ny finoana sy ny beaute mifanipaka ve?
41. bosista
(
23/10/2007 18:40)
amin'ny maha-volamena azy ve sa nohon'ny amin'ny mahalafo vidy azy no maharatsy ny fitafiana ravaka sa kosa inona? sa le fitafiana ravaka mihintsy no olana?
satria izao mantsy:misy izao ireny olona miravaka sarin'i Jesosy,lakroa sns .. dia ahoana kosa ny amin'ny ireny?
satria izao mantsy:misy izao ireny olona miravaka sarin'i Jesosy,lakroa sns .. dia ahoana kosa ny amin'ny ireny?
42. fijo
(
23/10/2007 22:13)
tsy itako mihintsy ny olana raha mihaingo ny mpino vavy sy lahy.
fa tsy le mifanmpidera haingo toa ny mpino ao amin'ny fiangonan'ampamarinana an.io ratsy
fa tsy le mifanmpidera haingo toa ny mpino ao amin'ny fiangonan'ampamarinana an.io ratsy
43. prime
(
24/10/2007 09:03)
bosista> tsy ny volamena no ratsy, tsy ny halafon'ny fitafiana sy firavaka no olana na ratsy fa ny fanakonana ny voninahitr'Andriamanitra amin'ny ravaka ivelany...
Ny fiambozonana na ny firavahana na ny filanjàna ny sarin'i Kristy na ny hazofijaliana dia tsy misy maharatsy na mahatsara azy manokana fa arakaraky ny tsirairay hatrany... raha hihaingoana sy hilàna dera ivelany na atao solo firavaka no anaovana azy dia hafa izay, fa raha fijoroana vavolombelona ka amim-panetren-tena no anaovana azy dia hafa izay...

44. soanja
(
24/10/2007 11:27)
Ny ahy indray aloha dia mety strict loatra fa raha vao misy haingo be loatra nefa tsy ilaina dia efa tsy mety amin'ny fisainako.
Ilaina mifandraika foana amin'ny ilain'ny vatanao ny zavatra eny amin'ny tenanao.
Ka raha manana volamena be dia be aho miravaka eny amin'ny tenako nefa "maotina aho
" nefa misy tsy misakafo noana ery ambaravaran'ny fiangonana dia miala tsiny fa tsy mandry ny saiko fa mbola misy asa tsy vitako izay ary mbola kaidy aho izay sady tia tena.
Ny tenako no jereko fa tsy fantatro izay hevitry ny hafa momba izany.

45. prime
(
24/10/2007 13:14)
soanja> mahafinaritra ahy ny fijerinao... fa ny fanamarihako indray dia izao, ny olona tsy misakafo sy noana dia misy foana, tsy ilay eo ambaravaran'ny fiangonana ihany fa n'aiza n'aiza eran-tany... ka raha izany tsy hety aminao mihitsy ny hiravaka "volamena be dia be" satria hahatsiaro ho diso mandrakariva ianao manoloana ny adidy tsy nataonao... (eto dago izao any atsimo misy kere...)
47. soanja
(
24/10/2007 15:40)
prime:

izay indrindra manko Prime,
Raha mbola misy ny kere any atsimo ary manenika tsy manan-kohanina ny ao Mada ao sy izay mbola hitako sy fantatro fa mahantra dia tsy hanana volamena mamirapiratra sy vatosoa lafo vidy aho fa iray de iray izay ilaiko ihany.
Iny reesaka mahantra eo ambaravaran'ny fiangonana iny dia fanoharana fotsiny satria iny dia mariky ny fahantrana eto an-tany izay mifandraika amin'ny mpandeha miangona.
Arahin'asa ny fananana an'i Kristy!
48. ikaretsaka
(
24/10/2007 16:32)
Inona aloha ny but an'ilay miravaka satria miova indray ny domaine de definition eto:
ary raha hoe tsy raisina amin'ny vidiny ilay izy
fa raisina @ ilay zesta.. misy izao tsy mampiasa zavatra lafo vidy akory fa tena ravaka izany! feno aby ny tanana sy ny lavaka rehetra (na sofina io na inona)
misy ohatra hoe zavatra modeste kely 1 (peratra ohatra) fa aman'tapitr'isany maromaro ny vidiny, saingy manana valeur be aminao (sentimental ohatra)
dia ahoana indray ny amin'izay?

49. fijo
(
24/10/2007 20:48)
izao e,tsara sy tsy olana ny haingo,fa ratsy ny hajejoana.io ngamba no lavintsika eto
50. cutie
(
24/10/2007 22:51)
fijo marina zany
sady tsy voatery ho miravaka foana koa vao atao we mihaingo:)
sady tsy voatery ho miravaka foana koa vao atao we mihaingo:)
52. prime
(
25/10/2007 10:53)
bosista> raha tena zohina ny tianao dinihina dia mikasika ny "beauté" no tena tianao ho fantatra... fa ny fanamarihako kely dia hoe, ny tena "beauté" toa tsy ilay ravaka sy haingo fa ilay "naturel" sy ilay toetra anaty... (sa ts'izany?) raha ireo dia tena mameno ny voninahitr'Andriamanitra mihitsy...
53. fijo
(
25/10/2007 22:25)
any anaty iny tsy misy mahay izay any hafa tsy izy tenany.fa ny antsika ,ny haingony sy hajejoany no jerentsika.
56. prime
(
26/10/2007 08:46)
fijo:... hay kah... vao hitanao ilay olona, indrindra moa fa miresaka na miasa mihitsy dia hitanao avy hatrany ny mahazanak'Andriamanitra azy... io ilay hamafisin'i soanja mafy amin'ny fomba fitoriana filazantsara...
any anaty iny tsy misy mahay izay any hafa tsy izy tenany.
57. cutie
(
26/10/2007 13:10)
hay kah... vao hitanao ilay olona, indrindra moa fa miresaka na miasa mihitsy dia hitanao avy hatrany ny mahazanak'Andriamanitra azy... io ilay hamafisin'i soanja mafy amin'ny fomba fitoriana filazantsara...
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
58. fijo
(
26/10/2007 22:14)
ika,ary tena betsaka mihintsy io an.
cutie,ary izahay di ahijery rehefa te hiseo izy ko.
cutie,ary izahay di ahijery rehefa te hiseo izy ko.
59. bosista
(
28/10/2007 18:09)
ka misy kosa anie ny mifamadika amin'izany:andeha hijery olona no andehanany any ampiangonana fa tsy hoe hojeren'olona,hita izany rehefa mitoditodika sy manara-maso izy ao am-piangonana !!!
60. prime
(
29/10/2007 11:13)
bosista> rehefa misy ny te-hojerena dia misy tokoa ny mpijery... indrisy...
cutie> fihomehezana hany izany...:)
cutie> fihomehezana hany izany...:)