekretera renin'i SG dia efa tebahinao? ka mitaraina any @ SG ireo? hoe ambaniana sy tsy rarahiana ?
MIno aho fa tsy atakalon'ny SG ny secreterany ( sady reniny) ianao, sy ny olona natokisany hiandry ny varavaran'ny tranony! sady ahoana ny hanekeny izany olona miatsara ivelantsihy iznay ? mody hoe za m'se le SG humble be, nefa avy eo....
Misy tantara an'izay ao amin'ny bokin'i Md Matio ao,
Tsarovy ny fampianaran'i Kristy tamin'ny fotoana nitadiavan'i Maria reniny sy ny rahalahiny ary ny anabaviny iray rà taminy... Matio 12:46-50
Eto amin'ny serasera ka.
48. soanja
(
24/10/2007 11:12)
Mandefitra>
Izay mantsy ilay izy ka. Mila mibebaka, mila mifofotra sy manantanteraka ilay Teny sns arahin'asa daholo vao mitoetra ny Fanahy Masina. Zany hoe IAINANA ilay TENY vao mandaitra.
Io le integrity fa tsy hoe hay ianarana par coeur le teny , mitanisa eo, manoratra azy sns, nefa ny asa atao itarafana azy ety ivelany iasany na ampiharana azy presque zero.

49. prime
(
24/10/2007 11:17)
LD:... ahitsio hoe r'ise fa toa tsy niteny izany aho an...:) no sady tsy nieritreritra an'izany rahateo...:)
prime> Amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ihany fa tsy amin'ny anaran'i Prime kah!
soanja> ok :)
50. ikaretsaka
(
24/10/2007 17:14)
Tsarovy ny fampianaran'i Kristy tamin'ny fotoana nitadiavan'i Maria reniny sy ny rahalahiny ary ny anabaviny iray rà taminy... Matio 12:46-50
tsy te hamelabelatra be aminao ny momban'io aho fa resaka teolojika be mihitsy io!
raha contrastena @ Joany 19:25 fotsiny io dia efa tantara be manaraka ny arabe
51. fijo
(
24/10/2007 20:42)
raha baiboly ihnay no arahana very ngamba ny hiafarany.miova ny andro sy ny fomba fiainan aka mil ahampanarahana an'io ngamba ny finoana
52. ikaretsaka
(
25/10/2007 03:13)
mandefitra:
. izaho dia mamerina aminao foana fa tsy ny fampianaram-piangonana no ahitanao ny marina fa ny tenin\'Andriamanitra ihany... Jesosy Kristy... Izy tsy niteny na dia indray mandeha aza hoe misy lalana hafa mankany amin\'ny Ray na koa, Izaho no lalana saingy mila tsara fifandraisana amin\'ny masindahy Petera sy masimbavy Maria ianareo fa ireo no hitondra anareo aty amiko...
1)Voalohany indrindra aloha ry mandefitra... ratsambatan\'i Kristy ny fiangonana, (Joany 15,5) Ary ny tapany faharoa amin\'ny Evanjely dia no consacrer-ny manokana amin\'io Fanorenana ny fiangonana io!. Corps mystique (Mystical body)
miampy ireo zavatra bedebe nosoratan\'i Md Paoly
Cf. 1 kor 12:12-31; Kol 1:18; Efeziana 4-11-16
2)nahazo Komandy i Piera hitazona ny laklen\'ny Fanhakan\'ny lanitar ka izay feheziny eto dia voafehy any an-danitra dia izay tsy feheziny na tsy manaiky ho feheziny dia tsy voafehy kao any an-danitra (Petra=nataonareo hoe Petera.. izy fa tsy petros, Mianara grika) izya no mampifandray ilay vatana sy ratsambatana
3) Niteny izy hoe \"indro ny reninao\", niteny koa izy hoe \"feno hasoavana\", tany Kana dia tany @ reniny no niteny ireo tsy ampy divay dia ny reniny no nampita ny hafatra tany aminy...
53. ikaretsaka
(
25/10/2007 03:16)
-->niteny sy nanafatra mihitsy izy izany...
aza tsimponina fotsiny fa ivereno jerena sy diniho manontolo :wink: (integre.. integral) io ihany manko no... Tsy mampisy ilay integrity!:D

54. Mandefitra
(
25/10/2007 05:10)
ikaretsaka, mandefitra aloha tsy prime, na ny fiangonana misy anay samihafa (flm sy fjkm?) :)
Fa raha ny kely fantatro momba io tenin'i Jesosy hoe
Jaona 19:26 Ary nony hitan'i Jesosy ny reniny sy ilay mpianatra tiany nijanona teo, dia hoy Izy tamin'ny reniny: Ravehivavy, indro ny zanakao!
