sary
1. kallie
(
01/10/2007 13:32)
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/sary
fara faha keliny 3 amin'ireo sary reo no ts tokony ho ao, ra ny nodradradradraina atramzay, nefa mbola ao iany, mila fanampi-panazavàna ôôôô, sa efa niova ho afaka mametraka sary ôtranzao ndray? ra zany d ho avy am angady sy ny aronà

novalian'i sarobidy ny 31/10/2007 12:12
3. ftma
(
01/10/2007 13:40)
kallie: vao sary nampidirina io fa mbola tsy hitan'ny tompon'andraikitra raha toa tsy mbola nasorina fa aza tonga dia manome tsiny e
4. salmo1
(
01/10/2007 13:41)
Haleo mahita sarim-pianakaviana, toy izay mahita sary langa sy jangajanga.
Ny serasera dia natolotra ho any olona taona Zero ka hatramin'ny olona lehibe indrindra. Ka tsy omeko tsiny ihany ralay raha manala an'ireny sary mampidera ny zavany ireny. Izaho anga mbola tsy nahita:?::roll::-D ireny no hangalana fanahy eo tssssss :!::!:
Mbola hafa ihany ny zandrikeliko
;-)

5. Fiffi
(
01/10/2007 13:53)
afatsy le sary am cd ...tsy hitako hoe sary 3 halana zany ao ? :roll: sa le sarin'salmo mandry am tany miaraka am-zandriny ? :roll:
6. sarobidy
(
01/10/2007 14:20)
Izaho aloha tsy haneho fahatezerana eto fa ny hevitro no alefako eee,
Olana efa mateti-pitranga io famafana sary io ka mangataka ny tompon'andraikitra(Ralay iany no fantatro) aho mba hanazava(raha azo atao) oe sary toy ny aôna marina no fafana d toy ny aôna no ajanona fa anisan'ny antony namafako ny sariko rehetra tato io zavatra niseho io.
Araka ny henoko aloha d oe
- "sary mitovy",
- "sarin-jazakely",
- "sary tsy mampiseho endrika",
- "sary mamoafady"
izay no fantatro fa oe fafana.
Raha ny hevitro, ny sarin-jazakely tokony tsy esorina satri mety zanaky ny mpikambana io, fa ny ankôtr'zay rariny sy hitsiny raha fafàna.
@ maha-olom-belona manana zo ny hiteny no anehoako ny hevitro fa tsy hoe hila disa² na @iza na @iza aho.
Raha tsy diso ny fitadidiako, efa nanao forum tahak'izao i fasaly d resabe t@zay kanjo mo i kallie ndray zao no tsy mahatanty d manohy maneho ny heviny.
Misaotra anareo^:^

7. hery
(
01/10/2007 14:23)
zah kou tsy mahita :-)
Sady raha sary vao androany maraina dia tokony hoeritreretintsika ihany hoe Ralay avy any am-piasana no zara raha misakafo dia mijery hoe misy nampiditra sary tsy izy indray ve... dia mamafa izay tratrany.
Tsy hoe akory vao misy sary tafiditra ao dia mahazo message @ SMS ralay hoe jereo sao fopla, dia tonga dia manana internet tampoka hamafany sary.
mbola volontéra daholo aloha ny mpiasa ato... fa isika samy isika no tokony hifampilaza.

8. Ralay
(
01/10/2007 14:27)
ftma: Marina ny voalazannjy :-*.
kallie:Hainjy angamba fa ny tomponandraikitra tsy hahita foana ny sary vao nampidirina fa mba mahandrasa aloha fa mbola tsy nisy 1andro akory izany sary zany fa raha misy sary hitandry na ny namana hafa fa tena tsy mety dia manorata @ tompon'andraikitra mivantana fa tsy ilaina ny hanokafana dinika manokana toa izao fa mahatonga polemika. :lol:
Fiffi:Mitovy fijery amiko,sarin'i silamo1 ireo dia manaradalàna.

9. hery
(
01/10/2007 14:28)
sarobidy> tsy hoe araka ny henonao fa araka ny fitsipika http://serasera.org/namana/index.php?rub=pages/page&page_id=p46e8ed7f0e11c
Rehefa mampiditra sary ny namana dia manaiky fa
* Sariny ihany no ampidiriny. Tsy ekena, noho izany, ny fampidirana sarin-tanàna, sarin-janaka, sary hafa izay tsy ahitana ny tompon'ny solonanarana. Raha tsy sariny dia hofafaina avy hatrany.
* Sary mampiseho ny endriny hita tsara no ampidiriny mba ho fanajana ny hafa te hahita azy. Raha tsy toa izany ny sary dia hofafaina.
* Tsy mampiditra sary maloto na mamoafady. Ny namana mampiditra sary maloto na mamofady dia hoesorina tsy ho namana avy hatrany.
* Raha misy tsy fifanarahana momba ny sary voafafa dia afaka manoratra amin'izay tompon'andraikitra namafa ny sary izy.
Tsy azo atao ny mampiseho sarin-jazakely satria araka io voalazanao io ihany. Mety ho sarinjanany nefa koa mety tsy ho sarinjanany. Sady na sarin-janaka aza inona no ametrahana azy eto irery? Raha te hiseho hoe manan-janaka dia aleo maka sary miaraka amin'ny zanakao.
Dia averiko ihany. Ny olona mpamafa sary dia TSY ETO 24/24 fa mba manana ny asany koa izy.

10. Fiffi
(
01/10/2007 14:31)
Ralay:Ralay: f'ita akia ô ? mahafatifaty kosa kalou mijery ny sarin'zandrikelin'salmo eh ! :)
raha misy sary hitandry na ny namana hafa fa tena tsy mety dia manorata @ tompon'andraikitra mivantana fa tsy ilaina ny hanokafana dinika manokana toa izao fa mahatonga polemika. :lol:
Fiffi:Mitovy fijery amiko,sarin'i silamo1 ireo dia manaradalàna.
11. Aino
(
01/10/2007 15:18)
kallie aza maika laotra anky ry malala fa vohafafa eo faona izany ah!!!
13. orlando405
(
01/10/2007 16:09)
za aloha mbola ts nahita zany fa vao hijery e.fa raha misy sary mamohfady dia aleo esorina fa manjary mahasosotraeeeee
16. salmo1
(
01/10/2007 18:24)
Aino: misy tsy mitsiky anga:?: Fa inn hono no tena tsy maptsiky azy :?::lol:
18. sarobidy
(
02/10/2007 06:46)
Tsy azo ifandirana wa fa manjary wawawa b, tsy ny sarin'i Salmo1 mihitsy no pb na ny an'i jougar fa ny toe-tsain'ny pamafa sary mifidifidy sary fafaina, za aloha tsy ifanditra amzany fa io ze tinareo iany e, misy an'zany raha vo manao akanjo mitovy fa pôzy samy hafa defa bye bye! tsitako ao anaty fitsipika ao aloha zany e
20. sarobidy
(
03/10/2007 06:41)
Fiffi: fa aôna aloha le izy no tonga d terenao ho vita fotsn tsotr'zao eee, sakananao zany izahay haneho ny hevitray v????
Enao nge mahazo tsy manketo mijery an'ty didnika ray ty tsony refa tsy tinao le resaka fa ny olona aza terena hanakombona ny vavany, enao aza tsy manana sary ato akory na iray aza!!!