Integrity
21. Mandefitra
(
22/10/2007 04:30)
oops, tsy hitako ny valiny nomen'i kiranil, nefa de nitovy ny zavatra nosaratana ... :)
22. xxx
(
22/10/2007 05:06)
marina ny voalazan'i soanja. ^:^
saingy ny zavatra tokony ho marihina dia na dia tokony ho hody lesona ho amin'ny ho avy aza ny fahadisoana nato amin'ny maha-olombelona, dia avy foana ny mpitazana handatsa sy hanao hoe izao ve no kristianina.
Ny fijeriny azy toa olona voahozona tsy hiarina mihintsy, ary hanantena famelankeloka lava satria hoe ho avy ny Tompo hamela heloka.
tsia! tsy izay, fa ny fiainana dia fiezahana ary tsy misy mandroso mihemotra mihintsy na kristianina na tsia, fa tsy hoe tonga dia efa ratsy hatrany ampiandohana ka hatrany ampiafarana, miezaka daholo na eo aza ny latsan'ireo mpitazana.

23. soanja
(
22/10/2007 05:29)
xxx> misaotra anao koa amin'ny fanazavana.
Saingy raha milaza an'io hevitra io tokoa aho dia tsy mpitazana intsony aho manolona izany satria tafiditra ao anatin'ilay olana na miaina ilay olana satria andohalika hoy aho.
Zany no mahatonga hoe miasa ny saiko. Zary mitsara angamba saingy ankoditra ny olana. Inona no azo hanampiana? hevitra sns? Manana ny baiboly isika. Afaka manoro sy manazava eo. Samy manao izay tandrify sns hampisehoana ny mahaKrsitianina sns. Miara-mivavaka. Ny mahaKristianina indrindra indrindra no ifanohanana fa tsy ny hoe tsindrio fa lavo.
Eto aho matetika no maka fanapahan-kevitra amin'ny resaka siansa na Krsitianina aza fa marina tokoa fa samy nomen
'Andriamanitra isika rehetra ny fanahy fa saingy ny DNA na psykolojikan'ny olombelona samihafa, ILAY VATANA, koa miasa be raha amin'io fahatanjahana ara-panahy io ANGAMBA.

24. Mandefitra
(
22/10/2007 12:06)
soanja:
Miasa ny saiko hoe ahoana ny fomba hanamafisana ny integrity ao anaty ny sain'ny Kristianina marobe.
Tsy ampy ve ny voalaza ao anaty baiboly hanorenana izany sa ny olombelona no mora rendrehan'ny hafa na matahotra fa tsy ampy finoana ka zary tsy mahita ny fototra iaingana dia ilay mahaao amin'ny Tompo antsika, izay ahitana olana ny zavadrehtra na ny sarotra indrindra aza fa aza mivily lalana.
Ny tokony hitadiavana vahaolana amiko de hoe ahoana ny hitiavan'ny olona ny tenin'Andriamanitra?Hiainany feno ny maha-Kristianina azy.
Ilay teny ao @ Fil 4:4 "Mifalia mandrakariva ao @ Tompo", zao mahafehy azy tsara.
25. bozyboleta
(
22/10/2007 12:20)
ikaretsaka:
jereo fa matetika ange ireny le mpivavaka kristianina evanjelika sy biblique ireny no tsy integre e!
:roll::roll::roll:
Hazavao: evanjelika ve satria mitory? Biblika ve satria mitsipona Baiboly araka ny filazanareo?
Fa le mitsimpona tenin’i Md sy Mb ireny, na le fikambanan’i ann sy ann reny zany kay kristiana inn??
De iza le tena intègre??
Misaotra mialoha.
26. ikaretsaka
(
22/10/2007 22:00)
hazavaiko ary:
( le integrity no resahina fa tsy resaka fitoriana an)
ireo Biblika amiko no tsy integre (integral) satria ireo anie no mizarazara be misy zanajanany be e.
Ny fikambanan'i anona sy anona dia 1 ihany no misy azy fa tsy hoe nikambana izy dia niala.. toy ny any @ Baibolista sns... ohatra hoe ny fikambanana Jesuites dia Katolika ihany ary tsy miala @ katolika ary manaja ilay fomba katolika, donc sady integres no integrist no integré
Fa raha hoe evanjelika sy ny biblika aza dia tsy misy ifandraisany tanteraka...
aza odiana fanina ange fa jereo tsara e

27. soanja
(
23/10/2007 04:29)
Mandefitra:
soanja:
Miasa ny saiko hoe ahoana ny fomba hanamafisana ny integrity ao anaty ny sain'ny Kristianina marobe.
Tsy ampy ve ny voalaza ao anaty baiboly hanorenana izany sa ny olombelona no mora rendrehan'ny hafa na matahotra fa tsy ampy finoana ka zary tsy mahita ny fototra iaingana dia ilay mahaao amin'ny Tompo antsika, izay ahitana olana ny zavadrehtra na ny sarotra indrindra aza fa aza mivily lalana.
Ny tokony hitadiavana vahaolana amiko de hoe ahoana ny hitiavan'ny olona ny tenin'Andriamanitra?Hiainany feno ny maha-Kristianina azy.
Ilay teny ao @ Fil 4:4 "Mifalia mandrakariva ao @ Tompo", zao mahafehy azy tsara.
Izay indrindra mantsy ry Mandefitra hoe efa namaky an'io foana izy na ilay Krsitianina ary azoko lazaina fa misy tadidiny par coeur io nefa dia tsy mi-apply aminy na tsy ampiasainy. Matoa tsy ampiasainy dia na tsy tiany na tsy mandaitra aminy.
Eo zany le problem no mipetraka hoe efa nisy mihoatra ny 100 taona ny baiboly tao Mada. Aiza ho aiza isika amin'ny fanantanterahana azy eo amin'ny fiainantsika ary ho modely tsara eo imason'ny tsy mpino sy ny mpiombom-bavaka amintsika ve?
Matoa misy ny olana amin'ny fitiavana io tenin'Andriamanitra io dia ny methode na approach na io mihisty no tsy ampy matoa tsy feno ny zavamisy angamba no tsy efficace sa inona? Tsy ny fanasesehana azy ao an-dohany ho hainy par coeur no hilentahan'ny fitiavana Azy amiko fa vao maika lasa savony vava fotsiny le izy.
Le mifalia ao amin'ny Tompo dia eo ambavany isanandro. Ary izireo indrindra no mitondra ny tsy fifaliana ka mahagaga ahy hoe ahoana ary. Fahatokisana ny ao amin'ny Tompo! Izy ireo indrindra no tsy mahatoky tena fa mitady hanary ny mahaKrsitianina azy eo amin'ny fiarahamonina.
Mila iainana ny tenin'ny Tompo! Ka raha tsy hita taratra amin'izay mifanerasera sy miaina izany eo aminao izany teny izany dia mampanontany tena ihany hoe ahoana marina izy ity?
Sa ve miandry fahagagana vao hino ilay Teny Mahavelona!
Atokisana ve ny Kristianina sa tsia?
28. bozyboleta
(
23/10/2007 05:17)
Tsy za mitsy no mody fanina!
Ny fanazavana nangatahako aza nomena tapany.
Ampy tsara ny voalazan’ny Baiboly, tsy misy ampiana tsy misy analana, ary ilaina vakiana, henoina ary iainana isan’andro hamelomana ny fanahy. Fa ny fomba fanatanterahana izay no samy hafa ho an'ny tsi-1-1.
Otran’ny sakafo ihany io: na mitovy zao aza ny ingrédients, ny fomba fandrahoana azy no mapatsiro azy.
Ny finoana de raisiko foana hoe aferako manokana @ Atra. Inn no tanjoko @ maha-kristiana ahy ary ahoana no fomba ahatongavako @ zay. Za ihany no mahalala ny mahavoky ana ara-panahy.
Heveriko hoe iray ihany ny tanjona ho an’ny kristiana. Ka de samia miketrika ny azy ary (f’aza laozana mifampitsikera :wink:).

29. prime
(
23/10/2007 09:17)
soanja> ny "integrity" irariana iainana dia tsy toetran'olombelona fa toetran'Andriamanitra ka raha tsy itafiana tanteraka sy raisina ao am-po amin'ny fahafenoiny Kristy, ilay tena fiainana dia "corrompu" ilay "integrity" satria ilay ratsy koa miasa sy misandoka fa tsy mipetra-potsiny...
Ny fandraisana an'i Kristy dia tsy maintsy mandalo fibebahana... izany dingana izany koa nefa dia mbola avy amin'ny fanahy masina fa tsy vokatry ny sain'olombelona... ka ny irariana mba isian'ny "integrity" tokoa dia ny mitondra ireo olona rehetra resahinao amim-bavaka mba "hibebaka" aloha...
ikaretsaka> ny tena tsara dinihina dia tsy ny fampianaram-pinoana sy fampianaram-piangonana fa ny fampianaran'i Kristy feno sy marina... fa na hilaza in-jato amby arivo ny tsy fahafenoin'ny protestanta sy ny fahalemeny aza ianao, ny katolika koa tsy manana ny fahamarinana feno fa manana ny fahalemeny maro dia maro... ny "integrity" resahina izany tsy avy amin'ny resaka baibolista sy tsimpona sy fanamarinam-piangonana fa avy amin'i Kristy, ilay Andriamanitra velona tonga nofo, tokana sahy niteny hoe:
"...Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako." Jaona 14:6
Feno izany tenin'Andriamanitra izany sahy miteny hoe '...Izaho no... FAHAMARINANA...'

