ny finoana sy ny beaute mifanipaka ve?

61. ikaretsaka ( 29/10/2007 20:08)
cutie:

tsy voatery hijery koa nge i Ika e lol


ka vue panoramique be avec indoor pool ve! na tsy jerena aza heno:-D
62. cutie ( 29/10/2007 22:29)
ka ny mampime ahy ry prime de we tonga de hita le oul we zanak'Atra vo jerena :-D
misy manana solomaso hafahafa mitsy :-D:-D:-D
63. cutie ( 29/10/2007 22:30)
ka vue panoramique be avec indoor pool ve! na tsy jerena aza heno

maso mijery koa tsy mitondra mody hono ka in ny olana :-D
64. prime ( 30/10/2007 11:00)
cutie:
ka ny mampime ahy ry prime de we tonga de hita le oul we zanak'Atra vo jerena
misy manana solomaso hafahafa mitsy
... tena marina io fa tsy mila solomaso... tsy maso nofo no resahina mahita an'io avy hatrany fa ny masom-panahy... rehefa feno ny Fanahy Masina ny tena tonga dia hita io... andramo anie e!:)
65. bosista ( 30/10/2007 16:47)
prime>> firy koa zao no isan'io masom-panahy io? de raha sendra misy ny fahavoazan'io de aiza zao no misy solomasom-panahy?
amin'ny fotoana inona vao sokafana io masom-panahy io? de mba mahita ny anjely sns ve io masom-panahy io?
66. fijo ( 30/10/2007 23:47)
raha manao fitafy mahaliana ny masoko kosa ve ianoa,tsy hanaramaso aho.
67. soanja ( 31/10/2007 04:11)
Fijo> Ilain'olombelona koa aloha ny mba mifampijery fa ny hoe ny eritreretin'ny saina any anaty no tsy eken'i Kristy raha sanatria ka.... :-*:-*:-*
68. cutie ( 31/10/2007 21:18)
tena marina io fa tsy mila solomaso... tsy maso nofo no resahina mahita an'io avy hatrany fa ny masom-panahy... rehefa feno ny Fanahy Masina ny tena tonga dia hita io... andramo anie e!

iza no anandramako azy :)
69. cutie ( 31/10/2007 21:19)
Mpandefa : bosista [ Valio ] 30-10-2007 17:47:38
Lohateny : Re : ny finoana sy ny beaute mifanipaka ve?
prime>> firy koa zao no isan'io masom-panahy io? de raha sendra misy ny fahavoazan'io de aiza zao no misy solomasom-panahy?
amin'ny fotoana inona vao sokafana io masom-panahy io? de mba mahita ny anjely sns ve io masom-panahy io?

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
70. fijo ( 31/10/2007 23:38)
soanja,ka ny saina koa aleo mba hikarenjy any ka
71. cutie ( 31/10/2007 23:40)
miasa be ny saina raha mahita maromaro :-D:-D:-D:-D
72. fijo ( 31/10/2007 23:53)
aleo hiasa fa fanefitry ny alzeimer hono ny fampiasana saina
73. cutie ( 31/10/2007 23:54)
:-D:-D:-D:-D:-D
zany an
74. fijo ( 01/11/2007 21:21)
eka hono
75. prime ( 05/11/2007 12:20)
cutie:
iza no anandramako azy
... ny tenanao ihany...
bosista:
firy koa zao no isan'io masom-panahy io?
... telo aloha no fantatro fa mety ho maro dia maro io arakaraky ny traikefan'ny tsirairay amin'ny fifandraisany amin'Andriamanitra... vavaka/tenin'Andriamanitra/Fanahy Masina...:)
bosista:
raha sendra misy ny fahavoazan'io de aiza zao no misy solomasom-panahy?
... ao am-ponao ihany no misy solomasom-panahy, na io solomaso io mainty be, na io fotsy be... tsy misy loko hafa ankoatr'izay...
bosista:
amin'ny fotoana inona vao sokafana io masom-panahy io?
... fiainana andavanandro... ianao ve vao mifoha maraina dia afaka tsy manokatra na tsy mampiasa maso?
bosista:
de mba mahita ny anjely sns ve io masom-panahy io?
... mahita ny rehetra io... mibaribary aminao ny fahamarinana...
76. cutie ( 05/11/2007 15:24)
Mpandefa : prime [ Valio ] 05-11-2007 13:20:07
Lohateny : Re : ny finoana sy ny beaute mifanipaka ve?
Hoy i cutie:
iza no anandramako azy
... ny tenanao ihany...

za ihany ve no mijery ny tenako raha manana an'le solomaso za ihany :-D
77. prime ( 06/11/2007 09:55)
cutie> alohan'ny ijerena ny hafa tsy misy tsara ohatry ny mijery tena...:)
78. cutie ( 06/11/2007 16:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
hay ve e
zay zany le we mandinintena a :-D:-D:-D:-D
79. fijo ( 07/11/2007 00:40)
ndo handiny tena ary.
80. prime ( 07/11/2007 09:49)
cutie> azonao tsara...:)
fijo> eny...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083