mananjary

1. ratonga ( 09/09/2007 14:21)
http://www.dailymotion.com/swf/4KnxYSSpje8AWiX4L
novalian'i ratonga ny 20/09/2007 14:32
2. melody ( 09/09/2007 18:14)
mampatsiaro ny fahiny tokoa, m'ci ratonga :-*
3. ratonga ( 09/09/2007 18:44)
:lol:
4. cutie ( 09/09/2007 20:02)
mbola tsy tafajery za fa tsy misy flash player ato :)
5. ratonga ( 09/09/2007 20:04)
:-D tsy ritma tango ngé io é!:lol:
6. cutie ( 09/09/2007 20:09)
fa in :-D
7. ratonga ( 09/09/2007 20:21)
feo gasy:lol:
8. cutie ( 09/09/2007 20:23)
misy an'dry ry rakoto frah sy eric manana ve zany ?
9. ratonga ( 09/09/2007 20:27)
ie fa tsisy e. manana ka
10. cutie ( 09/09/2007 20:29)
hay :)
11. bossy ( 10/09/2007 12:56)
otany tsy mety vakina mitsy le izy ry se a!
12. cutie ( 10/09/2007 15:25)
ty no tiako :)
http://www.youtube.com/watch?v=7-l4hvmWIzo
13. ratonga ( 10/09/2007 15:34)
mlay ambondrona ka:lol:
fa ty no tiko² koko http://www.youtube.com/v/LxqGrh7fvLM :lol:
14. cutie ( 10/09/2007 19:00)
:):):)
ty njay vo hitako t@ internet :)
http://livedigital.com/content/album/30759#:t=albumAll:o=0:c=1414850
15. ratonga ( 11/09/2007 18:49)
gasy ngà io sipa io, to tsy ratsy kosa io ra andihizana an :lol:
16. cutie ( 11/09/2007 21:46)
toa tsy gasy io ka :)
zouk io ry ratonga a
mety handihizana :lol:
17. ratonga ( 11/09/2007 23:12)
midzididzizy mihintsy zany an!:-D
18. ratonga ( 12/09/2007 12:12)
ty misy tango mlay b d andao andihy http://www.dailymotion.com/relevance/search/Shakira+Objection+%28Tango%29/video/x12ltd_shakira-objection-tango_music :lol::lol:
19. cutie ( 12/09/2007 18:51)
ndao de aza adino le famaranana azy :-D
20. ratonga ( 12/09/2007 20:05)
:-D ko iny mitsy no tena mlay ko:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0984