30. LazaDaddy
(
23/10/2007 09:45)
ikaretsaka:izany ve no mety ho antony nahatonga ny Temoins de Jehovah sy ny Katolika nanampy sy nampiditra "apocrypha" tao @ Baiboly sa antony hafa?
ie.. tsy ampy loatra ny voalaza ao anaty baiboly hanorenana izany
ikaretsaka:hafa kely indray izany ry Ikaretsaka :)
jereo fa matetika ange ireny le mpivavaka kristianina evanjelika sy biblique ireny no tsy integre e!
31. ikaretsaka
(
23/10/2007 13:22)
LazaDaddy:
ie.. tsy ampy loatra ny voalaza ao anaty baiboly hanorenana izanyizany ve no mety ho antony nahatonga ny Temoins de Jehovah sy ny Katolika nanampy sy nampiditra "apocrypha" tao @ Baiboly sa antony hafa?
jereo fa matetika ange ireny le mpivavaka kristianina evanjelika sy biblique ireny no tsy integre e!hafa kely indray izany ry Ikaretsaka :)
1)Tsy ny apocrypha irery ihany fa zavatra maro samihafa ka, eny na ny fitadiavana ny Tompo amin'ny fiainana andavanandro aza (ataovy mikatsaka Anao lalandava)
ary aza adino fa ny baiboly sy ny soratra aza niteny fa tsy ampy ny baiboly voasoratra, ary na izao tontolo izao aza tsy ampy (nefa mbola nanesoran'i Lotera sy nataony hoe ampy) dia asa angaha hoe iza no tsy Integre amin'izany?
2) hafa kely aminao? efa nomeko ny raison tsy maha integre azy... mba efa novakianao ve?:wink:
32. soanja
(
23/10/2007 19:53)
Ny olana hitako eto amintsika mantsy dia mihevitra ny sasany fa io SORATRA mitoetra io no ANDRIAMANITRA.
Nefa diso izany fa ilay AINA MIAINA AZY no itoeraNY.
Hanenika ny tontolo anie Jehovah!
Nefa diso izany fa ilay AINA MIAINA AZY no itoeraNY.
Hanenika ny tontolo anie Jehovah!
33. fijo
(
23/10/2007 21:52)
za tsy mpino fa mahalala fa tsy ampy ny baiboly.ny antony dia,
tamin'ny fotoana nanoratana io boky io anie ,ka nangonina daholo izay soratra nisy hitazomana ny finoana sy ny tantara jiosy e.
rehefa avy eo dia naravona ireo soratra ireo ka dia nisy notanana ary nisy "navela"ireo no lasa apocryphe.tsy midika ireo fa izay tsy notanana dia tsy nekena;fa mba mila naravina fotsiny izy rehetra.noho izany dia tsy ampy mihintsy raha ny baiboly fotsiny,fa ny fiainanao amenoana azy