27 Ary hoy koa Izy tamin'ilay mpianatra: Indro ny reninao! Ary tamin'izany ora izany dia noraisin'ilay mpianatra ho any aminy izy.
de fampiononana an'i Maria, satria ho faty le Zanany, no tohin'ilay fanitsiana nataony rahateo hoe ny reniko sy ny rahalahiko de zay mihaino ny teniko .... Ka de natolony an'i Jaona (ilay mpianatra tiany) Maria hoe io ny reninao ...
Fa de miandry anao zany ry prime aloha hanome ny hevitrao momba zay.

55. LazaDaddy
(
25/10/2007 10:50)
ikaretsaka:Hoy iza?
Voalohany indrindra aloha ry mandefitra... ratsambatan'i Kristy ny fiangonana,
ikaretsaka:Mba hafa kely izany famakianareo teny izany ry namana. Izao tokoa rehefa tsy mitsimpona satria mamaky aza angamba tsy atao :)
(Joany 15,5)
56. prime
(
25/10/2007 12:28)
ikaretsaka:... O ry Ika... zavatra tranga roa tsy misy ifandraisany sy antony samihafa ireo ka tsy \"contraste\" fa mifameno... ny iray fiantsoan\'ny mpianatra an\'i Jesosy variana nampianatra ka nanadino ny reniny sy ny rahalahiny (iray rà aminy) ka nilàn\'ireto farany fihaonana taminy satria ela tsy hitany... ny iray fotoana maizina nolalovan\'i Kristy ka nisian\'ny alahelo be teo amin\'ny reniny niteraka Azy ka nila fiononana...
tsy te hamelabelatra be aminao ny momban\'io aho fa resaka teolojika be mihitsy io!
raha contrastena @ Joany 19:25 fotsiny io dia efa tantara be manaraka ny arabe
Ny manahirana amin\'io an-dalan-tsoratra masina io mantsy (ny nitrangan\'io dia tamin\'ny fotoana efa nahafaty an\'i Josefa ary koa tamin\'ny fotoana efa nahalehibe ny zanak\'i Maria sy Josefa taorian\'ny niterahany an\'i Jesosy) dia manohintohina ny fampianarana tsy ara-tsoratra masina hoe \"virjiny\" nandrapahafatiny Maria dia itadiavina an-dalany maro hafa hanamarinana izany nefa ny tantara sy ny soratra masina mihitsy no manamarina fa tsy i Jesosy Kristy irery akory no naterak\'i Maria... ary ny mpahay tantara aza mbola lasa lavitra kokoa fa tamin\'ny apostoly 12 lahy dia nisy rahalahin\'i Kristy (tsy ara-panahy fa iray rà)...
ikaretsaka:... (izaho r\'ise no nanoratra ilay teny nataon\'ise anaty fono mainty io a)... ny fiangonana tokoa dia rantsan\'i Kristy no fofombadiny rahateo, nanaovany fanoharana maro mikasika ny fanjakàn\'ny lanitra... fa tsy midika izany hoe ny fiangonana no manana ny fahamarinana feno... satria aoka tsy hadino fa na i Kristy ihany aza dia nampitandrina ny amin\'ilay \"vehivavy janga\", mikasika indrindra ny fiangonana mpijangajanga amin\'Izy Andriamanitra... izany hoe tsy manana \"légitimité divine\" ho manana ny marina ny fiangonana na iza na iza fa izay miray amin\'i Kristy sy manaiky Azy ihany no manana ny fahamasinana sy feno ny fanahiny... eo nefa tsy ny anaram-piangonana no mahamarina na manamarina azy fa ny firaisany amin\'i Kristy...
