mananjary

41. cutie ( 14/09/2007 15:30)
Mpandefa : rapala [ Valio ] 13-09-2007 21:53:52
Lohateny : Re : mananjary
cutie dia manaraka andry fotsiny izany za e!

@ le tsis taolana io fa le ray i ratonga no arahin-jy :-D
42. ratonga ( 14/09/2007 21:47)
:-Dzay vô mazava ny resaka:wink:
43. cutie ( 14/09/2007 21:51)
fa in no tsy nazava teo :roll:
44. ratonga ( 14/09/2007 21:57)
le resaka t@ tel in ka:°)
45. cutie ( 14/09/2007 21:58)
:-D:-D:-D:-D
46. cutie ( 14/09/2007 22:09)
ty koa misy milay :)
http://www.youtube.com/watch?v=k4AnESf1JP0
47. ratonga ( 14/09/2007 22:11)
tsy mila jiro tsony zany:-D
48. cutie ( 14/09/2007 22:13)
non:-$
49. ratonga ( 14/09/2007 22:22)
tsara ka:lol: huummmm mahay mandiha an!:-D
ty k mbô tiko an!:lol: http://www.youtube.com/watch?v=d1uPhj_T0X4
50. ratonga ( 14/09/2007 22:31)
http://www.youtube.com/watch?v=g5NjU0_n-5Y&mode=related&search= :lol::-D:-D:-D
51. cutie ( 14/09/2007 22:36)
tina turner hono malaza we tsara fe :-D
marina ve zany :-D
52. cutie ( 14/09/2007 22:44)
milay kosa le tina turner :)
le 1 io njay mampime fa efa ntaolo be :-D
53. ratonga ( 14/09/2007 23:02)
cutie:

tina turner hono malaza we tsara fe :-D
marina ve zany :-D

ie fa tsy atakaloko ny an'le sipa tany @ zoo:-D:-D:-D

54. cutie ( 14/09/2007 23:03)
tapaka ny tsinaiko =))=))=))=))
55. cutie ( 14/09/2007 23:06)
fa in no nataon'i ratonga any @zoo nga tsy mijery biby:-D
56. ratonga ( 14/09/2007 23:08)
de nijery fe mlay b ko ka:-D:-D:-D
57. cutie ( 14/09/2007 23:10)
mba marina ve zany lainga be zany :-D:-D:-D
58. ratonga ( 14/09/2007 23:17)
tena marina zany ka, domazy tsy hafaka mandé any tsony zao:-D:-D:-D
59. cutie ( 14/09/2007 23:19)
nga ririnina sahady no tsy afaka :-D
60. ratonga ( 14/09/2007 23:29)
ka tsy any tsony le tsara fe de tsy mampazoto tsony:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082