sary

21. Fiffi ( 03/10/2007 07:32)
kallie:

eny ndray ar e, voaray tompoko ô
:) de ampy....


22. tywa68 ( 03/10/2007 07:32)
Sarobidy : zah aloha tsy dia mijery sary loatra fa amiko normal kosa raha esorina fa tsy maintsy enao tompony kosa no mitsara tena hoe 1 na 2 dia ampy, fa tsy hoe handefa sary mitovy akanjo 4 na 5, dia hameno toerana, sady asa be mila trier-na sns...:wink:

Fiffi : avelao ny ankizy hiresaka e :lol:
23. Fiffi ( 03/10/2007 07:36)
24. hery ( 03/10/2007 08:08)
Tsy hitako ilay olana.

Apetraho hoe izany sarin'i sarobidy izany hojerena na tokony hofafaina na tsia? Araka ny voalazanao mantsy dia ianao ihany aza no namafa ny sarinao.

Averiko indray fa tsy misy tombontsoa ho anay mihitsy ny mamafa sary tsy tokony ho fafaina. Ny olona aza asaina mametraka sary ve dia hofafaina indray. Fa fafaina ny sary rehefa heverina fa mandrebireby ny mason'ny mpijery fotsiny. Ny namana mba te hijery ny sarinao dia sary tsy izy no averimberinao eo. sns.

mbola tsy vita ny resaka kah :-) alefaso ihany
25. Ralay ( 03/10/2007 08:32)
17. Mpandefa : sarobidy [ Valio ] 02-10-2007 08:46:43
Lohateny : Re : sary
Tsy azo ifandirana wa fa manjary wawawa b, tsy ny sarin'i Salmo1 mihitsy no pb na ny an'i jougar fa ny toe-tsain'ny pamafa sary mifidifidy sary fafaina, za aloha tsy ifanditra amzany fa io ze tinareo iany e, misy an'zany raha vo manao akanjo mitovy fa pôzy samy hafa defa bye bye! tsitako ao anaty fitsipika ao aloha zany e

sarobidy:ka tsy njy ve zao no miwawa be @ zao.Sady tsy misy mifanditra fa mifanazava :lol:.
Samy milaza daholo ny voafafa sary fa mifidifidy sary fafaina ny mpamafa dia inona ihany no tena izy.
Efa betsaka ny fanazavana natao momba ny sary izay ary maharay fanazavana @ antony namafana azy foana izay voafafa sary rehefa tsy mazava aminao ny antony dia hanoraty ilay olona namafa ny sarinao.
Efa voalazan'i hery io fa tsy misy tombotsoa ho anay ny mamafa ny sary.
Mazotoa mametraka sary izay te hametraka ny sariny e.
26. sarobidy ( 03/10/2007 09:07)
Ralay: fa enao miangatra. Tsy tiko le toetra tonga d mandidy b fotsn oe ôka zay ko aôna zahay no tsy hi-wawawa:lol:!!!!

tywa68: le mampiditra azy ko nge mbola asa b raha izany teneninao zany ko no raisina, mila trier-na ko nefa misy mamafa :(

hery: izaho ihany no namafa azy rehetra rehefa avy nofafain'i Ralay ilay izy satri ouz a oe tsisy ilàna an'tony zany d nesoriko. Tsiary mavita an'zany ko aho, tsy èfanolo!!!! Ato izy ato raha hijery enao http://sarbidy.skyrock.com

27. Ralay ( 03/10/2007 09:30)
sarobidy: zoba ve de hiangarana kosa :lol:
Iza no mandidy anjy zany fa resaky kallie no ataon'i Fiffi hoe vita fa raha te mbola hiresaka sary njy afaka manohy fa aza mora miakatra e :wink:
Tsy efa amantaonany ve izany sary voafafa zany sady efa niresaka isika ka mbola inona indray re hihihi.Naninona tsy notsongoina zah t@ hitanjy iny raha mbola nalahelo njy :-P. :-*
28. sarobidy ( 03/10/2007 09:47)
Ralay: saika hanongo mihitsy a hitsapa oe sô d matotoa fa tsy i Ralay io, zoba??? :lol:, zany an!
aman-taonany ilay izy fa mitoetra ato anaty fônafôna fa tsy mbola afaka tsara;-)
29. Ralay ( 03/10/2007 10:07)
sarobidy: Ao fa omeko :-* e sady andefasako ny sarinjy t@ iny koa fa esory aloha :lol:
30. boubounezy ( 03/10/2007 10:09)
sarobidy ny anah alou lé coco sy lé njy nihira tao ampéngonana ny tena tiko é!:-P:lol:
31. sarobidy ( 04/10/2007 05:53)
boubounezy: andefasako v njy eee!!!:D, reny ange dakan'ny tôtô aty e :-D (coco io an!)

