ny finoana sy ny beaute mifanipaka ve?
21. cutie
(
19/10/2007 01:47)
ko zavatra miharihary be ve de
hay laozana mijery oul tara fotsiny fa tsy ny vavaka no atao :-D
22. ikaretsaka
(
19/10/2007 03:27)
za efa avy navita lamesa fa tsy any ampengonanay izany an, fa le ao ambony avaratra ao! dia mivoaka kely mijery ny mpandalo aloha rehefa fandraisana ny andro, mandra piditry ny lamesan'ankizy. sady degagena ny parking sao bloken-ndry zalahy ao!
zahay tsy manao fandraisana fa mankalaza sy manao komonio:-D

23. niryna
(
19/10/2007 05:54)
Io notenenin'i prime io no voalaza ao anaty baiboly.
Tsy misy miteny ao hoe aza manao lokomena a.:roll:

24. majesty
(
19/10/2007 06:07)
Hoy bosista:
Raha somary hijery ny tantara sy ny zava-nitranga teo aloha ao @ soratra masina dia ireo vehivavy mpanompo sampy,sy ireo hafa firenena (jentilisa) no nampiasa haingo isan-karazany,toy ny fandokoana ny volo-maso (raha tsy hilaza afa tsy i Jezebela vadin'i Ahaba),ny fanaovana côcô râsé (izay hitan'i Paoly tany Tesalonika),ireo tevika isan-karazany (raha tsy hiteny afa-tsy ireo andevo izay notevehina teo @ orony mba ahafantarana azy tany @ testamenta taloha),ny fanaovana tetika isan-karazany izay lasa tatou ankehitriny;ka io kolontsaina tany ivelany io no tafiditra tao amin'ny fiangonana Kristiana,dia izao mbola iaraha-mahalala ankehitriny izao.
Fa ny teniko fotsiny dia hoe tsy aleo ilay Kristiana hanontany ny Andriamaniny izay atao hoe maotina dia izay no arahany,satria isika rehetra ireo dia samy manana izay heverintsika ho fahamaotinana.
azafady zaho mba manontany raha misy afaka manome fanazavana na valiny,indrindra izany raha misy advantista eto vao mainka tsara,fa tsy azoko ny antony andavan'ny finoana advantista ny vehivavy tsy hanao kavina,firavaka(ankoatran'ny famantaran'andro),peratra( afa-tsy peratra mariazy), ny rouge a levre ary ny beaute isankarazany sns ...e! ,fa maninona kay?
voalaza ao amin'ny testamenta taloha ve izy io sa ahoana?
Raha somary hijery ny tantara sy ny zava-nitranga teo aloha ao @ soratra masina dia ireo vehivavy mpanompo sampy,sy ireo hafa firenena (jentilisa) no nampiasa haingo isan-karazany,toy ny fandokoana ny volo-maso (raha tsy hilaza afa tsy i Jezebela vadin'i Ahaba),ny fanaovana côcô râsé (izay hitan'i Paoly tany Tesalonika),ireo tevika isan-karazany (raha tsy hiteny afa-tsy ireo andevo izay notevehina teo @ orony mba ahafantarana azy tany @ testamenta taloha),ny fanaovana tetika isan-karazany izay lasa tatou ankehitriny;ka io kolontsaina tany ivelany io no tafiditra tao amin'ny fiangonana Kristiana,dia izao mbola iaraha-mahalala ankehitriny izao.
Fa ny teniko fotsiny dia hoe tsy aleo ilay Kristiana hanontany ny Andriamaniny izay atao hoe maotina dia izay no arahany,satria isika rehetra ireo dia samy manana izay heverintsika ho fahamaotinana.
25. majesty
(
19/10/2007 06:11)
Misy mpahay siansa eto,tsy haiko na marina fa misy milaza fa ny fitevehana eo @ sofina hono mampihena ny fihainoana.
Amiko matoa io tsy nisy lavaka hatrany ambohoka dia misy antony izay.
Ny molotra raha tazonina amin'io lokony natoraly io dia tsara kokoa noho ny fampiasana loko hafa toy ny mainty na manga sns. "freako manokana zay hoy ilay namana zay:D"

26. diamondra27
(
19/10/2007 07:03)
taloha ,
taloha
taloha tsy mipataloha ny vhv mande miangona , zao lasa manao pataloha ; de ahoana zany satria resaka haingo ihany no resahana?

