Matoa misy ny sekta dia

41. fijo ( 02/10/2007 22:58)
soanja an,i fijo manana finoana ka,fa ny azy ny tenany no hinoany.
ary i soanja rah amanamafy ilay fahatelo;"ny fitiavana no lehibe indrindra"dia ndao hiaraka amiko fa ny ahy io no lalina indrindra
42. xxx ( 03/10/2007 11:08)
@ Tsaramaso : sao ianao no mahatsiaro tena ho ratsy ho azy eo fa tsy izaho no nanaratsy ? Toa tsy niteny ratsy ny sectes akory aho mantsy fa nilaza fotsiny hoe izao koa no heveriko fa mampiroborobo ny sectes. Ilay toe-tsaina kosa aloha dia mitovy amin'ny mpanao politika gasy mihitsy e. Ny atao no hita :lol: Mbola ampiako aza hoe ankoatra ny fizarazarana bobaka be, dia mbola ny toe-tsaina mpanao politika gasy no entin'i tsaramaso manokatra lohahevitra eto amin'ny forum koa. :wink:

@ simplex : matoa misy ny sekta dia ... ozizy ilay lohahevitra. ;)
xxx,
rafitra hierarsika @ fiheverana fisian'ny fahadisoana no anisan'ny antony mampisy ny secta. Zany hoe stable ny hierarsika fa ra toa ka hadisoana @ rafitra hierarsika dia toy ny jamba mifampitantana.

Tsy azoko tsara ny tian'i simplex ambara amin'ilay hoe "rafitra hierarsika @ fiheverana fisian'ny fahadisoana no anisan'ny antony mampisy ny secta." fa havazao raha mety.
43. soanja ( 03/10/2007 14:10)
fijo:

soanja an,i fijo manana finoana ka,fa ny azy ny tenany no hinoany.
ary i soanja rah amanamafy ilay fahatelo;"ny fitiavana no lehibe indrindra"dia ndao hiaraka amiko fa ny ahy io no lalina indrindra


Hay Fijo mino ny tenany? Hay tsara izany ka. Raha mino ny tenanao ianao dia mino an'Andriamanitra ihany saingy izy tsy hitanao fotsiny. AO AMINAO MANTSY IZY E, milamina ao. Matoa misy ny hatsarana ao aminao dia satria ao izy manao ny asany. Matoa tafita izay ataonao de satria eo izy manampy anao. Ny herinao dia heriny. Ny hany sisa dia miandry anao hikasika sy hampiroborobo azy izy.
Aza tadiavina hanamafy ilay fitiavana aho satria efa elabe zah no efa namanao sy anisan'ny fitiavana mifandray aminao. :-*:-*:-*(l)(l)


44. soanja ( 03/10/2007 14:19)
tsaramaso:

@soanja : tsy valiana rehefa manontany an !!!!! tssssssssssss

@xxx : aiza le demokrasia e ????!! tssssss !!!! fanatsarana ny katolika sy fanaratsiana ny sekta fotsiny no efa mibosesika loatra le !!!!! tssssssss !!!!! trollissimo !!!!! hahahahahhaha


tsaramaso> Aleo valiako ary de faly ianao tsy manadala olona intsony.
-Amiko de mety ny sekta raha toa ka mila fanavaozana ny fiainana ara-panahy ny olona iray na maromaro, hiakatra amin'ny ambonimbony kokoa, raha sanatria ka tsy mahaampy azy na tsy mampiroborobo azy (ny fiainana ara-panahiny sy ny mahaolona azy) ilay fiangonana niatombohany.

-tsy mety kosa ny sekta raha toa ka sanatria ka namoronana azy dia hanana power na hery manokana hampiharina sy hanitsahana ny hatsarana ananan'ny hafa , indrindra amin'ny fiainana ara-panahy.