34. ikaretsaka
(
24/10/2007 00:26)
Mandefitra:
1/Lost in transalation hoy Ikaretsaka.
Nefa raha mamaky tsara ianao, fa tsy mitsimpona mba hitsaranao ny Baiboly, de ho hitanao fa ny fihainoana lazainao io dia fihainoana toriteny
Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory
nefa indrisy fa tsy misy resaka mitory mihitsy ao. raha nisy loquitur tao dia nanaiky aho na raisina ara0keviny aza ilay teny ao na ara-bakiteny
3/Ka zay voasoratra, dia ampy tsara hinoana an'I Kristy Mpamonjy, hiainana @ maha Kristianina, hahalalana tsara an'Andriamanitra sy ny sitrapony, hahazoana ny fiainana mandrakizay.
Betsaka ny teniny tsy nosoratana fa tsy hoe voasoratra daholo akory izay noteneniny! sa sady mitory teny no manoratra
ampy inoana an'i kristy, fa tsy ampy hahazoana ny fiainana mandrakizay mihitsy.. misy manazava azy be dia be ao @ Joany (Jaona) toko faha 6 ao
Romana 15:4 Fa izay rehetra voasoratra fahiny dia nosoratana ho fianarantsika hananantsika ny fanantenana ny amin'ny faharetana sy ny fiononana avy amin'ny Soratra Masina.
Fa tsy ny soratra masina voasoratra ihany
eo ange i mihazohazo e... fiononana avy @ soratra masina ho'zy fa tsy hoe fihononana nohon'ny Soratra masina irery ihany ary naveriny t@ n'i Timoty sy Tito io hafany io
2 Tes 2:15, Fil 4:9, 1kor 11:2, 2 Thess 3:6.
[Raha voasoratra tao anaty baiboly ny nolazain'i Paoly rehetra, na ny nolazain'i jesoa rehetra na ny nolazain'Andriamanitra rehetra ] dia manaiky aho... hoe baiboly diaampy
samihafa ny Soratra sy ny Teny!
35. LazaDaddy
(
24/10/2007 00:36)
ikaretsaka momba ny Teny voasoratra:
ampy inoana an'i kristy, fa tsy ampy hahazoana ny fiainana mandrakizay mihitsy..
i Paoly apostoly:
Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy.
36. LazaDaddy
(
24/10/2007 00:43)
ikaretsaka momba ny Teny voasoratra:
ampy inoana an'i kristy, fa tsy ampy hahazoana ny fiainana mandrakizay mihitsy..
ikaretsaka>
1) Iza i Kristy?
2) inona izany hoe mino an'i Kristy?
2) aiza ny lalana mankany @ fiainana mandrakizay?
37. ikaretsaka
(
24/10/2007 04:49)
LazaDaddy:
ikaretsaka>
1) Iza i Kristy?
2) inona izany hoe mino an\'i Kristy?
2) aiza ny lalana mankany @ fiainana mandrakizay?
Valiny
1 sy 2) Kristy dia Andriamanitra inoako fa mitoetra ato amiko, Ankalazaiko, tsarovako ary tsahoako sy omeko Voninahitra isaky ny Sorona Masina, ary miresaka amiko sy resahiko foana foana, mifamelona amin\'ilay fanahy masina noraisiko tamin\'ny batemy, fahanako isan\'andro @ Eokaristia miaraka amin\'ny fahasoavan\' Andriamanitra Ray
3)Ny lalana mankany aminy dia Any aminy! ny fanananao & fiainanao Azy ao anatinao ao, ny fandraisanao azy sy ny fihetsika ataonao miaraka aminy ! izay mihinana sy misotro ny vatany sy ny ra-ny no atsangany sy omeny ny fiainana mandrakizay! ary tsy misy mankany hono raha tsy @ alalany..
Ity koa misy tantara kely ary:
Ataoko metaphore sy fanoharana ilay izy mba ho mora azoazo kokoa:
raha hiditra any @ biraon\'ny ny PDG (Ray) ianao dia mandeha any @ SG (Zanaka) aloha, .. saingy ahoana ny handehananao any @ SG raha vao any @ Doorman natokisany (piera) sy ny sekretera renin\'i SG dia efa tebahinao? ka mitaraina any @ SG ireo? hoe ambaniana sy tsy rarahiana ? :wink:
MIno aho fa tsy atakalon\'ny SG ny secreterany ( sady reniny) ianao, sy ny olona natokisany hiandry ny varavaran\'ny tranony! sady ahoana ny hanekeny izany olona miatsara ivelantsihy iznay ? mody hoe za m\'se le SG humble be, nefa avy eo....
Misy tantara an\'izay ao amin\'ny bokin\'i Md Matio ao,
38. LazaDaddy
(
24/10/2007 04:56)
i Kristy no Lalana sy Fahamarinana ary Fiainana. Rehefa mahazo an'i Kristy dia mahazo ilay Fiainana :)
Hoy i ikaretsaka anefa momba ny Teny voasoratra::ikaretsaka> mifanohitra izany ambaranao izany raha tsy hoe angaha diso fanoratra?
ampy inoana an'i kristy, fa tsy ampy hahazoana ny fiainana mandrakizay mihitsy..
39. Rasiligaoma
(
24/10/2007 05:13)
Marina ny an'i Frere Ika amin'io ka:
Izao koa ny teny voasoratra:
"tena fihinana ny Vatako ary tena fisotro ny Rako, Izay mihinana ny Vatako sy misotro ny Ra-ko no hahazo ny fiainana mandrakizay (Jaona 6,54-55)
Maita lalana ianao dia manao fahamarinana dia manao fihainana.
fa mandrakizay ve?

40. Mandefitra
(
24/10/2007 06:23)
ikaretsaka:
[Raha voasoratra tao anaty baiboly ny nolazain'i Paoly rehetra, na ny nolazain'i jesoa rehetra na ny nolazain'Andriamanitra rehetra ] dia manaiky aho... hoe baiboly diaampy
samihafa ny Soratra sy ny Teny!
Mba omeo tenin'Andriamanitra ary izahay ry Ika, tsy voasoratra ao anaty Baiboly, ka azonao antoka fa noteneniny, ary tiany ho fantatry ny Kristianina rehetra.