sary
41. Ralay
(
05/10/2007 06:44)
sarobidy:ny sakafo ho anjy mbola misy fa ny an'ny sasany efa lany ko :-D tandremo ary sao mihamatavy be lotra ka tsy omby varavarana an :lol:
42. ikaretsaka
(
05/10/2007 11:03)
ny ahy efa adino ka, fa mampatsiahy fotsiny ho'a, mba domiko tapany de miontsana fa rano tapaky ny siny e:(
atao ahoana raha raisina hoe tsy maty voalavo an-kibo e.. ny ahy fampatsiahivana fotsiny
atao ahoana raha raisina hoe tsy maty voalavo an-kibo e.. ny ahy fampatsiahivana fotsiny
44. Papoose
(
07/10/2007 12:41)
fa iza daholo kay ny tompon\'andraikitra mikasika sary ato ankoatran\'i ralay:?:
45. sarobidy
(
08/10/2007 08:53)
fa iza daholo kay ny tompon'andraikitra mikasika sary ato ankoatran'i ralay
Zany hono ry Ralay aaa:^)
49. ikaretsaka
(
08/10/2007 15:39)
velabelaro ny tsy maha diso adresse n'i salmo hoe fa za kao tsy mahazo?
50. ikaretsaka
(
08/10/2007 15:40)
zahay tsy ampy experience itony manko tsy dia mahazo loatra ilay izy raha tenenina fotsiny fa mba azavaina vao compre zahay
51. salmo1
(
08/10/2007 15:56)
ika: tsy aiko less,a+ za koa tsy de prô lôtra rehfa manazava zay... fa mino aho fa i sarobidy d mahazo anazy tsara, fa mody fannn fôna rehfa tratra.
Zay anie le mahavoa antsika malagasy e ^:^ :D
Zay anie le mahavoa antsika malagasy e ^:^ :D
53. ikaretsaka
(
12/10/2007 03:17)
Mba tsetsatsetra:
Fa manninona tokoa ho'aho no malaza amin'ireo Gasy sasantsasany izay nomena andraikitra ka tsy zakany,nefa tsy tiany ho hita hoe tsy zakany ilay andraikitra, dia ataony fomba fialana bala foana no miala sy mamaly boraingina e?
," zanak'i dada e", "tsy anareo izany fa anay" e, "tsy hain'ny zaza vao izany e" , "tsy ampy experience @ izany ianao e" , "resaka aller retour" izany e! nefa efa hita mibanaka izao ilay izy fa nisy sy feno erreur ny zavatra nataony?
maninona no mba hazavaina ny sarambaben'olona @ fomba takany ny anton'ilay zavatra natao?
mahafaty sy maha very voninahitra ve rehefa tsisy alahatra sy tsy afaka manazava intsony sy lany bala @ fiarovan-tena dia mba miaiky hoe ok diso za, na mba manome fanazavana mba takatr'ilay nametraka fanontaniana fa tsy boraingina be?
Fa io tsy manaiky diso io foana no atao nefa tsy manana fanazavana matotra ankoatran'ny boraingina hanazavana ny tsy mahadiso azy?:roll:
mba tsara jerena ihany io!
54. fenofitiavana
(
12/10/2007 14:38)
fa voavaky ity.....mampatsiahy lay dinika nampidriko marina klou ...
fa saingy zao..
hery ô! nofafaina tokotrany angah lay dinika namoidiriko iny fa to tsy hita tsotry:wink:
nefa tena mba nanana ny fahamarinana mahitsiny kosa zà tamini'iny an:-P
oupssssss!!!!!!
fa saingy zao..
hery ô! nofafaina tokotrany angah lay dinika namoidiriko iny fa to tsy hita tsotry:wink:
nefa tena mba nanana ny fahamarinana mahitsiny kosa zà tamini'iny an:-P
oupssssss!!!!!!
55. fasaly
(
12/10/2007 14:41)
oadray.....tsy nanidy ny compte nlay jôba kely ato antrano aho tonga de nanoratra fa izaho io nanoratra io fa tsy i fenofitiavana......an!
56. sarobidy
(
12/10/2007 15:35)
45. Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 08-10-2007 11:52:35
Lohateny : Re : sary
sarobidy: enao anga tsy secretariany
50. Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 08-10-2007 17:56:29
Lohateny : Re : sary
ika: tsy aiko less,a+ za koa tsy de prô lôtra rehfa manazava zay... fa mino aho fa i sarobidy d mahazo anazy tsara, fa mody fannn fôna rehfa tratra.
Zay anie le mahavoa antsika malagasy e
Salmo & Ikaretsaka, io lé nilazàko oe diso adiresy nareo, TSY SECRETAIREN'I RALAY AHO AZAFADY, olon-kafa ngamba izany, mbola averiko, diso adiresy nareo!!!!
Aza malaky mitsara fa zay le mahavoa wa
59. cutie
(
17/10/2007 03:37)
Mpandefa : sarobidy [ Valio ] 08-10-2007 10:53:54
Lohateny : Re : sary
Voalaza teo :
fa iza daholo kay ny tompon'andraikitra mikasika sary ato ankoatran'i ralay
Zany hono ry Ralay aaa
i Ika :-D