1)Voalohany indrindra aloha ry mandefitra... ratsambatan\'i Kristy ny fiangonana, (Joany 15,5) Ary ny tapany faharoa amin\'ny Evanjely dia no consacrer-ny manokana amin\'io Fanorenana ny fiangonana io!. Corps mystique (Mystical body)
miampy ireo zavatra bedebe nosoratan\'i Md Paoly
Cf. 1 kor 12:12-31; Kol 1:18; Efeziana 4-11-16
2)nahazo Komandy i Piera hitazona ny laklen\'ny Fanhakan\'ny lanitar ka izay feheziny eto dia voafehy any an-danitra dia izay tsy feheziny na tsy manaiky ho feheziny dia tsy voafehy kao any an-danitra (Petra=nataonareo hoe Petera.. izy fa tsy petros, Mianara grika) izya no mampifandray ilay vatana sy ratsambatana... dia inona no tianao ahatongavana fa ny andininy faha-23 ihany amin\'io matio toko 16 io dia miteny an\'i Petera manao hoe: \"Fa Izy nihodina ka niteny tamin\'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana; fahatafintohinana amiko ianao, satria tsy misaina izay an\'Andriamanitra ianao, fa izay an\'ny olona.\" Matio 16:23... in-telo Jesosy no niteny an\'i Petera hoe ao ivohoko ianao ry Satana ao amin\'ny filazantsara... moa ve Jesosy nanome ny fanalahidin\'ny lanitra an\'i Satana???... izany no antony tsy andraisana ny tenin\'Andriamanitra ara-bakiteny satria tsy i Petera irery no nilazàn\'i Kristy io fahefàna lehibe io fa ny apostoly rehetra... araka ny voasoratra hoe amin\'ny anaran\'i Jesosy :
\"Lazaiko aminareo marina tokoa: Na inona na inona fehezinareo ety ambonin\'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanareo ety ambonin\'ny tany dia hovahana any an-danitra.\" Matio 18:18
Raha ny hoe ny eglizy katolika indray no tianao ahatongavana hoe fiangonana tokana manana ny fahamarinana araka io fahefàna nomena an\'i Petera io dia tsy ampy... tsy i Petera irery no apostoly... ny fiangonana apostolika voalohany dia ilay fiangonana niorina tao Jerosalema ka nilatsahan\'ny fanahy masina fa tsy ny tao Roma na toerana hafa... Roma no toerana nahafatesan\'i Petera fa tsy niorenan\'ny fiangonana kristiana voalohany velively...
FEHINY: ny fiangonana tsy tonga dia manana ny fahamarinana ho azy fa Kristy velona ao aminy amin\'ny alalan\'ny fanahy masina no ivelomany... ary na ny fiangonana noheverina ho nanana ny fahamarinana aza toy ireo fiangonana fito voalaza ao amin\'ny apokalipsy dia notenenin\'i Kristy mafy ary mety tsy ho anisan\'ny voavonjy... noho izany tsy \"légitimité divine\" no ilazàna fa misy fiangonana efa marina ho azy satria ahian\'i masimbavy Maria na masindahy Petera... tsy \"droit\" izany fa ny fivoaran\'ny fiainan\'ilay fiangonana no anamarinan\'Andriamanitra azy na tsia... na fiangonana katolika romana, na fiangonana katolika ortodoksa, na fiangonana protestanta iza, na fiangonana reformasiona iza, na fiangonana evanjelistra iza, na fiangonana sabatista iza dia tsy misy manana ny fahamarinana ho azy fa arakaraky ny firaisany amin\'i Kristy na tsia no anamarinana azy na tsia...
...izaho dia mamerina aminao hatrany fa tsy ny fampianaram-piangonana no ahitanao ny marina fa ny tenin\'Andriamanitra ihany... Jesosy Kristy...
57. LazaDaddy
(
25/10/2007 13:44)
misy te hiteny mafy angamba amintsika "namana" eto hoe..."virijiny mamanay" :)
58. ikaretsaka
(
25/10/2007 15:08)
Prime> za hoa aza ataonao ise izany fa tsy cheri anao::wink: (cheri ange ny dikan\'io fa mody namboarina e.. )
tsy micontrast no tiako soratana fa mi compare.. fa azfady, ny tiako tenenina dia hoe i Jesoa izany manao ny reniny sy ny rahalahiny (atao hoe rahalahiny @ izay ary ilay mpianatra fa efa nasainy ho \'adopter-ny reniny) hoe tsy rarahiana rehefa tsy misy ilana azy dia rarahiana rehefa mandalo fotoana maizina?
--> izay ilay tiako ahatongavana, manao ohatran\'ny fombanareo izany i Jesoa?
Tsy haiko hoe taiza i Prime no nianatra theology, sy hoe mifetra @ \"le bokinay nindraminareo ihany\" fa hay ve i Jesoa aminao ka nana rahalahy sy anabavy e? :roll:
io no porofo fa (notsiponinao isan\'andalany marina ity raha ity) ary voafetra teo @ izay tiatianao @ \"bokinay\" ihany ny fijerinao!
