purgatory

21. hery ( 06/09/2007 14:43)
Laza> Vakio lavidavitra ihany... sady halalino kely.
22. cutie ( 06/09/2007 14:43)
Mpandefa : hery [ Valio ] 06-09-2007 15:36:04
Lohateny : Re : purgatory


Mahafaly ny mahita anareo te hahafantatra mafy ny foto-pinoana Katolika. Efa fambara sahady izany fa misy zavatra mahaliana anareo ao. Ho ahy mantsy, ohatra, dia tsy dia miraharaha an'izany resaka Ramadan, Jihad, Nirvana sns izany... satria tsy manana fironana ho amin'ireny mihitsy aho. Toa izany koa, tsy gaga mihitsy aho hoe maninona ny pasitera no manambady, maninona ny protestanta no toa izao sy toa izao... satria ampy ahy ny finoako. Koa fambara tsara sahady raha liana mafy amin'ireo doctrines katolika ianareo

za alou tsy nahalala we doctrine katolika io e :)
23. Solitikabe ( 06/09/2007 15:50)
Io nge le fanontaniako tary hoe raha misy ny Purgatory dia afaka manota foana izany ny olona mandrapahafatiny eh
Fa mba nandinika kely teto tokoa aho ho'a eh dia nanao izao famaranana izao: "Matoa misy ny afobe, dia misy ny afokely, dia misy koa izany ny afo mitsilopilopy"
Fa rehefa mandinika ny hoe "ny lanitra dia fahazavana sy fahasambarana" ary "devoly dia haizina sy afobe" dia toa mifanohitra amin'ny fijery an-davan'andro ihany io satria ny afo no manome hazavana fa tsy haizina akory. Tena misimalalaka an
24. Rasiligaoma ( 06/09/2007 16:09)
Efa miverina eto foana moa ity purgatoire ity! diska goka be mihitsy, na ny fanjaitra mamajy ilay diska aza efa leo!
Tsy hoe tsy afaka manota intsony ny olona, fa iombonako amin'Ika io hoe tsy olona intsony izany olona tsy nanota izany, na 1 segondra alohan'ny hahafatesanao aza ianao mety mbola nanota...

solitikabe: ka mifanohitra @ fijery andavan'andro foana anie io zavatra io e: ny olona eto an-tany dedadedaka te niakatra ho any an-danitra, ilay Jesosy avy an-danitra indray midina tety an-tany!
Miaka midina sy mandeha miankavia sy ankavanana eo izy ity e!
25. pissoa ( 06/09/2007 16:15)
Resaka efa niverina imbesaka teto io ... ary ireo olona mandray anjara sy miady hevitra eo ambony dia toa olona efa nandray anjara sy niady hevitra tamin'ny fotoan'androny.

Ny voalazan'i Solitikabe
Io nge le fanontaniako tary hoe raha misy ny Purgatory dia afaka manota foana izany ny olona mandrapahafatiny eh
dia efa niverina imbetsaka teto ny valiny.

Izay mana-maso aoka hamaky ... izay manan-tsaina aoka hitadidy :-D:-D:-D
26. cutie ( 06/09/2007 19:27)
dia efa niverina imbetsaka teto ny valiny.

za alou tsy naharaka an'zany e :)
27. pissoa ( 06/09/2007 19:59)
tsy mahagaga :-D:-D:-D
28. cutie ( 06/09/2007 20:08)
tara lava ve :-D
29. ikaretsaka ( 06/09/2007 20:12)
cutie, tsy naharaka sa mody tsy maharaka?
toa mpandray anjara t@ ilay resaka purgatory 3 voalohany manko ndry
30. cutie ( 06/09/2007 20:12)
De manin zao no tsy azavain-jy le izy ry pissoa:roll:
31. pissoa ( 06/09/2007 20:21)
tsy azavaiko satria ny fahitako azy ny katolika mandray anjara eto efa mahalala ze inoany ... moa ny tsy katolika ... na hazavaina in-100 aza modiany tsy araka :lol:
32. pissoa ( 06/09/2007 20:22)
tsy azavaiko satria ny fahitako azy ny katolika mandray anjara eto efa mahalala ze inoany ...

afa-tsy za ngambany :-P:-D:-D:-D
33. cutie ( 06/09/2007 20:24)
hay ve natokana ho an'ny katolika ihany izy ty e
:lol:
34. pissoa ( 06/09/2007 20:26)
cutie, tsy naharaka sa mody tsy maharaka?
toa mpandray anjara t@ ilay resaka purgatory 3 voalohany manko ndry

:wink::wink::wink:
35. piste ( 06/09/2007 20:27)
Ny ahy mahakamo manazava zavatra amin-dry zalahy ireo dia mody manontany izy nefa efa misy hevitra raiki-tapisaka ao aminy ao. Ka tsy ilaina valiana intsony amgamba ny resaka toy itony. Aleo olona sincere no iresahana.
36. cutie ( 06/09/2007 20:28)
purgatory 3 1 aiza zany:roll:
za alou tsy maharaka mitsy e
:lol:
fa refa tsy hanazava njy nga azoko terena moa :roll:
37. cutie ( 06/09/2007 20:29)
Mpandefa : piste [ Valio ] 06-09-2007 22:27:23
Lohateny : Re : purgatory
Ny ahy mahakamo manazava zavatra amin-dry zalahy ireo dia mody manontany izy nefa efa misy hevitra raiki-tapisaka ao aminy ao. Ka tsy ilaina valiana intsony amgamba ny resaka toy itony. Aleo olona sincere no iresahana.

curiosite fotsiny ny ahy alou ry piste
fa mbola tsy nisaina ze fandehany any aoriana any za e :lol:
38. cutie ( 06/09/2007 20:33)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 06-09-2007 22:12:20
Lohateny : Re : purgatory
cutie, tsy naharaka sa mody tsy maharaka?
toa mpandray anjara t@ ilay resaka purgatory 3 voalohany manko ndry

oups
hay ve i Ika no nanontany e
za alou tsy namaky ze tany ambony tany ary @le forum 1 ary fa le nosoratan'i Ika ihany no nanaitra ahy :lol:
39. ravakamalala ( 06/09/2007 20:35)
aza d atao an io fa zay zao tsy maharaka ve rangah d borkénareo fotsiny lé resaka! tohizo foana fa maninona ary?!?!
amin izay koa anie mamelombelona ny finoanareo foana ilay izy, sady mety hiditra any am lava tsofin ny mpanontany ihany ny hiafarany!!
40. cutie ( 06/09/2007 20:37)
amin izay koa anie mamelombelona ny finoanareo foana ilay izy, sady mety hiditra any am lava tsofin ny mpanontany ihany ny hiafarany!!

:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6619