mananjary
21. rapala
(
12/09/2007 20:07)
tara train indray izaho izany ry zareo a, mba lazao hoe inn ity famaranana azy ity e.... izaho aloha tsy dia tia tango lôtra:^)
22. ratonga
(
12/09/2007 20:25)
ampianarina v rapala é http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46e1d9b5ed745#m46e1ea9013799 fa tsy maintsy tango an!:lol::-D
23. rapala
(
12/09/2007 20:28)
kay tena efa elabe ity resaka ity an.... ary enao izany tô mazoto mampianatra, dia aiza hono izy io no atao?:D
26. cutie
(
12/09/2007 22:58)
ty ny hiran'i shakira tiako :)
http://www.youtube.com/watch?v=8ws-BBJ3i2A
de ty koa
http://www.youtube.com/watch?v=F-3brRCRsA8
http://www.youtube.com/watch?v=8ws-BBJ3i2A
de ty koa
http://www.youtube.com/watch?v=F-3brRCRsA8
27. rapala
(
13/09/2007 08:19)
misaotra akia cutie @ ireo hira ireo, samy manja be daholo fa ilay izy toy ny tsisy tôlana no tena tiako:-D:-D
cutie, eo fôna zah fa mivezivezy be fa tena tara @ ity resaka ity tokoa, inona izany fampianarana izany hono akia sa efa tara ihany koa?:-P
cutie, eo fôna zah fa mivezivezy be fa tena tara @ ity resaka ity tokoa, inona izany fampianarana izany hono akia sa efa tara ihany koa?:-P
28. ratonga
(
13/09/2007 10:40)
ay v rapala efa tato talou é, izay vo itako tato mantsy, faly mahafantara anao zany, d mirosoa ary @ lalindalina fa ampianarina, i cutie no mahalala ny progany:lol::-D
cutie: mlay kosa reo hira reo an mrci:lol:
cutie: mlay kosa reo hira reo an mrci:lol:
29. cutie
(
13/09/2007 14:36)
rapala
mahay tsisy taolana zany njy koa:-D
le fampianarana ndray i ratonga no specialite @ io :-D
mahay tsisy taolana zany njy koa:-D
le fampianarana ndray i ratonga no specialite @ io :-D
32. radjery
(
13/09/2007 18:55)
ra otran'io tsisy taolana io daholo alou tena mazoto b le mpampianatra é :-D:-D:-D
33. rapala
(
13/09/2007 19:16)
cutie: tsy mahay fa mila mianatra ka:) indry nga mahay?:-D
ratonga: misaotra t@ ilay hafatra:-* vonona ny hianatra ny aty e
ratonga: misaotra t@ ilay hafatra:-* vonona ny hianatra ny aty e
34. cutie
(
13/09/2007 19:32)
rapala
mila mianatra tsy misy taolana alou zany vo mianatra an'le ampenarin'i ratonga :-D
mila mianatra tsy misy taolana alou zany vo mianatra an'le ampenarin'i ratonga :-D
35. ratonga
(
13/09/2007 19:44)
ouay i cutie zao efa tena danza b mitsy ko, efa tena spesialista ko:-D:-D:-D
rapala: mora hay ngé le izy sady enao ko zany efa mazoto dé ndao ary:lol::-*
rapala: mora hay ngé le izy sady enao ko zany efa mazoto dé ndao ary:lol::-*
36. cutie
(
13/09/2007 19:52)
ratonga
za nge efa mahay an'le tsisy taolana no mahay an'le ray koa e :-D
za nge efa mahay an'le tsisy taolana no mahay an'le ray koa e :-D
37. rapala
(
13/09/2007 19:53)
cutie dia manaraka andry fotsiny izany za e!:lol:
ratonga::-D:-D:-D:-*
ratonga::-D:-D:-D:-*
38. ratonga
(
13/09/2007 21:01)
cutie kosa ngé zany efa tena spésialista toutklé:-D:-D:-D
rapala: tsy :-* fa ity :* le farany ka:-D
rapala: tsy :-* fa ity :* le farany ka:-D
39. cutie
(
14/09/2007 04:30)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 13-09-2007 23:01:38
Lohateny : Re : mananjary
cutie kosa ngé zany efa tena spésialista toutklé
zao nga zany vo hay :-D
40. Fiffi
(
14/09/2007 06:50)
rapala: tongasoa njay akia ndry an ! ela akia zany an ! :-*:-*:-*:-*:-* de mazotoa mandihy zany :-D:-D