27. Jeankely
(
19/10/2007 08:23)
Io arakarakao ihany. Ny samy advantiste tsy marary andoha fa ny hafa no mitony azy hanao kavina. Raha ianao no asainy mijanona tsy manao lokomena dia tsy mety fa izy koa tsy tokony resenao lahatra hoe manaova lokomena fa efa mandroso. Raha tia ampiseho fe any ampiangonana ianao dia izay tianao sy ny mpiara-mivavaka aminao fa izay manao rebareba eny izy mirebareba eny. Samy manao izay mampety ny finoany io fa aza mitaritarika.
28. bosista
(
19/10/2007 09:35)
manaona daoly,
ka ry zareo advantista toa mandrara tanteraka ny fitevehana eo amin'ny sofina ,ary ny olona teraka tao anatin'ny fivavahana advantista dia tsy mba miloaka izany ny sofiny,fa tsy hoe tsy azo atao ny mihaingo handeha hivavaka,fa na hivavaka ianao na tsy hivavaka dia voarara io ao,
majesty>> misy izao olona tsy loaka ny sofiny ary be-ravintsofina koa aza raha izany no mba azo ilazana azy nefa marenina,tsy maheno tsara,ny antenne parabolika aza be loa-doaka nefa mbola mahazo tsara ny canals!
tokony tsy ho forana koa izany ny lehilahy satria io no endrikany avy any anaty kibo!?nefa mba ho tsara ve?ho bogosy ve lery?
amiko aloha raha hoe tsy hihaingo fa hitazona fotsiny ny hoe natioraly dia hafahafa,misy zao foko amin-dry zareo hindoa tsy mihety mihintsiny tsy misy volo azo tapahina,na volon'inona na volon'inona fa de izay resaka natioraly izay nefa ..raha samy miboridana ny mpivady amzany mba samy ho voasarika ve? ny volon-kelika etsy anilany ny volon-javatra etsy andaniny sns...tsy lasa kah!
jeankely>> tsy misy manery ny advantista eto hihaingo fa mba jereo tsaraaloha izay voasoratr'olona fa aza mamalan-kira eo!

29. soanja
(
19/10/2007 11:56)
Ny finoana arahiko dia tsy manaiky n'inona n'inona izay mampiseho fanadinoana an'Andriamanitra na hitarika amin'izany lalana mahavery izany.
Ny asan'ny nofo mantsy dia mahery tokoa matetika ary misintona tsy misy ohatr'izany raha lavitra Andriamanitra ao aminao.
Fa asakasak'izay hitsara izany eo amin'ny hafa anefa satria io mantsy dia ny ao anaty ihany na ny tenanao samirery no mahalala raha lany fotoana mihaingo ianao nefa tsy manam-potoana hiresahina amin'Andriamanitra.
Aiza ny mitanila kokoa? jereo akaiky ny fizotry ny lalanao mankany aminy.
Ny zavadehibe dia hoe ataovy zavadehibe Andriamanitra fa Izy ihany no ahita ny famirapiratanao sy hatsaran-tarehinao ao anaty.

30. cutie
(
19/10/2007 12:26)
ny finoana sy ny beaute mifanipaka ve?
tsy mifanipaka fa mifameno raha le beaute hafa no resahina fa tsy ety ivelany :-D
31. majesty
(
19/10/2007 12:27)
bosista:ilay resaka famorana aloha dia ny baiboly mihitsy no milaza hoe forao ny zanakareo lahy,fa izy tsy niteny hoe teveo ny sofina sy ny oron'ny zanakareo vavy:D
Tempolin'Atra ny tenantsika hoy ny soratra masina;koa raha Tempoly dia adidintsika ny mikarakara sy manome endrika azy,raha ny tao @ soratra masina izao dia ny olona nazirita ihany toa an'ndry Samsôna sy ry Jesosy no tsy nokasihin-kareza ny lohany.
Ny hitako hoe tsara izany dia ny mikarakara izay efa eo ka manome azy endrika mahafinaritra ( fa tsy ny volo mainty ohatra lasa lokona ho mangamanga na ny molotra menamena lasa atao maitso,dia ny hoho mavokely lasa mainty)fréako manokana ho aho io an,sao dia misy mamalan-kira eo indray:D

