anaran-toerana gasy!
41. melody
(
28/09/2007 17:26)
ratonga: izaho aloha tsy mahay e fa ny henoko dia hoe mahay manofa ny mponina any:-D:-D
42. ratonga
(
28/09/2007 18:27)
manofa zany mo lé anatsipitsipy fotsimbary @ sahafa, sa manantsipitsipy zavatra hafa ko:-D:-D:-D
43. ikaretsaka
(
28/09/2007 20:01)
melody:
ary ahona Akarafantsika, nisy fantsika natsatoka ve no nahatonga izany?
misy vato maranitra ohatran'ny fantsika ao anatinatiny ao
46. Papoose
(
29/09/2007 02:14)
nga any @ tsingy no misy ny ankarafantsika:?:
ary le hoe ambohitompoina? dia misy vohitra tompina koa v?:roll:
ary le hoe ambohitompoina? dia misy vohitra tompina koa v?:roll:
47. boubounezy
(
29/09/2007 05:49)
ary lé wé ambody haofotsy vé aiza?:-D mety tena any mintsy ny niaviny haofotsy an:?:
48. boubounezy
(
29/09/2007 05:50)
ary tsy ainareo nga lé lhl avy tany volona,:^) sy lé vhv avy tany b tampony:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
49. Rasiligaoma
(
29/09/2007 05:51)
sympa:
Befandriana Nord
Mandrintsara
Beramanja
Rehefa avy mahazo "bera" manja (sipa no atao hoe bera tamin'ny andronay)
dia entina any Befandriana miara mandritsara izany
50. Papoose
(
29/09/2007 14:48)
rasiligaoma, tssss!:-D
aza mba miteraka any"beranjo" fa lasa be ranjo any ny taranaka fa!:lol:
aza mba miteraka any"beranjo" fa lasa be ranjo any ny taranaka fa!:lol:
53. ratonga
(
29/09/2007 19:28)
tsiroanomandidy : miaraka @ tantaran'ny tafik'andrianampoinimerina nolazaiko tery alou ko io tanana iray io, tsy mpanjaka roa no mandidy amin'ialy toerana fa andrianampoinimerina irery ihany
55. Fiffi
(
29/09/2007 20:55)
ratonga: hay ve tsy roa no mandidy zany an ! :oops: zay vao tena azoko....
Papoose: inn akia zany ambodin'isotry ? sa ambodin'ny sotro ?
Papoose: inn akia zany ambodin'isotry ? sa ambodin'ny sotro ?
56. Papoose
(
30/09/2007 22:10)
odry, anarana kartie any dago zany koa!!! any no tena foiben'ny fripy!
59. Fiffi
(
02/10/2007 13:26)
mba aiza zarey zany hoe "pasamadinika" zany ? de inn no dikany ? :roll:
60. ratonga
(
04/10/2007 07:45)
ampasamadinika: feno fasana kely izany io toerana io fahiny
http://www.madanight.com/photos/photo-18825.html
http://www.madanight.com/photos/photo-18825.html
