anaran-toerana gasy!

21. Papoose ( 26/09/2007 03:18)
hmmm!!!
dia misy koa an le hoe "vohiposa". aiza moa zany?
22. sympa ( 26/09/2007 07:43)
Befandriana Nord
Mandrintsara
Anivorano (anivo = ampovoany)
Ambalakatakata (katakata = akondro)
Ambodivanio (vanio = coco)
Ambodimanga
Antsakoamanondro
Beramanja
23. ratonga ( 26/09/2007 09:12)
Fiffi:

ratonga:

nijanona t@ toerana iray ary d Arivonomamo.......
izay no solon'ny boky angamba taloha satria mipetraka ho tantara aty aoriana
heu...misy hifandraisany am hoe olona arivo mamo ve io ? :roll:




ie ny miaramila arivolahy no mamo, nanao arozazy fa naresy:-D
24. Fiffi ( 26/09/2007 12:37)
ratonga: fa inn no anaran'le toerana alohan'io ?

sympa: katakata = akondro :roll: zany ve no anaran'akondro ? de inn no nampiova azy ho akondro ?
25. booboo ( 26/09/2007 12:39)
fitenim-paritra zany Fiffi a hihihihihi

26. Fiffi ( 26/09/2007 12:42)
booboo: ka tsy aiko akia an ! :oops: misaotra akia an ! :):-*:-*:-*
27. Papoose ( 26/09/2007 21:12)
za ko aza mba tsy nahalala hoe katakata akondro koa!
ohatran'ny hoe akata zany!:oops:
28. ikaretsaka ( 27/09/2007 17:53)
Fiffi:

ratonga: fa inn no anaran'le toerana alohan'io ?

sympa: katakata = akondro :roll: zany ve no anaran'akondro ? de inn no nampiova azy ho akondro ?



katakata=kida=akondro mitovy ihany fa araka ny faritra

mangahazo=mahogo=balahazo
29. Fiffi ( 27/09/2007 17:55)
Ika: misaotra akia an ! de faritra aiza miteny an'zany ?

ary ny hoe "behoririka" inn ny dikany ? "analamanga"
30. ratonga ( 27/09/2007 18:48)
horirika = Ravin' ny saonjondrano fanao fangaron-daoka (azo ilazana ny ravin-tsaonjo mamy na ny ramandady ihany koa anefa ny horirika raha mbola tsy mivelatra na mbola mihorona)
31. Fiffi ( 27/09/2007 19:29)
ratonga: misaotra anao....donky tam taloha zany be ravina tao ? ary so de mba fantatrao le hoe "ambatofotsy" ? (mandalo sabotsy namena) inn no maha fotsy azy nefa tsy misy vato fotsy any ?
32. ratonga ( 27/09/2007 20:40)
ambatofotsy dia matetika ilazana toerena iray andalovan'ny renirano, ny vato voadion'ny rano dia mia-fotsy no naha tonga i anarana io
33. Fiffi ( 28/09/2007 05:24)
misaotra akia nanazava an ! zah kalou de tena anisan'liana am le anarana ...mbola bdb ny zavatra tsy arako , tsy fantatro , heu....fa soahiany fa nisy an'ity dinika ity an !

ary "Ambatolampy" ? vato kalou misy..fa inn le "lampy" ? :roll:
34. bozyboleta ( 28/09/2007 12:48)
Any atsimo akaikin'i Beloha any misy hoe "lavanono":) tena misy io an.
35. xxx ( 28/09/2007 13:53)
Fiffi:

misaotra akia nanazava an ! zah kalou de tena anisan'liana am le anarana ...mbola bdb ny zavatra tsy arako , tsy fantatro , heu....fa soahiany fa nisy an'ity dinika ity an !

ary "Ambatolampy" ? vato kalou misy..fa inn le "lampy" ? :roll:



Lampy signifie globalement la stabilité, la force et la puissance, l’assurance et la sérénité

36. boubounezy ( 28/09/2007 14:29)
talata maty
ambohibao ambodratrimo
ambolomadinika
besarety
mahevatanana
ankirihiry
barika dimy
manjariso
ilakaka
ambomiandrisoa
eo @ senacla
andranomena, blablablabla.... sns tsy vôtanisa é!:-D:-D
37. ikaretsaka ( 28/09/2007 15:03)
bozyboleta:

Any atsimo akaikin'i Beloha any misy hoe "lavanono":) tena misy io an.



ie.. efa hitako koa io tanana io
38. Papoose ( 28/09/2007 16:51)
:-D
ambohitsitononina!
analanjirofo!
Ambodivona!Ambodiantafana!AMbodiakoho:lol:
39. melody ( 28/09/2007 16:58)
ary ahona Akarafantsika, nisy fantsika natsatoka ve no nahatonga izany?
40. ratonga ( 28/09/2007 17:11)
:lol:mpanambôtra fantsika angamba ny oul any:-D
ary misy hafaka manazava vé ny wé sahafa:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.609