32. cutie
(
19/10/2007 12:28)
( fa tsy ny volo mainty ohatra lasa lokona ho mangamanga na ny molotra menamena lasa atao maitso,dia ny hoho mavokely lasa mainty)fréako manokana ho aho io an,sao dia misy mamalan-kira eo indray
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
33. majesty
(
19/10/2007 12:30)
Nisy sarin'i Bebenay taloha izay ao an-trano ao,sariny fony izy tanora fa tsy manao lokomena sy tsy manao manja-maso fa toa hitako mahafatifaty kely ery fa raha ry zalahy ato no mahita an'zany fa tonga dia mety hirarakivy mintsy:D
34. cutie
(
19/10/2007 12:31)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 19-10-2007 14:30:35
Lohateny : Re : ny finoana sy ny beaute mifanipaka ve?
Nisy sarin'i Bebenay taloha izay ao an-trano ao,sariny fony izy tanora fa tsy manao lokomena sy tsy manao manja-maso fa toa hitako mahafatifaty kely ery fa raha ry zalahy ato no mahita an'zany fa tonga dia mety hirarakivy mintsy
:-D:-D:-D:-D:-D
35. bosista
(
19/10/2007 13:02)
majesty>> ahoana ary ity aminao:deot 23/2:tsy mahazo miditra ny tempolin'i Jehovah izay torotoro vihina na izay voa-tapaka ny filahiany?
galatiana5/2-3: indro izaho paoly milaza aminareo fa raha manaiky ho forana ianareo dia tsy ahasoa anareo na dia kely akory aza i kristy!
ary lazaiko marina indray amin'olona manaiky ho forana rehetra fa mpitrosa tsy maintsy mankato ny lalana izy ireny
galat6/12 na iza na iza te-hiseho ho tsara amin'ny nofo dia ireo no manery anareo ho forana...!
de ahoana ary izao no hatao? mety misy kristianina tsy mifora koa zao any,fa hitako sahady!

36. diamondra27
(
19/10/2007 13:45)
Raha misy liana ny @ fitondrana @ maha vevavy kristiana de vakio ny bokin'i Estera Manontolo.
Voalaza ao daholo zay tokony fantatrareo @ fitondra-tena vevavy.
Mazotoa

37. fijo
(
19/10/2007 20:23)
steeeel raha milaza aminao ilay finoana hoe "rehefa amin'ny tany miady,misy manafika ny firenenao,ka sendra fahavalo enao,nefa ny finoana manakana tsy hamono azy dia hialao.fa ratsy koa izay"
niryna,izay voalazan'ny baiboly ihany izany no izy????tsy mihinana kisoa koa izany niryna io???de virjiny vao nanambady,

38. majesty
(
22/10/2007 09:08)
bosista:dia ahoana ndray ity Ikor 7:19 "tsinotsinona ny famorana,ary tsinontsinona ny tsi-famorana,fa ny mitandrina ny didin'Andriamanitra no izy" na ity Rom 2:25 "Fa ny famorana mahasoa tokoa,raha mankatoa ny lalàna hianao,fa raha mpandika ny lalàna kosa hianao,dia efa tonga toy ny tsy voafora,na dia efa voafora aza"
Dia raiso amin'ny heviny ara-panahy amin'izay io dia hazava tanteraka aminao:D:D:D

39. diamondra27
(
22/10/2007 10:34)
efa nisy nandinika le bokin'i Estera ve ô!
Esther sa beauté et son courage
zany zao no tena izy, tsara tarehy , matahotra an'Atra de manana korazy.

40. prime
(
22/10/2007 11:46)
bosista:... efa tsara tokoa raha tsara fitondran-tena, indrindra moa izy ka tena tsara fifandraisana sy firaisana amin'Andriamanitra mihitsy... izy ihany no hahatsapa tsikelikely fa ny firavahana volamena sy haingo dia ambiny ihany, manoloana ny firavahana ny fahendren'Andriamanitra sy ny fitiavany...
ary raha tsara fitondrantena ary ilay vehivavy,mendrika no sady maotina no sady miravaka volamena de ahoana?
sa iza no afaka milaza fa izay miravaka volamena avokoa dia tsy maotina? fa izay tsy miravaka no maotina?