Ralay: :-@
32. salmo1 ( 04/10/2007 10:35)
:lol::lol:
Lasa misy fitia zistoara anie eto zany e:idea::°) raha dinihako tsara ny fandehany lol =))

Tantaraiko tantara anakiray kalouny nareo:

Nisy hono Patirao nanana mpiasa vavy... ilay Patirao zany de efa raiki-pitia. Ary lay tovovavi mpiasa dia isan'andro zao mahazo 19 fôna any @ Patirao, ary azon'ilay tovovavy ny zavatra mahazo any Patirao... Fantany fa i patirao mila namana hanotsirotsy ny fony. Fin

------

Eto indray izahay namana mahita fa ny mombamombany Ralay dia izao:

Mitady: olon-tiana.
Fanampiny: Tia miresaka ny zavamisy rehetra sy mifanakalo hevitra.Tsy mifidy iresahana na lahy na vavy na antitra na tanora ka raha toa izany ianao dia aza misalasala ny manoratra.

Ralay:
sarobidy:ka tsy njy ve zao no miwawa be @ zao.Sady tsy misy mifanditra fa mifanazava:lol:

sarobidy:
Ralay: fa enao miangatra. Tsy tiko le toetra tonga d mandidy b fotsn oe ôka zay ko aôna zahay no tsy hi-wawawa:lol:!!!!

Ralay:
sarobidy: zoba ve de hiangarana kosa :lol:

sarobidy:
Ralay: saika hanongo mihitsy a hitsapa oe sô d matotoa fa tsy i Ralay io, zoba??? :lol:, zany an!

Ralay:
Ao fa omeko :-* e sady andefasako ny sarinjy t@ iny koa fa esory aloha :lol:


sarobidy: ra mbola fampidirana sary... tsy miangatra amin'toi zany ny tomponandraikitra lol :lol:.

33. Ralay ( 04/10/2007 19:03)
salmi1:Tena mandinika mintsy elà zany zandrikely an tsara fa mampandroso ny forum izany e :lol:
34. ikaretsaka ( 04/10/2007 19:14)
ary matetika koa i Ralay no tratran'ny olona amin'io tato ho ato:P
ny olona anefa tsy miteniteny izay raha tsy hoe... ao raha (samoela):wink:
35. xxx ( 04/10/2007 20:00)
ikaretsaka:

ary matetika koa i Ralay no tratran'ny olona amin'io tato ho ato:P
ny olona anefa tsy miteniteny izay raha tsy hoe... ao raha (samoela):wink:
aza maimaika ny hitsara an'Ralay fotsiny ry ikaretsaka an ! vakio tsara kalou ny voalaza hatram-voalohany eh !


36. Ralay ( 05/10/2007 01:37)
xxx: Mbola misy tsy maty voalavo ankibo ka mitady hanisy sira na dia efa lany aza ny sakafo :lol:
37. ikaretsaka ( 05/10/2007 02:34)
mampatsiahy fotsiny ahy ka.. tsy nitsar amihitsy aho hoe meloka ralay na tsia:wink:
38. ikaretsaka ( 05/10/2007 02:37)
resaka tokoa ka atao fa raha hanaovan'ny olona remarka in 2.. kosa tonga saina aho le!
asa fa mety (mety ho aho an) ilay saina mihitsy no nandao fa tsy tonga intsony mihitsy
39. Ralay ( 05/10/2007 06:33)
xxx:Mbola misy tsipolitra ihany ato @ forum anie sady te hanisy sira foana na dia efa ignorena aza ny resany.:-D asa raha mba tonga saina :-D. Efa vita ny fifidianana zao ka tsy misy seza intsony ho an'ny tsy lany. Aleo izy ho any (Poopy)
40. sarobidy ( 05/10/2007 06:37)
Ralay: za aloha tsy maty vôlavo an-kibo e, tsisy sakafo lany eto fa mbola bdb fôna ary ny mitobaka d mitranga iany le izy:oops:.

salmo1: ny hitako iany aloha no teneniko e:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6824