mananjary

61. cutie ( 14/09/2007 23:31)
fa nankaiza:-D
62. ratonga ( 14/09/2007 23:38)
:arrow:
63. cutie ( 14/09/2007 23:48)
in no dikan'io:roll:
64. ratonga ( 14/09/2007 23:59)
any amin'ny hafatra ny détail:lol:
65. cutie ( 15/09/2007 00:05)
ok:)
66. melody ( 18/09/2007 16:39)
ratonga, cutie: tara train dray zah kity...dia inn no konklouzion izany?:-P:-D:-D:-D
67. ratonga ( 18/09/2007 16:44)
tonga aléra:-D:-D:-D
68. cutie ( 18/09/2007 18:33)
melody
:-D
ty ny conclusion:
Hazoto hankany @ zoo njay hono ratonga fa niverina le tsara fe :-D:-D:-D:-D
69. ratonga ( 18/09/2007 19:26)
cutie: niova kely ny progany fa tsy any @ zoo alou zao fa any @ parc:-D:-D:-D
70. melody ( 18/09/2007 20:06)
cutie: aza variana mande any @ zoo any wa fa hataovy ny revs :lol:
ratonga: aiza aloha ilay parc e:wink:
71. cutie ( 18/09/2007 21:48)
Mpandefa : melody [ Valio ] 18-09-2007 22:06:35
Lohateny : Re : mananjary
cutie: aza variana mande any @ zoo any wa fa hataovy ny revs

hihihihihi
eny wa :wink::-*
72. melody ( 18/09/2007 22:22)
cutie: miala voly an :-D:-D hilaina io ka!
73. ratonga ( 19/09/2007 12:14)
melody:

cutie: aza variana mande any @ zoo any wa fa hataovy ny revs :lol:
ratonga: aiza aloha ilay parc e:wink:



anontanio an'i cutie fa sady mety any izy zao manao revs:lol:
74. cutie ( 20/09/2007 00:25)
tsy tafianatra any @ zoo any za :-D
efa hainareo fa za tia biby :-D:-D:-D
75. ratonga ( 20/09/2007 14:32)
:lol::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079