Misy sipa tanteraka ve ato amin'ny sera2 ?
61. salmo1
(
23/10/2007 11:02)
mbaliana: tsy zah ka! tsy niteny anzany koa aho, fa anontanio zay nilaza an'izany tany.
;-)
;-)
62. mbaliana
(
23/10/2007 11:12)
salmo1> averiko aminao ary ny fanontanianao e saingy ovaiko kely fotsiny...
Misy bandy tanteraka ve ato amin'ny sera2 ?
hoy salmo
le sipa io zany amin'i salmo1 dia ny fizikany ihany no tena maha izy azy fa tsy ao ny fanahy sy ny sainy maha-olona azy nahataitra an'i salmo ...
vao lazaina fotsiny i salmo1 hoe 1m70 60 90 ny refiny dia efa tonga dia te ho tia be ra salmo...=D=D=D
Misy bandy tanteraka ve ato amin'ny sera2 ?
hoy salmo
Ny atao oe: sipa tsy tanteraka ato @ serasera amiko dia: sipa ody manafina ny fizikany, antsoratra izy mahatara sy mapteho-tia.
le sipa io zany amin'i salmo1 dia ny fizikany ihany no tena maha izy azy fa tsy ao ny fanahy sy ny sainy maha-olona azy nahataitra an'i salmo ...
vao lazaina fotsiny i salmo1 hoe 1m70 60 90 ny refiny dia efa tonga dia te ho tia be ra salmo...=D=D=D
63. simplex
(
23/10/2007 11:31)
ka ra 1m70 no miakatra kosa ve moa
na tsy tanteraka tanteraka aza, atao ze mety ho tanteraka tsy fidiny ihany e :roll::°):)
64. salmo1
(
23/10/2007 11:33)
mbaliana:
Misy bandy tanteraka ve ato amin'ny sera2 ?
Ny vhv ihany no mahalala anzany, za bandy ka tsy haiko!
le sipa io zany amin'i salmo1 dia ny fizikany ihany no tena maha izy azy fa tsy ao ny fanahy sy ny sainy maha-olona azy nahataitra an'i salmo ...
vao lazaina fotsiny i salmo1 hoe 1m70 60 90 ny refiny dia efa tonga dia te ho tia be ra
Matetika tokoa ny bandy, rehefa mitia @ sipa dia fantany tsara ny tokony hataony.
Ary tsapany oe: fa nahoana ny bandy no mirevy amin'iny sipa iny: mety zavatra samy hafa fijery @ olona tsirairay. Ka zay tiany mbaliana mety tsy tiany olo-kafa.
Oh: ny tiako tsy tiany bandy anakiray, ary izay tiany tsy tiko.
De zay zany koa... samy manana ny fijeriny
;-)
67. koffman
(
23/10/2007 14:02)
le sipa io zany amin\'i salmo1 dia ny fizikany ihany no tena maha izy azy fa tsy ao ny fanahy sy ny sainy maha-olona azy nahataitra an\'i salmo ...
vao lazaina fotsiny i salmo1 hoe 1m70 60 90 ny refiny dia efa tonga dia te ho tia be ra salmo...
ka ny ankamaroan\'ny bandy ne l\'ty ka ny physiquen\'le sipa no mahataitra azy voalohany e, zay vao manaraka ny toetrany, fa ny sipa no mijery toetra aloha vao izay manaraka eo, ataoko angamba fa 80% n\'ny bandy rah taitra amina sipa iray de ny endrika ivelany aloha (mety hoe bika, na tarehy na fiakanjo)...
69. mbaliana
(
23/10/2007 19:32)
koffman sy salmo> na vavy na lahy samy taitra na fisika daholo aloha .. na haingo na bika... fa ity resaka amin'ny aterineto... ny firesany fotsiny dia nahatara... mety hiteny zao za hoe 60 90 ny refiko 1m70 za fa ny tarehiko no tsy tao... fa ny filazana azy dia efa naharoboka
mety zavatra samy hafa fijery @ olona tsirairay. Ka zay tiany mbaliana mety tsy tiany olo-kafa.mazava ho azy e...tsy mandà an'io mihitsy aho...
70. salmo1
(
23/10/2007 20:14)
mbaliana: zah zao manana aretina ndray fa manitikitika anah ny sipa somary blonde sy manga maso, de hitovy anah koa ve i mbaliana:?:
;-)
;-)
72. mbaliana
(
24/10/2007 19:51)
salmo> fa ianao ve poaka maso dia tsy mahita ny soratako e... mitovy hevitra aminao fa zay tiany mbaliana mety tsy tiany olo-kafa.