ny mpino ve

61. naughtyboy ( 10/10/2007 12:54)
azafady nanapadresaka ry fijo fa ahitsy etohttp://www.youtube.com/watch?v=Qfe9UVdD6uA
62. naughtyboy ( 10/10/2007 13:10)
:oops:tsy azo apetaka ngamba tony fichier tony fa nisy resaky rabilabila tao aloha tao momba ny relativity ny A.Einstein ka na io aza vao haingana kely vao fantatra http://www.youtube.com/watch?v=tpbGuuGosAYmbola miadampamindra ny intelligence humaine fa namorona ireny rehetra reny no ambony ndrindra
63. fijo ( 10/10/2007 20:48)
miadana satria mila fisainana ny fikarohana;raha atao kitoatoa io tsy misy hino azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1246