Tsy ny fiangonana na church na eglizy na sinagoga (ilay trano fiangonana na endrika ivelany na anaram-piangonana) no zavadehibe fa ny fivoariana eo amin'ny samy mpino sy ny mifandray ao amin'ny toompo ka manomana vavaka hanompoana azy sy hiderana azy amin'ny fo feno fitiavana sy firaisan-kina.
Ary indrindra ny finiavana hampiseho, hampamirapiratra izany maha-zanakAndriamanitra izany amin'ny tsy mpino mba hanintona azy hanantona ny Tompo!



45. ikaretsaka ( 03/10/2007 15:27)
soanja> ny ahy ny fijeriko: naninona ny hoe raha nanavao ny fiainana am-panahin'olona anankiray sy ny maha olona izy dia niala laaaaaavitra be mihitsy ?
azony navazonina tao ihany anefa ilay izy... ohatra izao ny fisian' ny sampana bedebe ao amin'ireny fiangonana niatombohana ireny, samy miandraikitra io ara -panahy sy maha olona io aby, araka izay lafiny mampety azy @ olona anankiray , fa mijanona amin'ilay lehibe ihany?
betsaka mihitsy manko ireo subcategory amin'ireny: scout e, dorkasy e, fikambanany vehivavy izao sy izao e, fikambanan'ny tanora manao an zao sy zao e..fikambanan'izao sy izao e, mompera sy masera amin'ny fikambanana izao e ...sns...
dia samy mandeha amin'ireny araka izay tsapany fa mahasoa ny maha olombelona sy ny ara mpanahiny sy ny tsapany fa afaka ho entina manasoa olona ..
dia naninona raha nanao anankiray ohatran'ireny?

fa dia lasa ary ananona be ary?
46. simplex ( 03/10/2007 16:12)
xxx:
Tsy azoko tsara ny tian'i simplex ambara amin'ilay hoe "rafitra hierarsika @ fiheverana fisian'ny fahadisoana no anisan'ny antony mampisy ny secta." fa havazao raha mety.
rehefa hierarsika ilay izy dia ny any ambony no manapaka farany. Na tonga dia avy any ambony no midina na hoe avy aty ambany no miakatra fa tsy maintsy miandry ny avale an'ny any ambony foana. Mazava aloha hatreo? :P

Anisan'ny mahatonga ny sekta @ zay dia noho ireo antokon'olona na olona iray, convaincu fa misy zavatra tsy mety na diso ny fandraisana azy... kanefa tsy noeken'ny lehibe @ rafitra hierarsika ilay izy. eo an? :P

D zao @ zay le teneniko:
bon apriori aloha satria resaka fivavahana no resahina donc tsy tokony hisy mauvaise fois le izy. Ary hoe tena voadinika ambony ambany, ankavia ankavanana ny fanapahan-kevitra miainga avy any ambony (ohatra hoe ny Papa ray masina hoan'ny Katolika). Izany anefa tsy manakana hoe misy ny zavatra tsy mety miainga avy any. Olombelona ihany koa na ny Papa aza. D azonao @ zay ngamba le nolazaiko hoe jamba mifampitantana.
47. xxx ( 03/10/2007 16:51)
Simplex : Azo fa misaotra !

Arahintsika ary ny tenin'i Simplex. Andao ataontsika hoe nisy Olona A nandefa hevitra tany ambony tany. Nataon'ny mpandalina be dia be ny fanadihadiana be dia be ;dia niteny amizay ny ambony amin'ilay hierarsia hoe tsy mitombina ilay hevitry i Olona A.

A priori hoy i Simplex resaka fivavahana donc tsy misy mauvaise foi.

Fanontaniana 1 : Aiza ho aiza ny mety ho fahamarinan'ny hevitr'i Olona A mihoatra ny fandalinana be dia be nataon'ireo mpahay azy be dia be ?
Fanontaniana 2 : Rehefa hazavaina amin'i Olona A ny zavatra noheveriny fa diso, rehefa tsisy mauvaise fois, ary vu Fanontaniana 1, mety hisy sectes hatsangan'i Olona A ve ?