Efa nazavaina in 100 teto ihany (fa tsy mety @ ilay Bornage-nao dia nodianao fanina) fa tsy maninona fa averiko indray:
ny cousins sy ny \"rahalahy\" dia mitovy ny fanoratra azy @ teny Grika, Hebrio ary arameanina (ianaro sy jereo akaiky ireo teny nanaovana ny soratra masina ireo raha tsy hay): DLPH nataon\'i Grika hoe adelphos
Io andininy @ Joany io ihany no hitondrantsika azy,
1) raha nana-drahalahy i Jesoa , tsy niteny an\'io mihitsy izay fa nasainy nokarakarain\'ny rahalahiny 1 ra aminy ny reniny!
2)Ilay Jakoba lazaina ho rahalahiny,[ misy Jakoba 3 ao fa jereo tsara, Zanak\'i Alfea, Zanak\'i Zebedea, ary ilay Jakoba rahalahin\'i Josefa kely/Joda/ary i Simonan\'i Nazareta ( Marka 6:3, Matio 13:55, angamba izy izay... tsy tadidiko fa za tsy dia mpitsimpona loatra) ] tsy misy mihitsy ao amin\'io \"bokinay nindraminareo\" (sy ny boky sasany tsy nindraminareo) miteny hoe \"iray Ra amin\'i Jesos mihitsy izy ireo!
3)Raha mijery ny \"boky nindraminareo\"! dia voaporofo fa i Maria renin\'i Jakoba, no nolazain\'i Marka fa tsy renin\'i Jesoa, niaraka @ salome (marka 15 faraparany ary)
Ary ts\'isy niteny mihitsy ao hoe \'Nanao firaisana ara nofo\' i Josefa sy Maria taty afara sy taty aloha!:-D
Momban\'i Piera:
Aza tsimponina fa tohizo ny tantara, ..nibebaka izy nony hitany io nolazain\'i jesoa io, dia avy eo izy no nisehoan\'i Jesoa sy nasainy namahana ny ondriny...
Dia jerentsika koa: ny apostoly 12 lahy =tsy isika mianakavy raha io matio 18:18 io, fa izany nmofodin\'i jesoa =naman\'i Piera ihany!
Aza adino koa : katolika \"apostolika\" ny fiantso azy: iray masina katolika apostolika...
Ary nahazo \"pouvoir io foangonana io!
niorina tany jerosalema ny fiangonana voalohany fa nidindra tany Roma koa tompoko.. vakio ny tantara fa ny ankamaroan\'ny kristianina voalohany tany jerosalema dia tany Roma no lasa martiry!
--->reconsidereo ny teninao!
Mino aho fa na ho azonao @ izay.... na hotapenanao indray ny sofina sy fo mba tsy hahazo azy!
Dia angataho ny fanahy masina hanazava azy!
Integrity integrity Pasy ny resaka eto an! fa tsy ankitsimpona intsony! ary asehoy ny olona ny tokony ho fantany !
AMDG
.. O ry Ika... zavatra tranga roa tsy misy ifandraisany sy antony samihafa ireo ka tsy \"contraste\" fa mifameno... ny iray fiantsoan\'ny mpianatra an\'i Jesosy variana nampianatra ka nanadino ny reniny sy ny rahalahiny (iray rà aminy) ka nilàn\'ireto farany fihaonana taminy satria ela tsy hitany... ny iray fotoana maizina nolalovan\'i Kristy ka nisian\'ny alahelo be teo amin\'ny reniny niteraka Azy ka nila fiononana...
tsy micontrast no tiako soratana fa mi compare.. fa azfady, ny tiako tenenina dia hoe i Jesoa izany manao ny reniny sy ny rahalahiny (atao hoe rahalahiny @ izay ary ilay mpianatra fa efa nasainy ho \'adopter-ny reniny) hoe tsy rarahiana rehefa tsy misy ilana azy dia rarahiana rehefa mandalo fotoana maizina?
--> izay ilay tiako ahatongavana, manao ohatran\'ny fombanareo izany i Jesoa?
