purgatory
61. ikaretsaka
(
07/09/2007 20:53)
manazava ny sainao sy ny masonao anaki 4 hahazo an'ireo zavatra efa nazavaiko ireo .. ohatra
63. ikaretsaka
(
07/09/2007 21:14)
dia ilaina koa ny Fanahy masina.. mba hahatonga anao ho conscient momba 'ilay hoe :
"raha izay zavatra tiatianao momba ny finoana an'i JK ihany no alainao, fa izay tsy azonkazonao, na izay somary hafahafa aminao, dia toherinao na odianao fanina tanteraka... dia tsy i JK intsony no inoanao fa ny tenanao"

67. cutie
(
07/09/2007 21:45)
misy tsy azoko kely le izy ry Ika :)
Secondly, your interpretation wouldn't apply to those who are damned to hell, since they are not "with the Lord."
de avy eo indray nefany
Besides, we're told that Christ preached to (apparently damned) "spirits in prison" after His death (1 Pet 3:19-20) and took the righteous dead with Him to heaven (Eph 4:8-10).
Well, Paul accepts prayers for the dead, which presupposes a purgatory, where dead men can still be assisted.

68. ikaretsaka
(
07/09/2007 21:49)
ko efa hoe ny 1 damned in Hell.. ny 1 in prison koa de tohizo ny famakiana.
tsy mitovykosa angamba ireo:wink:
tsy mitovykosa angamba ireo:wink:
70. cutie
(
07/09/2007 22:00)
ka ny tsy azoko we manin no efa misy damned to hell sahady, nefa mbola tsy nandalo an'le purgatory akory :roll:
God is holy and perfect as well as loving, and this process is simply the way we must enter into His presence. Besides, it's much more merciful to allow people to be purged of their remaining sins after death as a prelude to heaven, than to condemn them to hell

71. ikaretsaka
(
07/09/2007 22:12)
1{ le tsy azonao: ireny efa voasoratra sahady ny momba azy hoe ho any izy (ao anaty baiboly io an)
73. pissoa
(
13/09/2007 20:15)
ka ny tsy azoko we manin no efa misy damned to hell sahady, nefa mbola tsy nandalo an'le purgatory akory
(efa nandalo imbetsaka teto ito soratako ito)
Betsaka ny toe-tsaina mandefa antsika any amin'ny hell. Ohatra amin'izay ilay nolazain'i Solitikabe tery ambony
Io nge le fanontaniako tary hoe raha misy ny Purgatory dia afaka manota foana izany ny olona mandrapahafatiny eh
Rehefa isika no minia mandositra an'Andriamanitra sy ny fampindram-pony ary ny fitiavany, misy azony atao ho antsika ve na misy aza ny purgatory !
74. naughtyboy
(
14/09/2007 10:54)
tsy misy azontsika atao fa misy azon'Andriamanitra atao ary tsy takatry ny fahalantsika zany ary tsy azo ferana fotsiny ny saintsika (na doctrine inona na inona)fa feno fahendrena sy fitiavana zay tsy ananantsika Izy.Izy irery no tompomarika manana ny fahamarinana @ io purgatory io
zao manko misy oul oh.nanao ny tsara teto antany ka lasana nefa tsy nino an'A.tra akory lasa ny saiko oe
de ho arina any @ afobe ko v reny sanatria? io antony io no mampieritreritra fa misy ny afo fandiovana azony andinihantena alohany iakatra any @ lanitra izy reo na tsia satria mba nanao ny tsara ihany,fihevitro ihany iny toy ny rehetra tsy voatery ho marina fa Andriamanitra irery no atokisako manana ny MARINA