Misy sipa tanteraka ve ato amin'ny sera2 ?

41. salmo1 ( 20/10/2007 11:31)
:-D:-D
kay kou ry zalah mba misy mitovy hevitra amiko
42. xxx ( 20/10/2007 11:57)
Aino:

21. Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 20-10-2007 00:44:28
Lohateny : Re : Misy sipa tanteraka ve ato amin'ny

Hataon'ny fotsiny izay hampa-manjamanja sy ny mahatsara ny PS-any, de ny tarehiny tsy hapoitrany zany fa ôtrany oe: mahamenatra na tsy sahiny haseo... De zay koa ry zalah ôh! ôh!

Mbola hafa ihany ireto sipa gasy ireto wa.
elahy ity hoa letsy de efa miteniteny faona mihintsy ka!!
tsy mahita ankory de eo de miteniteny foana sy mampiasa saina @izany eo!!

izaho anefa mahita fa be dia be @ hireo sipa tys mampiditra sary na tsy mametraka ny sariny izy tena anisany kanto tsy manja indrindra, misy aza ny sasany tsara noho ny izay mametraka sary!! ( miala tsiny ho any izay mametraka aloha, hihihi izaho koa aza anisany le izy) ary noho ny hatsarany mihintsy no tsy tiany ho itany olona.

TOUJOUR GASY KA MANJA FAONA IO LETSY AH!!

aleo koa aho mba hitovy hevitra any gasyjean.:twisted:


Misy gasy tsy manja fa aza mamita-tena eo! Misy ny mampatahotra!Misy ny mampite-hamelaka ny teha-maina, misy ny tena ratsy ary misy ny manja koa! Misy ny mampiseho ny sariny t@ izy 16 taona ary misy ny mampiseho ny 45 taona nefa dia miady varotra fa tsy mandainga sy mitady vady eto dia manaratsy ny namany sns...cf mamasera
43. xxx ( 20/10/2007 12:11)
Mitady vady dia voadaka dia mila ady @ namany eeee!
44. diamondra27 ( 20/10/2007 12:49)
lanto : ka eo ndrindra no tsy ahaizako azy satria misy dikany maromaro no atao we: tanteraka

sao de tatera-drano koa aza no tiana lazaina :-D:-D

xxx::lol: raikitra ny xxx zany an!
X inona kay enao @'zao XA sa XB sa XD sa XE sa..... XZ :-D:-D
mila maka idendité atsy ambadika aloha sao de minera ô!=))=))
45. sitlo ( 20/10/2007 13:42)
lanto:

Misy bandy 6 tanteraka eto raha nanisy tsara aho :P

Nasin'i lanto tsara mihitsy an :-D

46. cutie ( 20/10/2007 14:23)
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 20-10-2007 12:30:44
Lohateny : Re : Misy sipa tanteraka ve ato amin'ny sera2 ?
Hoy i cutie:
ndraso alou i salmo hamaly an'le anankitelo
Tsy azo valina fa manjary voavakavaka ny ambiny. Anjaranareo fotsiny no mieritreritra

zay sy melody zany le roa aloha :-D:-D:-D:-D
47. lanto ( 20/10/2007 14:46)
sitilo> taiza koa ? :P
48. Papoose ( 20/10/2007 14:49)
Asa, ... Izaho tsy bogôsy ah, ary tsy miady ho bôgôsy maintsy, fa ny fahitany sasany anah dia maha kourazy be anah. Raha hiteny aho oe: tanteraka, dia ôtrany oe: midokatena, aleoko tsy miteny ihany



Tena tsara enao rehefa tsy miteny fa vao maika manome confusion ny olona de plus sady miverina ndray mantsy ity i salmo1!
Sady ny tarehinao dia efa miteny tsy anontaniana ka ananan'olona tsirairay zay mahita azy ny heviny manokana!

manakely ny asanao koa le tsy miteny ka!mety de mety tokoa!:wink::^)
49. salmo1 ( 20/10/2007 17:24)
xxx:

Misy gasy tsy manja fa aza mamita-tena eo!

Ny vazaha koa bdb sy bobaka misy tsy manja! sondenda be, mampitsaoka fa aza ny gasy ihany no homena tsiny.
50. salmo1 ( 20/10/2007 17:25)
xxx:
Misy ny mampatahotra!Misy ny mampite-hamelaka ny teha-maina,

wadray! =))=))
51. kallie ( 20/10/2007 17:53)
ny sipa tsy aiko fa ty misy bandy tsy tanteraka
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/s877669.jpg
ao am sary rehetra ao io

Nahitsin'i lanto
novalian'i kallie ny 22/10/2007 05:48
52. Papoose ( 20/10/2007 20:18)
bandy v zao ry kallie?8O @ahon le!
53. kallie ( 22/10/2007 05:31)
papoose> jereo nge ny momba azy e:-D:-D:-D
54. sasa ( 22/10/2007 05:48)
eh tsy misy olombelona tanteraka izany na lahy na vavy,na kely na lehibe.
55. salmo1 ( 22/10/2007 05:52)
sasa:
eh tsy misy olombelona tanteraka izany na lahy na vavy,na kely na lehibe.

:b
Diso be enao!^:^

zay ti anah, de hoy izy: salmo1 tanteraka 8):@
;-)
56. sasa ( 22/10/2007 05:56)
izy no tena diso milaza oul ho tanteraka nefa tsy tanteraka izany, izany hoe samy manana ny tanteraka aminy tokoa angaha fa raha amiko aloha d tsy misy olombelona tanteraka izany :P
57. Papoose ( 22/10/2007 06:41)
kallie, iza ny anaran'io??? kalo jereko hoe!
toa bandy m talon eggwille!:lol:
58. ari.malala ( 22/10/2007 06:53)
fa tanteraka @ aona klou e, tanteradrano v sa aona? ra tanteradrano mants d tsisy anzany, ra tanteraka parfait kounkou tsisy anzany fa misy kilema kely daolo ny ol tsirairay.
59. Valala ( 23/10/2007 04:19)
fa aiza no misy anzany bandy tanteraka izany fa ny Valala koa izao mba mitady an'zany
60. mbaliana ( 23/10/2007 10:26)
ahona zany bandy tanteraka zany e? i salmo1 ve? 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.081