Ny manahirana amin\'io an-dalan-tsoratra masina io mantsy (ny nitrangan\'io dia tamin\'ny fotoana efa nahafaty an\'i Josefa ary koa tamin\'ny fotoana efa nahalehibe ny zanak\'i Maria sy Josefa taorian\'ny niterahany an\'i Jesosy) dia manohintohina ny fampianarana tsy ara-tsoratra masina hoe \"virjiny\" nandrapahafatiny Maria dia itadiavina an-dalany maro hafa hanamarinana izany nefa ny tantara sy ny soratra masina mihitsy no manamarina fa tsy i Jesosy Kristy irery akory no naterak\'i Maria... ary ny mpahay tantara aza mbola lasa lavitra kokoa fa tamin\'ny apostoly 12 lahy dia nisy rahalahin\'i Kristy (tsy ara-panahy fa iray rà)...
Tsy haiko hoe taiza i Prime no nianatra theology, sy hoe mifetra @ \"le bokinay nindraminareo ihany\" fa hay ve i Jesoa aminao ka nana rahalahy sy anabavy e? :roll:
io no porofo fa (notsiponinao isan\'andalany marina ity raha ity) ary voafetra teo @ izay tiatianao @ \"bokinay\" ihany ny fijerinao!
Efa nazavaina in 100 teto ihany (fa tsy mety @ ilay Bornage-nao dia nodianao fanina) fa tsy maninona fa averiko indray:
ny cousins sy ny \"rahalahy\" dia mitovy ny fanoratra azy @ teny Grika, Hebrio ary arameanina (ianaro sy jereo akaiky ireo teny nanaovana ny soratra masina ireo raha tsy hay): DLPH nataon\'i Grika hoe adelphos
Io andininy @ Joany io ihany no hitondrantsika azy,
1) raha nana-drahalahy i Jesoa , tsy niteny an\'io mihitsy izay fa nasainy nokarakarain\'ny rahalahiny 1 ra aminy ny reniny!
2)Ilay Jakoba lazaina ho rahalahiny,[ misy Jakoba 3 ao fa jereo tsara, Zanak\'i Alfea, Zanak\'i Zebedea, ary ilay Jakoba rahalahin\'i Josefa kely/Joda/ary i Simonan\'i Nazareta ( Marka 6:3, Matio 13:55, angamba izy izay... tsy tadidiko fa za tsy dia mpitsimpona loatra) ] tsy misy mihitsy ao amin\'io \"bokinay nindraminareo\" (sy ny boky sasany tsy nindraminareo) miteny hoe \"iray Ra amin\'i Jesos mihitsy izy ireo!
3)Raha mijery ny \"boky nindraminareo\"! dia voaporofo fa i Maria renin\'i Jakoba, no nolazain\'i Marka fa tsy renin\'i Jesoa, niaraka @ salome (marka 15 faraparany ary)
Ary ts\'isy niteny mihitsy ao hoe \'Nanao firaisana ara nofo\' i Josefa sy Maria taty afara sy taty aloha!:-D
Momban\'i Piera:
Aza tsimponina fa tohizo ny tantara, ..nibebaka izy nony hitany io nolazain\'i jesoa io, dia avy eo izy no nisehoan\'i Jesoa sy nasainy namahana ny ondriny...
Dia jerentsika koa: ny apostoly 12 lahy =tsy isika mianakavy raha io matio 18:18 io, fa izany nmofodin\'i jesoa =naman\'i Piera ihany!
Aza adino koa : katolika \"apostolika\" ny fiantso azy: iray masina katolika apostolika...
Ary nahazo \"pouvoir io foangonana io!
niorina tany jerosalema ny fiangonana voalohany fa nidindra tany Roma koa tompoko.. vakio ny tantara fa ny ankamaroan\'ny kristianina voalohany tany jerosalema dia tany Roma no lasa martiry!
--->reconsidereo ny teninao!
Mino aho fa na ho azonao @ izay.... na hotapenanao indray ny sofina sy fo mba tsy hahazo azy!
Dia angataho ny fanahy masina hanazava azy!
Integrity integrity Pasy ny resaka eto an! fa tsy ankitsimpona intsony! ary asehoy ny olona ny tokony ho fantany !
AMDG
59. fijo
(
25/10/2007 21:51)
ika an,le "ise "kosa aloha dia fampiasa amin'ny olona tiana.mety namana tiana io,mety reny ,ray sakaiza ,anabavy,vady sns.tsy voafetra eo le fampiasana azy.
somary gaga aho hoe. " fa hay ve i Jesoa aminao ka nana rahalahy sy anabavy e?ahhh,nanana rahalahy tokoa lery ka.
zanaka aza toa nananany.misy gitan toa manamasinany zanany vavy