Misy sipa tanteraka ve ato amin'ny sera2 ?

21. simplex ( 19/10/2007 21:26)
salmo,
:D:D:D
ary ela zany tena miketriketrika mintsy an :)
firy no efa hitan'la less :P

tanteraka doly lesy ny sipa malgache a :^) zany hoe matetika izy tsy manaiky hotanterahina ;-)
22. salmo1 ( 19/10/2007 22:44)
simplex:-D
mapme less ny sipa gasy ah, ny eto @ serasera^:^

Hataon'ny fotsiny izay hampa-manjamanja sy ny mahatsara ny PS-any, de ny tarehiny tsy hapoitrany zany fa ôtrany oe: mahamenatra na tsy sahiny haseo...:-D De zay koa ry zalah:-P:°) ôh! ôh!:D:D=))

Mbola hafa ihany ireto sipa gasy ireto wa.
23. cutie ( 19/10/2007 23:09)
Hataon'ny fotsiny izay hampa-manjamanja sy ny mahatsara ny PS-any, de ny tarehiny tsy hapoitrany zany fa ôtrany oe: mahamenatra na tsy sahiny haseo... De zay koa ry zalah ôh! ôh!

Mbola hafa ihany ireto sipa gasy ireto wa.

:-D:-D:-D:-D:-D
24. cutie ( 19/10/2007 23:32)
nde hovaiko we "manja " ny ps-ko
mety ve ry salmo :-D:-D:-D:-D:-D
25. ratonga ( 19/10/2007 23:43)
yé hevitra mety tokotrany zany:-D
26. cutie ( 19/10/2007 23:44)
tsy mety fa efa feno ps manja ao kay :-D
27. patrick2002 ( 19/10/2007 23:47)
ka ho anareo vehivavy indray ary eh! firy ny bandy tena hoe tanteraka eto @ serasera :idea::-D
28. marindra ( 19/10/2007 23:57)
ze soratako ato tsy mivoaka mitsy
29. cutie ( 20/10/2007 00:07)
patrick
ndraso alou i salmo hamaly an'le anankitelo :-D
30. Papoose ( 20/10/2007 02:35)
salmo v zao mihevitra ny tenan'i salmo ho tanteraka:?:
31. lanto ( 20/10/2007 06:47)
Misy bandy 6 tanteraka eto raha nanisa tsara aho :P

Nahitsin'i lanto
novalian'i lanto ny 20/10/2007 14:45
32. diamondra27 ( 20/10/2007 07:35)
:-D::-D


refa nandefa lalina ny fisainako za de tena lasa tsy haiko le dikan'ny hoe: "tanteraka":-w:-w:oops:
33. lanto ( 20/10/2007 10:09)
diamondra> le tanteraka "tonga lafatra" no tinjy ? sa le tanteraka "manontolo" ? sao kosa "perméable" ;-) (taterandrano):P. Ireo 6 nisaiko ireo aloha dia ity dikany farany ity :-D
34. xxx ( 20/10/2007 10:22)
diamondra27:

:-D::-D


refa nandefa lalina ny fisainako za de tena lasa tsy haiko le dikan'ny hoe: "tanteraka":-w:-w:oops:



Ianao tsy anisany raha ny fo tsy miangatra fa efa elabe no teto an-tany!
35. Aino ( 20/10/2007 10:29)
21. Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 20-10-2007 00:44:28
Lohateny : Re : Misy sipa tanteraka ve ato amin'ny

Hataon'ny fotsiny izay hampa-manjamanja sy ny mahatsara ny PS-any, de ny tarehiny tsy hapoitrany zany fa ôtrany oe: mahamenatra na tsy sahiny haseo... De zay koa ry zalah ôh! ôh!

Mbola hafa ihany ireto sipa gasy ireto wa.
elahy ity hoa letsy de efa miteniteny faona mihintsy ka!!
tsy mahita ankory de eo de miteniteny foana sy mampiasa saina @izany eo!!

izaho anefa mahita fa be dia be @ hireo sipa tys mampiditra sary na tsy mametraka ny sariny izy tena anisany kanto tsy manja indrindra, misy aza ny sasany tsara noho ny izay mametraka sary!! ( miala tsiny ho any izay mametraka aloha, hihihi izaho koa aza anisany le izy) ary noho ny hatsarany mihintsy no tsy tiany ho itany olona.

TOUJOUR GASY KA MANJA FAONA IO LETSY AH!!

aleo koa aho mba hitovy hevitra any gasyjean.:twisted:
36. salmo1 ( 20/10/2007 10:30)
cutie:
ndraso alou i salmo hamaly an'le anankitelo :-D
Tsy azo valina fa manjary voavakavaka ny ambiny. Anjaranareo fotsiny no mieritreritra ;-)
Papoose:
salmo v zao mihevitra ny tenan'i salmo ho tanteraka
Asa, ... Izaho tsy bogôsy ah, ary tsy miady ho bôgôsy maintsy, fa ny fahitany sasany anah dia maha kourazy be anah. Raha hiteny aho oe: tanteraka, dia ôtrany oe: midokatena, aleoko tsy miteny ihany;-)
37. salmo1 ( 20/10/2007 10:39)
Aino:
tsy mahita ankory de eo de miteniteny foana sy mampiasa saina @izany eo!!
:-D:-D
tsy mampiasa saina zah ry Aino ah:-*:-*

Mba manao dinika fotsiny:lol:
;-)
38. yonikafopl ( 20/10/2007 10:49)
Tsy misy olombelona tanteraka eto antany, ka zany 3 hitan Salmo1 zany ngamba tsy olombelona ka
39. salmo1 ( 20/10/2007 10:58)
yonikafopl: lay tanteraka lazaiko anie, tsy oe: olona tsy manana izany oe ratsy zany e, dia olona tsara indrindra sy tsara fanahy sns...

NON!

Fa ny tiako lazaina @ lay tanteraka eto @ serasera dia: Efa azonao @ dinika efa napetrako eny ambonimbony rehetra.
;-)
40. burns ( 20/10/2007 11:06)
salmo1:

Za mino, fa anakitelo ihany raha misy ny sipa tena tanteraka ato.

Ny atao oe: sipa tsy tanteraka ato @ serasera amiko dia: sipa ody manafina ny fizikany, antsoratra izy mahatara sy mapteho-tia. ''midoka tena maintsiny aza''... fa an-tsary izy mampitsaoka matanjaka. :idea::@

oh: mba miresaka ery ry zalah amin'le sipa, le sipa mbola tsy napseo ny sariny. Vao hitany lay bandy ny sarin-le sipa, tonga de manala azy fotsiny sisa.:lol:

Tsy marina ve zany:?:
;-)





ka ny blem koa ary ts fantatr tsony hoe sipa sa bandy ny sasany fa otran mifamp fainty fotsn de makafoka b.:twisted::twisted:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086