anaran-toerana gasy!
61. ari.malala
(
04/10/2007 11:40)
misy koa ny Ampasambazaha; ary mba inona no fanazavana ilay Antanandrano e! ilay malaza ho be matoatoa?
62. ari.malala
(
04/10/2007 11:43)
ratonga:
ampasamadinika: feno fasana kely izany io toerana io fahiny
http://www.madanight.com/photos/photo-18825.html
tsy Antsahavola v i otoerana io?:roll:
63. Fiffi
(
04/10/2007 11:54)
ari.malala: ko hoe "amapasamadinika ve de lasa "antsahavola" ? sa misy anarana 2 io toerana io ?
ratonga: misaotra akia tam fanazavana an !
ratonga: misaotra akia tam fanazavana an !
64. ari.malala
(
05/10/2007 06:43)
non, ts hoe misy anarana roa le toerana, fa raha tsy diso aho de Antsahavola io toarana @ sary io, ambanin'Ampasamadinika io.
65. andryrabe
(
05/10/2007 20:45)
:-D:-D:-D
fasana madinika=fasana kely
ambolomadinika....volo madinika=volo kely
ambararatabe...bararata=volo...volobe
fasana madinika=fasana kely
ambolomadinika....volo madinika=volo kely
ambararatabe...bararata=volo...volobe
66. Papoose
(
06/10/2007 04:50)
:-D ary mba in aza zany no dikan'ny hoe ambilobe???? in zany vilo:?:
67. Fiffi
(
06/10/2007 07:18)
ari.malala: de tsy aiko akia an ! zah aza eto vao tena mahafantatra zavatra.....:)
69. Papoose
(
10/10/2007 14:03)
andryrabe bararata=volo??????????????:-D
andeha ho any itaosy aloha za zany hanontany hoe in no dikan'zany!:lol:
andeha ho any itaosy aloha za zany hanontany hoe in no dikan'zany!:lol:
