purgatory
41. cutie
(
06/09/2007 20:38)
mahita oul hafa anontaniana za ry ravakamalala raha tsy hety hamaly ry zareo a :)
42. fijo
(
06/09/2007 20:54)
piste an, na dia efa manana hevitra aza anie tsara ihany ny manontany e.
43. Rasiligaoma
(
06/09/2007 21:15)
pissoa:
tsy azavaiko satria ny fahitako azy ny katolika mandray anjara eto efa mahalala ze inoany ... moa ny tsy katolika ... na hazavaina in-100 aza modiany tsy araka :lol:
D'accord amin'io aho
44. cutie
(
06/09/2007 21:51)
Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 06-09-2007 23:15:00
Lohateny : Re : purgatory
Hoy i pissoa:
tsy azavaiko satria ny fahitako azy ny katolika mandray anjara eto efa mahalala ze inoany ... moa ny tsy katolika ... na hazavaina in-100 aza modiany tsy araka
D'accord amin'io aho
faly ery :lol:
46. LazaDaddy
(
06/09/2007 22:29)
[quote=LazaDaddy]Aiza koa no misy an'izany olon'afaka tapatapany izany? Nefa hoy i Jesosy hoe "efa vita!"[quote]
Izany olona afaka tapatapany izany kosa aloha dia fampiesonana e. Mitovy @ tsy afaka ihany izany fa pasopasohina ny filaza azy :)
Avy eo indray ireo olona ireo dia lazaina hoe mandoa sazy any an-koatra vao tafiditra any an-danitra (fully pay the satisfaction due to their transgressions). Tena matimaty foana i Kristy raha izany no antsoin'ny sasany fa "finoana orizinaly naoriny".

47. ikaretsaka
(
06/09/2007 23:00)
tsisy olon'afaka tapatapany izany (Izay ianao ihany no namorona an'io)
fa misy kosa ny olona afaka sauvena, olona afaka angatahana famindram-po avy any amin'andriamanitra

48. ikaretsaka
(
06/09/2007 23:04)
io mitovy @ ilay nolazain'i jesoa hoe .. ... " any aloha mandra mpandohany ny vary iray venty"
dia rehefa voalohany ny vary farany dia avotra izy

49. ikaretsaka
(
06/09/2007 23:08)
pissoa:
tsy azavaiko satria ny fahitako azy ny katolika mandray anjara eto efa mahalala ze inoany ... moa ny tsy katolika ... na hazavaina in-100 aza modiany tsy araka
aleo koa izay
50. LazaDaddy
(
07/09/2007 00:23)
ikaretsaka:lazao marina izay tianareo ambara e :) Aiza ihany izy ity? :) Ilay rohy naroson'i Hery t@ fanazavany manambara ny "temporal punishment for those who, departing this life in God's grace, are, not entirely free from venial faults. Io ilay "afaka tapatapany", raha tsy izany fafao io site io fa sao manala baraka :)
tsisy olon'afaka tapatapany izany (Izay ianao ihany no namorona an'io)
51. cutie
(
07/09/2007 01:08)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 07-09-2007 01:08:36
Lohateny : Re : purgatory
Hoy i pissoa:
tsy azavaiko satria ny fahitako azy ny katolika mandray anjara eto efa mahalala ze inoany ... moa ny tsy katolika ... na hazavaina in-100 aza modiany tsy araka
aleo koa izay
de tsarovy aza zahay refa lasa any @ purgatory nareo e lol
52. cutie
(
07/09/2007 01:09)
Avy eo indray ireo olona ireo dia lazaina hoe mandoa sazy any an-koatra vao tafiditra any an-danitra (fully pay the satisfaction due to their transgressions). Tena matimaty foana i Kristy raha izany no antsoin'ny sasany fa "finoana orizinaly naoriny".
za mba gaga
avy eo indray ampihesonina @ purgatory :-D
53. ikaretsaka
(
07/09/2007 02:58)
LazaDaddy:
[Aiza ihany izy ity? :) Ilay rohy naroson'i Hery t@ fanazavany manambara ny "temporal punishment for those who, departing this life in God's grace, are, not entirely free from venial faults. Io ilay "afaka tapatapany", raha tsy izany fafao io site io fa sao manala baraka :)
tsy azon'i laza, na niniana tsy azo
not entirely free =tsy afaka tanteraka. fa tsy hoe "afaka tapatapany izany!
efa nazavaiko an'i laza sy ilay olona anakiray niaraka taminao t@ izay.. t@ eeeeeeelabe izay fony isika mirahalahy mbola mpikarajia ny momba an'io ka asa raha tadidinao na tsia, fa no savevako ilay izy (miala tsiny) dia hitako tao anaty diska tao... dia ity navoakako ity
efa ankamoaka diska loaka ihany moa ko!
(novaiko ny anarantsika roalahy ao anatin'ny tantara)
http://ikaretsaka.blaogy.com/
54. ikaretsaka
(
07/09/2007 03:05)
tsy @ maha vola azy no ijerena azy, fa @ asa fivalozana azy, io koa mbola diso ny interpretation anao @ io
ilay fariseo sy ilay vehivavy mpananon-tena samy nandrotsaka vola tao anaty vatan-drakitra jerena

55. LazaDaddy
(
07/09/2007 05:11)
ikaretsaka:tena tsy nahavita azy ilay "jezo" inoanao raha izany no izy satria tsy manafaka tanteraka!!! :)
not entirely free = tsy afaka tanteraka.
56. ikaretsaka
(
07/09/2007 11:16)
1)tsy hoe latsa-dra sy namoy ny Ainy izy dia afaka tanteraka daholo ny fahotantsika=izany hoe na manota aza isika dia avotra foana?
Aminao izany tsy Ilaina intsony \"ny avelao ny fahotanay\" isaky ny mihetsika?
fa hoe \"Ndao hanota r\'ianona fa tsy maninona fa efa \'i Jesosy no nisolo vaika ny akalana fa mijanjajanga dia mandainga dia andao hangalatra. Efa eo jesosy ko
2) de raha vita teo ambony hazo fijaliana ihany ny film, tsy ireo Jiosy nanao hoe \"aoka ho anay sy ny taranakay\" no ho voavonjy voalohany satria ireo no niteny fa hosasana @ ra-ny?
3) Izahay mahatsapa fa tsy noho izy latsa-dra ihany dia tsy nanota intsony isika, na izany aza dia Ny jesoaa sy ny Rainy inoanay dia mpamindra fo mandrakizay ary tsy tiany hisy ho very ny ondriny na 1 aza! fa omeny chance foana hi repare-na io tsy faha tomombanana io mandra-pahavitan\'izao tontolo izao. Raha mamaky baiboly tena mamaky baiboly ianao fa tsy mintsimpona arak\'izay hitiavanao azy, dia izay no votoatin\'ilay momban\' Andriamanitra voalaza ao
4)ny Jesoa inoanay sy nahatonga anay nino Azy dia noho i Izy be fitiavana sy namela ireo olona nandinin-tena, fa tsy natao ho fitaovana hanasana atidohan\'olona heo \"bedy bedy bedy, manaraha anay manaraha anay raha tsy te ho bedy intsony\" (2kor2) (1kor5)

57. LazaDaddy
(
07/09/2007 16:17)
ikaretsaka>
1) tena tsy nahavita azy ilay jesoa inoanao raha tsy vitany teo @ hazo fijaliana ny asa famonjena.
2) na izay iray mandainga na ianao na izy nilaza hoe "efa vita". Izaho manokana aloha mino Azy tanteraka :)

58. ikaretsaka
(
07/09/2007 17:38)
laza (tsy daddy)>
Hoy ny nanakambanan\'ilay Mompera vao namonjy ny Tompo voalazantsika ao ambadika ao , Ara-kira
:
\"Tsy ho nisy Nahalala an\'Andriamanitra
...Raha tsy nirahiny ny zanany(Matio11,27)
Tsy ho nisy nahazo izay voalazany
...Raha tahiny tsy nomeny ny fanahiny(joany 16,13)
Tsy ho nisy koa nahazo ny fanahiny
... Raha tahiny tsy nasandrany ny zanany\" (Joany 7,39; Romanina 8:15)
fa masina ny Tompo
Ny olona niseho azy ho mesia fople sy hoe guru ry laza, na iza na iza (eny na ianao io aza)_ afaka mi pretendre daholo hoe handatsaka ra eo ambony Hazo fijaliana aby ho fanavotana an... dia afaka manao izany koa raha tiany..
(azo atao kao hoe tsy lakroa io fa rehefa zavatra mahafaty)
saingy ireny maty dia tany dia tany!
fa i Jesoa nitsangana T@ maty no fototry ny finoantsika.. Efa Paka ny andro, efa ascension efa pantekoty, fa tsy nijanona Zoma masina dia tsy nisy rahampitso intsony
Tsy hoe maty i Jesoa dia avotra isika, fa mbola nonenany am-po, nomeny ny fanahy masina sns...
Diso fandraisana indray i Laza eto fa ny tendrony ihany no noraisiny (toy ny mahazatra eee)
ozy tokoa hoe \"vita\" (ny teo no vita) ... fa nisy koa ny nitsanganany...dia niteny koa izy avy eo hoe \"eo aminareo mandrakariva aho\"
Dia \"Omeko ny Fanahy Masina \'nareo\" \"mbola nanome fahefana an\'i Piera izy\"
Samy mino azy, fa misy fahasamihafana bedebe ny mino azy araka izay revirevin\'ny tena ihany , ka izay tiana no tazomina fa izay tiana sy hafahafa mety handratra ilay \"mba finoana revirevena\" dia odiana fanina any!
sy ny mino azy vokatry ny fandraisana tanteraka ny zavatra manontolo nambarany! na an-tsoratra na an-teny

ravakamalala:
Samy mangetaheta, ary samy maha afaka hetaheta ny rano, fa hafa ihany ny rano avy any an-doharano (sy ny ranon\'ikopa ohatra)
59. ikaretsaka
(
07/09/2007 18:01)
ilay hoe "arodany ity tempoly ity fa izaho hanangana azy ao anaty 3 andro"
Ny tempoly no voarodana teo ambony lakroa .. "Vita" ny fandrodanana!
fa afaka 3 andro..."vita" ny fananganana

60. LazaDaddy
(
07/09/2007 20:34)
ikaretsaka:Inona ny asan'ilay Fanahy Masina ry ikaretsaka? :)
Dia "Omeko ny Fanahy Masina 'nareo"
LazaDaddy:
1) tena tsy nahavita azy ilay jesoa inoanao raha tsy vitany teo @ hazo fijaliana ny asa famonjena.
2) na izay iray mandainga na ianao na izy nilaza hoe "efa vita". Izaho manokana aloha mino Azy tanteraka