Izaho aloha tsy miteny hoe 0% salan'isa hisian'ny sectes avy amin'ny rafitra hierarsika an. Hoy aho hoe mampiroborobo ny sectes ny rafitra tsy hierarsika.
48. ikaretsaka ( 03/10/2007 17:50)
mamaly an\'i XXX
1)dia tsy mitombina izany ny hevitri A, matoa refuse:
Hazavaiko:
1)raha mannana fihevitra sy conviction ohatra ianao hoe 2+2=5 dia aparitakao sy ampiakarinao any ambony any, dia jeren\'ny any ny mampitombina na tsy mampitombina ny hevitrao, dia tapahiny hoe mitombona na tsy! @ ny maha mpandinika azy
dia tsy ampy noho ilay porofo bedebe momba ilay maha 2+2=4 ny porofo nomen\'i A.

2) amin\'ny sain\'i A dia ny azy hatrany no marina , malgre an\'ny porofo ireo satria izy efa nanasa atidoha sy conviced t@ iny ny lohany. dia arakarak\'i A io.
raha mafy loha be amin\'izao fotsiny i A dia tsy te hahalala mihitsy fa hanangana!
raha mieritreritra i A dia manao hypotheses vaovao indray arosony indray

dia rehefa avy eo ry zareo any \"ambony any\" miaraka @ fotoana sy ny fandinihina lalina, dia mi accepter an\'i A ihany rehefa hitany fa mitombina tsara ilay izy.
ts\'isy hafa amin\'ireo olona nisehoan\'i Masina Maria, na ireny hoe nahazo fahasoavana fa nisehoan\'i Jesoa sns... ihany io ohatra e, rehefa tena mitombina tokoa ilay izy, na firinjato taona aty aoriana aza vao voaporofo, dia nekena foana fa!
a) io maimaika io ihany no tsy mampanidina ny akoho
b) aza mikely soroka amin\'ny mampitombina ilay idee naha convaincu anao
49. fijo ( 03/10/2007 21:27)
soanja,an an ,za tsy mila azy ka,aleo izy hoany iraka raha misy fa any mila azy kokoa.

100% momba ny hevitr'ika;raha te hanatsara enao,maninona no miataka lavitra fa tsy manatsara ao anatiny ao.
ny kristianina anie raha tamin'ny fotoana naha sekta azy"nisy "io ,tsy nitady izy hoe hanatsara ny finoana jiosy e,fa hoe manana ny finoana anay izahay,ka tsy hiaraka aminareo.izany hoe raha biscuit no teo,niova baombao izy,fa ireto sekta kely ireto,jesoa no dradradradraina,nefa milaza fa miavaka,io no tsy azoko.aiza le mampihavaka?????
fa ny finoana krispijo kosa hafa indray iny an
50. ikaretsaka ( 03/10/2007 22:26)
Tsy voatery ho lasa ratsy ny sekta. Ny Kristianina taloha dia sekta niala tamin'ny finoana Judaisme.


amiko tsy sekta niala t@ Judaism ny Kristianisme ka
satria io lazain'i fijo io hoe izy niala mihitsy satria izy lasa i Kristy no notompoiny!
fa ny sekta samy kristy no tompoin'izy sy ilay kristioanina tany am-boalohany

Ny silamo koa tsy raisiko hoe secte satria ny azy hafa mihitsy amin'ny kristianina ny inoany...

fa ilay hoe 1 ihany nefa lasa misintaka be no...mampisalasala ohatran'ny lamokan'atody tsy mbola vaky.
51. Mandefitra ( 04/10/2007 05:29)
Ny hevitro zao de zao:
1/Ny mampiroborobo ny sekta de satria ny hevitr'olombelona no lasa alohan'ny fampianaran'Andriamanitra (ho an'ilay nisintaka na ho an'ilay nisintahana).
2/Ny maharatsy ny sekta de ra sanatria izy tsy hateza :
- noho ny hakelezany,
- noho ny tanjon'ilay namorona azy zay matetika tsy tena marim-pototra (tsy ampy doctrine ve?),
- noho ny fitondran-tenan'ilay mpitarika
Very ny hafananam-pon'ireo mpino hany ka mivarilavo ny ankamaroany.
3/Ny lafitsarany dia
- manaitra ireo fiangonana Kristianina handalina tsara ny finoany sy hitory marina ny tenin'Andriamanitra.
- samy manana ny fomba hanaratoany ka mampitombo ny sarambaben'ny mpino
52. soanja ( 04/10/2007 08:00)
Mandefitra:

Ny hevitro zao de zao:
1/Ny mampiroborobo ny sekta de satria ny hevitr'olombelona no lasa alohan'ny fampianaran'Andriamanitra (ho an'ilay nisintaka na ho an'ilay nisintahana).
2/Ny maharatsy ny sekta de ra sanatria izy tsy hateza :
- noho ny hakelezany,
- noho ny tanjon'ilay namorona azy zay matetika tsy tena marim-pototra (tsy ampy doctrine ve?),
- noho ny fitondran-tenan'ilay mpitarika
Very ny hafananam-pon'ireo mpino hany ka mivarilavo ny ankamaroany.
3/Ny lafitsarany dia
- manaitra ireo fiangonana Kristianina handalina tsara ny finoany sy hitory marina ny tenin'Andriamanitra.
- samy manana ny fomba hanaratoany ka mampitombo ny sarambaben'ny mpino



Misaotra anao nanazava fa tena manohana ny hevitrao tanteraka aho.=D=D=D=D


53. ikaretsaka ( 04/10/2007 11:03)
ireto no tsy azoko:
1) hevitr'Andriamanitra kosa ny naha 1 antsika rehetra e, ary faniriany mihitsy aza , ka raha 1 no naoriny sy nomeny fahefana, dia ataoko kosa fa ireo nisintaka no nanao hevitr'olombelona hanjaka kokoa raha tena ny tenin'Andriamanitra no arahina!
Raisiko metaphore tsotsotra:
Raha i Dadabe no mbola velona ka tompon'ny lova sy nomena fahefana momba izany, ka miala any i zafiafy hanohitra an'i dadabe sy haka ny anjarany satria tsy azoazony ny didin'i dadabe .. tsy mety kosa e,
(raha mety aminareo dia eto no tapitra ny resaka)
=>tsy nankato tsotra izao ilay nomena fahefana fa nanava-tena sy ny heviny ihany no niziriziriany

3) Marina:
Fa alefako metaphore ihany mba hieritreretana
fa raha 1 ny farihin'i tiberiady, ary mbola i Piera ohatra no nomena alalana hifehy sy hanendry ny mpanjono eo.
dia mino aho fa ny olona izay manana harato ( izay an-dry Piera sy ny namany ihany no nalaina) ka maka trondro eo, nefa tsy nahazo alalana tany @ Piera, dia bedy sy tsy ara dalana kosa e!
sa ahoana?
54. niryna ( 04/10/2007 17:32)
Ny omby indray mandry tsy indray mifoha,misy ny taraiky vao mahalala an'Atra.Misy ny mahalala kanefa niverina amin'ny toetra nataony ihany .Misy ny nanaiky nampiasan'i satana ary misy ny amin'ny maha-nofo sy ra(flesh) azy no manao zavatra izay fantatra fa tsy mety dia satana foana no hialana olana.Na inona na inona fivavahana hinoan'ny olona,ny fantatro dia :
Misy Andriamanitra
Misy ny satana
Manana hery lehibe noho ireo andriamanitra kely ny Andriamanitra tokana.

Misy ny zavatra tsara/misy ny ratsy
Misy ny fiainana mandrakizay/misy ny fahaverezana
Misy ny mino an'Atra tokana/ maaarrro ny mino ny atra
Misy ny miverina amin'Atra/maro ny mbola andevozin'ny satana
Tery dia tery ny lalana mankany amin'ny fiainana mandrakizay ka vitsy no mandray ny tenin'Atra
Ngoda be,geza ,midadasika,mora arahina,tsy misy discipline,tsy mila lalana,ny lalana mankany amin'ny fahaverezana ka na ny kristiana aza dia mety ho voafitaka raha tsy mitandrina
Ny baiboly no boky iray misy izay fiainana sy famonjena tianao hampaherezana ny tenanao na ny hafa.
Maro ny boky ka vakiana tsirairay vao afaka mitady vahaolana ny zavatra tiana na tadiavina.
55. fijo ( 04/10/2007 20:33)
ika an,io letsy toa ny "band" iray an,mpihira io .raha samy ambondrona ao dia i kix no malaza sy hiarahan'ny sipakely maka sary.de misy te halaza sy mba hiadivan'ny sipakely dia miala,fa ny hirany toa ny rythme ambondrona ihany.
izay koa ny an'ny sekta.raha hino ao ihany tsy halaza satria ny pasitera sy ny mopera nianatra mafy vao nahazo nitory teny.ny tena nefa mba te halaza sy hitory koa,de lasa manokatra ery antaninanadrano na ery an tanimbomanga.
56. ikaretsaka ( 05/10/2007 00:25)
de fitia te halaza anie izany ny ao fa ny omaly tsy miova ihany rehefa te dinihina..
laza no ilaina ho'zy le mpangetotra an-tsena e
57. soanja ( 05/10/2007 03:18)
Ary sao dia olantsika ao amin'ny fiangonana reniny ary ny tsy mahasaraka? Ny hambom-po fa nisarahana? Mahatsiaro nosinganina?

Amiko olona efa te hisarka ve dia ho giazana?
Raha te handeha izy avela handeha fa aza tazomina zany mihitsy.
Tadidio foana fa "finoana" no resahina eto tsinona fa tsy hoe vady na sipa na zavatra hafa. Ireo aza rah te handeha koa tokony tsy tazomina.

Ny finoana dia zavatra tsy azo tsapain-tanana fa natao harahina sy ekena. Koa raha tsy manaiky ny olona iray na te hampiseho izay fahefana sns tiany haseho amin'ny mahaolombelona azy dia aleo izy hanao izay fa isika manompo ny tandrify antsika ihany amin'ny fo madio sady mitia ireto nisaraka tamintsika ihany. Mivavaha ho azy!
58. Mandefitra ( 05/10/2007 04:36)
- Ny maha Iray dia ny finoana an'Andriamanitra telo zay Iray, sy ny fifadiana ny devoly syny asany rehetra ary ny fombany rehetra.
- Ny fahasamihafana, zay ny mahaolombelona, sady 12 ny apostoly (Jodasy aza nosoloina) nirahin'i Kristy hoe "ataovy mpianatro ny firenena rehetra..."
- ny tanjon'ny fiangonana de ny hitaona ny ondry ho ao @ fanjakan'Andriamanitra, ka na iza mitory ny filazan-tsaran'iKristy, de fifaliana lehibe any an-danitra ny mpanota iray mibebaka.
Hira faha 28 FFPM
Ny ao an-danitra mifaly raha misy miova fo
ary any ny anjely miramirana avokoa...
"raha misy mirehareha, aoka Jehovah no ho reharehany".
59. fijo ( 05/10/2007 21:19)
ika an,ka tena laza sy vola anie no antony e,

soanja an,za koa aloha tsy mba mitana izay te hipitsika e,sady tsy hovoatana koa mo aka handany andro hitana inona eo
60. andryrabe ( 05/10/2007 21:39)
mandefitra... merci an. marina izany lazainao izany e.
samia manaja ny finoany e, de samy mifanaja koa fa tsy mifanaratsy lava eto.
rehefa kristy no arahana de izay no tsara indrindra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2325